ordi mora be nefa tsara

1. nilex ( 16/03/2011 05:25)
Miarahaba daholo e!
ity misy offre tena tsara nefa mandalo sao mahasoa anareo namana.
Misy ordi portable Hp COMPAQ 610 15 " maromaro ato amiko sao mila nareo.
marihina fa efa niasa 6 mois le izy nompiasaina organisme vahiny nefa ny etat mbola vaovao be.
Toy izao ny mombamomba azy.
CPU: core 2 duo T5870 / 2ghz
RAM: 2G
HDD 320G
avec licence win 7
Garantie 6 mois
misy web cam, wifi ,housse de protection ...etc
prix :1 400 000 Ar à déb

cont:03314 273 10 ou 03418 515 13

Hifandrombahana le izy de aza tara
novalian'i guant ny 27/05/2011 09:24
2. raherigna ( 16/04/2011 09:12)
ino mark carte grafik? capacité?
3. nilex ( 18/04/2011 11:14)
tena efa lany le izy ramose nefa nisy 27 tato ,amin'ny manaraka indray ary e.
4. hery ( 27/04/2011 18:10)
saika nahaliana
5. raherigna ( 27/04/2011 18:14)
nenah moto ndray no tadiaviko, sao mba misy maita azo atao
6. hery ( 28/04/2011 04:09)
moto windows sa moto linux? loll
7. guant ( 27/05/2011 09:23)
manaona ny autonomie batterie! fa io no olana am ordi portable!

8. guant ( 27/05/2011 09:24)
manaona ny autonomie batterie! fa io no olana am ordi portable!
firy pouce ny ecran?misy lecteur ve? d in avy ny log ao anatiny!
merci!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1099