frajosoa - 10/09/2017 18:09
|
![]() Isaky ny mampiditra vidéo amin'ny youtube za de miova foana ilay qualité an'ilay vidéo, mety misy mahay tokony hatao amin'izany ve mba hitazomana ny qualité an'ilay vidéo? misaotra mialoha! |
victa - 22/09/2017 13:46
|
![]() fa ny fanontaniako koa dia inona ny logiciel fanaovan flashage toute phone tel que mobile,android,iphone |