Informatika

sitlo ( 08/05/2009 15:37)
Nihiratra ny voamasoko nahita ity vidina logiciel Unreal Engine. Hitako ny vazaha foana no mahavita mamboatra jeux video. Fa kay tsy an-jaza ilay ziva. Nefa ny sponce amin'ny recherche 3D vision... tohiny
novalian'i bazylou ny 29/05/2009 11:45
PACO11 ( 08/05/2009 08:44)
[img]http://[/img]... tohiny
novalian'i bazylou ny 25/05/2009 22:07
nioramamy ( 04/05/2009 07:20)
pc
Miarahaba antsika rehetra, Mitady sao mba misy namana mahay manao reparation ordinateur portable. 'il ne s'allume pas" Misaotra mialoha, ary manantena fiaraha- miasa. NIORA... tohiny
novalian'i nilex ny 04/05/2009 09:43
deric ( 02/05/2009 06:20)
Efa nanao teléchargement aho fa tsy tafa ilay izy, mety tsy haiko angamba ny tena fanaovana azy fa andrakandrana fotsiny no nataoko. mba omeo ny tena fomba fanaovana azy e! Rehefa hita le site dia a... tohiny
novalian'i wanalen ny 01/07/2009 11:31
ilaina2701 ( 29/04/2009 12:05)
Misy site vaovao misahana ny mikasika ny freelance sy ny consultant ndray zao ho antsika eto madagasikara, freelance-network.info izay azonao hametrahana maimaimpoana ny service nao raha mahay mana... tohiny
novalian'i sympa ny 29/04/2009 23:41
matokia02 ( 25/04/2009 11:08)
ono oa kay, nareo sao de mba mafantatara ni tena vola ampidirin ireni cyber reni en gle e, mba rentable iani ve izy ireni sa aona... tohiny
novalian'i Lejoba ny 05/05/2009 10:53
matokia02 ( 25/04/2009 09:32)
iza no fourniseur d acces tsara ra anao cyber cafe... tohiny
sitlo ( 25/04/2009 08:48)
Somary ataoko reference amin'ny photoshop kely. Misy automation ve amin'ny audacity na ny adobe audition? Ny automation dia somary algo kely amin'ny photoshop. Tsindrinao ny start dia enregistreny ... tohiny
Ika ( 24/04/2009 07:39)
http://wiki.infogasy.net/ misy olana ?... tohiny
novalian'i hery ny 24/04/2009 08:18
sitlo ( 24/04/2009 03:57)
Misy hevitra ve ampidirana youtube ao anaty flash application. Ohatra hoe nahavita slideshow milailay ianao dia asiana youtube eny atsefatsefany eny. Tsy voatery ho youtube ihany fa izay object reh... tohiny
novalian'i sitlo ny 25/04/2009 04:15
sohitika2008 ( 03/04/2009 18:22)
http://tgv.com/... tohiny
novalian'i locl ny 03/04/2009 19:29
daryprod ( 30/03/2009 05:40)
Sao de misy manana vahaolana fa mihidy ho azy izay fenêtre sokafana, après 15 seconde eo ho eo... tohiny
novalian'i Picsou ny 04/04/2009 13:41
Noue ( 26/03/2009 10:23)
milay kosa ee ! http://www.google.mg/... tohiny
novalian'i xxx ny 26/03/2009 13:04
roxanaha ( 23/03/2009 20:09)
manahôna daholo Sao dia mba misy mahita site ahafahana mi télécharger fichier mp3 hira malagasy ranoray ianareo? ohatra hoe poopy mp3 intégral, ambondrona mp3, sns.... misaotra mialoha... tohiny
sitlo ( 23/03/2009 15:51)
Ahoana kay ny fomba ahitana erreur javascript amin'ny firefox? Nisy zavatra namboariko izay dia mandeha tsara ilay izy amin'ny ie fa tsy mandeha amin'ny firefox. Tsy manoratra erreur ilay izy fa to... tohiny
novalian'i sitlo ny 23/03/2009 17:54
Randria2009 ( 21/03/2009 18:10)
Raha ity [www.google.mg] no faniriana dia efa eto isika izao: [url]http://www.google.com/intl/mg/[/url] [url]http://www.google.com/intl/mg/[/url] Mazotoa ary Dia aza adino ny miteny Gasy ... tohiny
novalian'i Andribe ny 21/03/2009 19:11
sitlo ( 15/03/2009 07:25)
Nanandrana nampiasa aho androany. Mbola tsy ilay version finale fa na izany aza mba fitia hikitikitika fotsiny. Tsy dia nisy fiovana firy mihoatra ny 7 ilay izy. Raha natao hoe 7.1 na 7.5 dia mba n... tohiny
novalian'i xxx ny 15/03/2009 09:31
daryprod ( 12/03/2009 13:00)
Iza taminareo kay azafady no efa nampiasa CAMSPACE ka nandeha tsara, raha mba misy logiciel mitovitovy @ io de mba mangataka azafady, na lien ahafahana mi-download. Jereo @ net io CAMspace io de ho fa... tohiny
ni81 ( 11/03/2009 14:11)
Tsy fantatro izay manjo ny ordi fa tato ho ato rehefa mi-télécharge zavatra aho dia tonga dia mi-déconnecte izy. Dia mila redémarrer-na, na mila débrancher-na dia avy eo rebrancher-na indray ny l... tohiny
novalian'i ni81 ny 13/03/2009 18:22
rasobakobako ( 11/03/2009 13:41)
ahoana ny fomba hamadiana sary format "tif" ho "jpg" ?... tohiny
novalian'i mahell ny 15/04/2009 11:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.048