Insérez un disque dans le lecteur device....

1. sakio ( 12/05/2009 12:42)
Salut daolo!
Isaky ny mampididtra clés USB aho na imprimante mampiasa USB na fakan-tsary dia misy ity message ity foana:
Il n'y a pas de disque dans le lecteur, Insérez un disque dans le lecteur\device\harddisk1\DR7
Tsy miala io message io raha tsy esorina ihany koa ilay clé na ilay machine mampiasa USB.
Sao dia mba virus no mahatonga anio ary io eh?

XP2 PRO no ampiasaiko miaraka amin'ny Mozilla firefox
AVG 7.5 ny antivirus ko

Misaotra mialoha amin'ny valiteninareo :)
novalian'i sitlo ny 16/05/2009 00:24
2. sitlo ( 16/05/2009 00:24)
Raha ny tokony ho izy tsy tokony fa andramo ihany aloha ity. Andramo installena ny piloten'ilay flash disk.
Na upgrade ilay XP.
Na upgrade ny piloten'ilay USB.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2865