tnt.bmp

1. raliana ( 19/12/2011 08:31)
salama daholo!!
saika mba anontany ny fanalana virus "tnt.bmp" ho an'izay mahafantatra,sa ve tsy maintsy manao reinstallation systèmen. misaotra mialoha ho an'izay tsara sitrapo
novalian'i raliana ny 01/02/2012 07:35
2. nilex ( 19/12/2011 13:41)
slt,tsy mbola hitako loatra io virus io ,asa raha azonao azavaina kely ny zavatra mitranga .Sa io ilay misy sary iny?
3. raliana ( 20/12/2011 06:21)
slt, rehefa velomina ny pc dia misy sary mi-aperçu; ohatrany sary karazana triangle fa tsy de haiko tsara ny manazava azy.misatra mialoha @ fanampiana
4. nilex ( 20/12/2011 13:07)
slt,raha ny momba ireny virus manome sary ireny dia toy izao no fanaovandry zareo azy.Ataony ilay programme mamiseho an'iny sary iny dia avy eo asiany fichier autorun.inf mi lancer azy rehefa démarrena ny ordi.Tadiavina araka izany ny misy io programme io matetika dia ataony "aaaaaa.exe " izany hoe programme exécutable le izy.Dia tadiavina koa ilay sary lanceny dia miaraka fafany dia vita.Raha vitanao izay dia tsy mila manao réinstallation ianao.
5. raliana ( 21/12/2011 06:42)
slt, misaotra betsaka t@ fanazavana na dia tsy de azoko tsara aza satria ny tena mbola zaza vao @ info, talohan'ny valinteninao de izao no nataoko:notadiavina le tnt dia nofafako fotsiny dia niala, ny zavatra tsy fantatro fotsiny hoe mety hisy fiatraikany any @ zavatra afa ve sa tsy maninona? dia izy koa rehefa manindry ctrl+alt+suppr dia tsy mety fa mamoaka ity soratra ity"le gstionnaire des taches a été désactivé par votre administreur"
6. hery ( 17/01/2012 09:39)
ilay hoe


rehefa manindry ctrl+alt+suppr dia tsy mety fa mamoaka ity soratra ity"le gstionnaire des taches a été désactivé par votre administreur"


Jereo fa sao dia tsy administrateur ilay compte sokafanao
7. raliana ( 01/02/2012 07:35)
slt hery,eny mamoaka io soratra io mihitsy le izy fa saingy compte tokana ihany ilay izy dia ny administraeur zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5093