erreur javascript firefox

1. sitlo ( 23/03/2009 15:51)
Ahoana kay ny fomba ahitana erreur javascript amin'ny firefox?

Nisy zavatra namboariko izay dia mandeha tsara ilay izy amin'ny ie fa tsy mandeha amin'ny firefox. Tsy manoratra erreur ilay izy fa tonga dia tsy manao na inona na inona fotsiny.

:wink:
novalian'i sitlo ny 23/03/2009 17:54
2. xxx ( 23/03/2009 17:29)
http://getfirebug.com/js.html
3. sitlo ( 23/03/2009 17:54)
Misaotra,

Ary nataoko fa fikitikitihana CSS fotsiny ilay firebug.

Misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2552