Ampio hevitra fa hividy Iphone

1. logan72 ( 10/12/2009 08:08)
Manahoana daholo ary aloha eh !
Tsy izany rey olona fa te-hanao cadeau an'ny zanako lahy efa 16 ans aho. dia Iphone no nieritreretiko hatolotra ho azy, anefa tsara angamba mba mahafantatra aho hoe, inona avy ny caractéristiques mila ao anatiny, satria mipetraka aty Comores izahay, dia tiako vidiana any Antananarivo izy io satria misy miteny ahy hoe 3 500 000 Fmg hono ny vidiny any.
Ka handeha hanao noël sy nouvel an any izahay, dia tiko any no vidiana satria aty Comores mbola tanàna matoritory, tsy dia mbola ao tsara amin'ny technologie moderne!
Ka ampio aho rey olona fa tsy dia tena tsy domaine-ako izy io, sao ka mividividy foana eo.
Efa nanontany ny service opérateur aty aho, fa tsy maninona hoy ry zareo,fa afaka miasa tsara aty à condition débloqué.
Ka dia miandry valiny avy aminareo indray ary aloha Logan eh !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1393