Mi-deconnecte matetika
1. ni81
(
11/03/2009 14:11)
Tsy fantatro izay manjo ny ordi fa tato ho ato rehefa mi-télécharge zavatra aho dia tonga dia mi-déconnecte izy. Dia mila redémarrer-na, na mila débrancher-na dia avy eo rebrancher-na indray ny livebox.
Ka mba manontany aho ry zareo hoe: inona no antony mahatonga an'izay, ary mba inona no toro-hevitra atoronareo ahy.
Dia misaotra betsaka indrindra o!
Ka mba manontany aho ry zareo hoe: inona no antony mahatonga an'izay, ary mba inona no toro-hevitra atoronareo ahy.
Dia misaotra betsaka indrindra o!
novalian'i ni81 ny 13/03/2009 18:22
2. mikeh
(
11/03/2009 15:43)
Andramo desactiverna aloha ny anti virusnao sao dia any no bleme,na raha internet explorer no fampiasanao ,dia andramo @ mozilla indray ny telechargement.
Rehefa manao telechargement ihany izany no mideconnecte ho azy ?
Rehefa manao telechargement ihany izany no mideconnecte ho azy ?
3. ni81
(
11/03/2009 16:09)
Andramo desactiverna aloha ny anti virusnao sao dia any no bleme,na raha internet explorer no fampiasanao ,dia andramo @ mozilla indray ny telechargement.Ie rehefa manao telechargement ihany aho vao mideconnecte ho azy izy; efa tsy internet explorer intsony anefa no ao fa efa mozilla firefox efa volana vitsivitsy.
Rehefa manao telechargement ihany izany no mideconnecte ho azy ?
Efa nanao scann aho fa tsisy fichier infecté mihitsy aloha tao. Dia omaly aho aza niantso orange nanontany fa tsy hitany izay vaha-olana aloha hatramin'izao.
4. mikeh
(
11/03/2009 18:07)
http://www.commentcamarche.net/forum/affich-5373812-mon-pc-redemarre-a-chaque-telechargement
