internet haingana sy @ vidiny tsy dia lafo

1. tovorandria ( 28/05/2015 08:31)
miarahaba antsika rehetra,

aiza kay no misy internet tsara connexion zany oe haingam- pandeha ary amin´ny vidiny tsy dia lafo eto tana? dia ohatrinona eo kay ny sarany isam- bolana?

misaotra tompoko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1965