Fandraisana
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
visual studio
1. antsoy
( 30/12/2009 04:45)
Misy fomba ve analana ny commentaire rehetra ao amin'ny code iray amin'ny alalan'ny VS na notepad++?
Na eclipse tsy maninona fa ny VS no tena fampiasako dia amin'izay tsy manao copie coller im-be dia be.
Hamaly
novalian'i
hery
ny
30/12/2009 08:16
2. hery
( 30/12/2009 08:16)
Fa maninona no esorina ny commentaire?
Ireny anie tsy voakaonty rehefa manao compile e. Izany hoe tsy mitombo akory ny fichier na dia feno commentaire aza.
Sa olana hafa?
Hamaly
1
Hamaly
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.062