mampiditra hira @ youtube

1. frajosoa ( 10/09/2017 18:09)
Salama daholo!

Isaky ny mampiditra vidéo amin'ny youtube za de miova foana ilay qualité an'ilay vidéo, mety misy mahay tokony hatao amin'izany ve mba hitazomana ny qualité an'ilay vidéo?
misaotra mialoha!
novalian'i victa ny 22/09/2017 13:46
2. victa ( 22/09/2017 13:46)
raha manokatra onglet youtube anaw da rehefa mandeha ny video tianaw ho telechargena dia miditra amin'ny barre d'adresse anaw avy eo fafanao fotsiny ny www. de soloanao ss (ssroa) de tsindrinao ny entre de maneho safidy marobe izy hoe mp4360,240, na 3gp 240,120 farany enregistrer le ficher de izay

fa ny fanontaniako koa dia inona ny logiciel fanaovan flashage toute phone tel que mobile,android,iphone
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.199