office 2007 sy 2010

1. fidelite ( 05/03/2012 11:11)
manahoana daholo!

ahoana kay ny fomba hamakiana doc word (2007) sur internet ? office 2003 no amin'ity ordi ampiasaiko ity (tsy mety i-installer-na office 2007 na 2010. connecté amin'ny internet kosa anefa).

misaotra mialoha.
novalian'i ded.kitty ny 14/05/2012 03:34
2. hery ( 05/03/2012 11:46)
Raha manana compte google ianao dia afaka mamaky doc 2007 amin'ny http://docs.google.com

Ny fichiers attachés word 2007 amin'ny emails voaray ihany koa dia tonga dia azo vakiana rehefa mampiasa gmail.

Raha tsy manana compte google ka tsy te hanokatra compte google dia azonao ampiasaina ny compte namana.serasera.org mila activer-na dia fidelite@namana.serasera.org no ampiasainao hidirana amin'ny docs.google.com

Hery
3. fidelite ( 06/03/2012 09:52)
misaotra hery a.
4. ded.kitty ( 14/05/2012 01:51)
http://www.openoffice.org/
Mety koa Google Doc, fa indray indray misy problème na format izy io.
5. ded.kitty ( 14/05/2012 03:34)
Azafady, tsy hitako ilay hoe "sur Internet", ny an'i Hery no mety amin'io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0842