convertisseur

1. guant ( 06/01/2016 10:50)
miarahaba tompoko!
inona kay no mahatonga ny convertisseur tsy mety tafakatra 220v fa mijanona eo amin'ny 180 eo fotsiny.marihiko fa ilay economique ireny ilay izy.
mba misy olona mahay momba ireny ve ato azafady?
misaotra sahady!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0996