Problem USB

1. eric306 ( 02/09/2011 17:47)
slt dhl! Mba mangataka torohetra. Manana flash disk 2Gb aho de ref asian donne le iz d ts mis mand le donne. Ef n formatek t@windows sy linux fa ts mis fiovana. In kay n tokony atao? Msaotr!? Msaotr!
novalian'i tmjjah ny 04/10/2013 06:28
2. sitlo ( 09/09/2011 23:10)
yep, ohatra an'izay no ataony rehefa vita izy izay.
3. sacrificium ( 13/09/2011 01:06)
hitanao!!! matin'ny biby ( virus) izy zay!
ts mandeha intsony zany, sady aleo tsy ampiasaina intsony toy izay hanimba machine



http://www.electricite-maison.com/bricolage.html
4. ibob ( 06/12/2011 19:40)
formateo format FAT ilay usb
5. heirzo ( 04/06/2012 11:01)
slt, le flash mintsy no efa tsyizy tsony
Mino za fa le vita sinoa ngamba zany
fa ataovy anaty dossier fotsiny ny fichie de aza atao plein le izay fa minimum 45%-n capacité iany de misokatra daoly ze ao amzay
6. heirzo ( 08/08/2012 12:01)
Slt! mety le Flash double marque ireny zao izany, le Sony Vaio ireny e, vita sinoa ireny ary tena ts mamely mintsy. Ary farany tadidio koa fa izy ireny ko nge mety maty otran'ny matériel rehetra e
7. tmjjah ( 04/10/2013 06:28)
ts lan biby zan f le USB mits no manary !! sary ian no ts arian ngab e! na zavatr anat winrar! ef voan za e! surtout le kingston 2G ren no ten manao anzay! mande tsar iz 2 ou 3 mois f aveo d bye bye!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3258