Informatika

3188 ( 03/01/2010 21:38)
salut!mba mtady sopapa fa tena tsy itako mihintsy mampiditra hira @ ipod :oops: ... suite
répondu par badanne le 15/02/2010 11:10
pakopako ( 31/12/2009 17:40)
Salama jiaby Mba saika hangataka sopapa ho an'zay malala-tanana, nisy nanova ny messenger tato ampiasana d lasa tsy afaka mamaky hafatra za fa tonga dia "P" no misortra eo anefa miasa be amiko ny... suite
répondu par 3188 le 03/01/2010 21:33
antsoy ( 30/12/2009 04:45)
Misy fomba ve analana ny commentaire rehetra ao amin'ny code iray amin'ny alalan'ny VS na notepad++? Na eclipse tsy maninona fa ny VS no tena fampiasako dia amin'izay tsy manao copie coller im-be dia... suite
répondu par hery le 30/12/2009 08:16
sitlo ( 11/12/2009 05:04)
Manana invite 8 aho. Alefaso aty ny adiresy gmail izay te hampiasa. Izay tsy mahalala dia http://wave.google.com/help/wave/about.html#video ... suite
répondu par fahamarinana le 30/12/2009 09:15
logan72 ( 10/12/2009 08:08)
Manahoana daholo ary aloha eh ! Tsy izany rey olona fa te-hanao cadeau an'ny zanako lahy efa 16 ans aho. dia Iphone no nieritreretiko hatolotra ho azy, anefa tsara angamba mba mahafantatra aho hoe, i... suite
dangytsmaty ( 26/11/2009 12:29)
Salut daholo an! mba mila fanoroana avy aminareo e! ahoana kay no fomba hi-supprimena tanteraka fichier 1 ao @ ordinateur, Zay de mazotoa daholo miserasera de manantena valiny mahafa-po aty aminare... suite
dangytsmaty ( 26/11/2009 12:23)
Salut daholo an! mba mila fanoroana avy aminareo e! ahoana kay no fomba hi-supprimena tanteraka fichier 1 ao @ ordinateur, Zay de mazotoa daholo miserasera de manantena valiny mahafa-po aty aminare... suite
répondu par gidrokely le 25/02/2010 17:03
xxx ( 28/10/2009 10:40)
azafdy, mba mitady dictionnaire azo téléchargena aho ho an izay afaka manampy ahy, français français no tena ilaiko, ary gratuit an! misaotra mialoha e... suite
jlan ( 25/10/2009 17:25)
Facebook bloqué par proxy au bureau, accès interdit, ..... aiza no misy adresse hahafahana mi-contourner proxy any ampiasana hijerevana FACEBOOK azafady?... suite
répondu par xxx le 25/10/2009 20:40
fijo ( 09/10/2009 22:55)
ô ry zalahy e,izay mba hafaka manome site ahafahana maka hira ao aminn'y dailymotion fa tsy mandeha intsony ny keep-vid. saotra e... suite
répondu par wanalen le 22/10/2009 08:18
raoziny ( 06/10/2009 10:05)
Fa hono wa e, izy ireny ve miankina am qualite fotsiny ny mahalafo na mahamora azy? Azo ampiasaina am ordi rehetra ve zany izireny sa ahoana? Nahita tamin'olona za indray andro de toa misy soratra MP3... suite
répondu par harybe le 25/11/2009 18:14
sitlo ( 05/10/2009 16:41)
Firy eo kay ny debit de connexion any Madagasikara?... suite
répondu par LibrePenseur le 06/10/2009 11:33
eisy ( 29/09/2009 10:52)
mba lilazao aho zay mahita na hanaovana telechargement... suite
diloo ( 25/09/2009 00:49)
sali Hery, Hono hoy aho r'ise, ahoana ny fomba ahazoana smiley hafa noho ity :-D . Nahita smiley tipaka ny hehy mitsilany ami'ny tany iny aho, ary i Pikatti no mampiasa azy matetika. :?: :wink: ... suite
répondu par diloo le 05/06/2010 18:05
xxx ( 22/09/2009 11:06)
nanambotra ny ordi tany @ mpanamboatra azy dia gaga fa voafafa daholo ny document dia nentiko niverina tany dia hoe io anaty disque dur io daholo,mihezaka aho fa tsy tafa mihitsy ... suite
répondu par nilex le 08/10/2009 11:00
xxx ( 01/09/2009 15:43)
Naheno aho hoe misy izany PC 3G izany hono moa iny sa PC G3 fa tsy tadidiko, ka marina ve fa hoe na aiza na aiza de afaka mi-se connecter @ internet foana amin'io karazana PC io? Mba mila fanampimpa... suite
répondu par rhina le 26/09/2009 10:58
xxx ( 25/08/2009 20:38)
Mba toroy hevitra izay mahay!! Sao mba misy afaka manome ny fomba fametraha na commentaire @ php atao anaty site web ,ny tiako ho lazaina dia mba ahafahan'ny mpitsidika mametraka commentaire anaty pe... suite
répondu par xxx le 26/08/2009 23:43
daryprod ( 20/08/2009 11:53)
Aôna kay no fomba hidirana amin'ny compte paypal, de inona avy ny condition arahina amin'izany. Misaotra mialoha... suite
répondu par LibrePenseur le 05/10/2009 14:02
Frv ( 16/08/2009 02:10)
Misaotra anareo zay afaka mampianatra na manome torohevitra aho momba ny olana misy eo @ Pc izay ampiasako fa tsy misokatra malaky ilay izy fa lasa miadana be, 15 na eo @ 20mn vao mandeha, Windows XP... suite
répondu par LibrePenseur le 06/10/2009 11:53
Lyra ( 14/08/2009 22:24)
atao ahoana ny mamafa ny anaran'ny tompony voaloany any ilay kompiotera ao @ windows vista ? efa nataoko daholo ny manolo azy hatrany @ bdr fa tsy mitsahatra manome c:user"anarana_taloha" :lol: ... suite
répondu par rhina le 26/09/2009 11:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.23