Fermeture automatique

1. daryprod ( 30/03/2009 05:40)
Sao de misy manana vahaolana fa mihidy ho azy izay fenêtre sokafana, après 15 seconde eo ho eo
novalian'i Picsou ny 04/04/2009 13:41
2. nilex ( 31/03/2009 10:55)
Misy virus izany ka mila alana ny virus na manao réinstallation mihintsy raha tsy dia misy donnée ao
3. daryprod ( 01/04/2009 07:44)
Misaotra betsaka @ le torohevitra e, ary tsy misy ahafahana mamaha olana @ registre angaha.
4. nilex ( 02/04/2009 10:41)
slt,azo atao mihintsy ny mihiditra amin'ny base de régistre fa sa tsy hain'ny olona satria mety tsy ho zatra mikitika BDR izy ka vao maika manimba zavatra fa de aleo formatena e.Marina fa ny olana rehetra dia azo vahana ao amin'ny bdr avokoa
5. Picsou ( 04/04/2009 13:41)
manao regedit avy eo recherche "chiCkie" de supprime-o na mitadiava regfixer 2
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5526