Clavier mivadika

1. mpisotrtoaka ( 04/03/2015 11:55)
Salama daholo e ! Mivadika ho azy ny clavier-ko lehireto a ! Manoratra a aq no soratany d manoratra q za d aq ihany no soratany d mis touche maromaro tahaka izany saingy mis sasany mandeha tsara ! Le fenêtre eo akaikin'ny ctrl gauche zao ts mahazo tsony ! Inona no tokony ataoko ?
2. 5laody ( 04/03/2015 12:59)

mpisotrtoaka:

Salama daholo e ! Mivadika ho azy ny clavier-ko lehireto a ! Manoratra a aq no soratany d manoratra q za d aq ihany no soratany d mis touche maromaro tahaka izany saingy mis sasany mandeha tsara ! Le fenêtre eo akaikin'ny ctrl gauche zao ts mahazo tsony ! Inona no tokony ataoko ?

Lena angamba (tondra-drano sa ilay mafana raraka tao omaly?)
raha clavier azo tsoahina dia sokafy dia diovy tsirairay. (alaivo sary aloha ny dispo n'ny touches)
ilay caoutchouc misy boutons ao anatiny iny dia mandreraka be raha sendra coca na kafe.

Raha portable ilay ordi dia somary henjakenjana fa andrmo hamainina amin'ny sechoir à cheveux (tsy mamay loatra) dia andramo indray.
3. mpisotrtoaka ( 30/03/2015 10:19)
Tena lena tokoa takaka ! Merci e !
4. 5laody ( 31/03/2015 13:05)

mpisotrtoaka:

Tena lena tokoa takaka ! Merci e !


salama e, ela tokoa vao maina. Ny hamandoana anie ka mampihetsika romatisma e.
5. mpisotrtoaka ( 07/07/2015 11:12)
sur miits ! Efa nosoloiko e ! Manamerda !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1996