Informatika

ktsif ( 09/05/2008 09:36)
en réseau ny ordi rehetra ato ampiasana. Za de tafiditra ao anaty réseau local nefa tsy mahazo internet. efa nohamariniko fa mitovy amin'ny an'ny olona rehetra ihany ny DNS sy ny etsetra fa ny inter... suite
répondu par ktsif le 13/05/2008 06:07
ni81 ( 09/05/2008 06:20)
Nanokatra ny site serasera aho alina dia tsy nisy nisokatra aloha ilay izy. Tampoka teo anefa dia nisy ilay hoe about blank tery ambony ary dia nisokatra ho azy teo site serasera efa ho 10. Dia avy eo... suite
répondu par ni81 le 09/05/2008 19:18
lohabe ( 08/05/2008 18:04)
Nanandrana nampiasa IIS7 tamin'ny Vista SP1 aho. Efa nasiako Apache ilay izy talohan'ny nanaovako upgrade SP1. Talohan'ny nametrahako [b]Apache[/b] dia efa no-installe-ko ny IIS 7, fa [b]FastCGI[/b] f... suite
répondu par lohabe le 09/05/2008 15:13
todisoa2 ( 05/05/2008 13:47)
in n fika fa n matos kou ts mis zvt miseho ny bureau-kou?... suite
répondu par fetrakens le 26/09/2008 14:30
xxx ( 29/04/2008 14:51)
Mba mila fanampiana kely azafady ô! Ahoana kay ny fanafoanana ny mombamomba anao any amin' ny google ny tiko lazaina dia rehefa tapéna ny anaranao dia mivoaka any daholo izay momba anao rehetra! A... suite
répondu par hery le 05/05/2008 14:50
mmmhh ( 29/04/2008 12:35)
Mba manontany kely anareo izay manam-pahalalana @ ty resaka informatika ty ne e, zavatra roa no tiako ho fantatra; 1 - Ny ordi-nay rehetra ato am-piasana dia en réseau dôly, misy informaticien ira... suite
répondu par xxx le 05/05/2008 16:04
ikotoleta ( 24/04/2008 15:08)
Sipa mipropose sex gratos ho an'ny bandy virjiny hono e. Et tout et tout ze ifanarahana fa mitondra kapoty. Fa zany ndray no fanaovana manif vaovao an'ny XXIs :arrow: neutralité du net Avis ho ... suite
répondu par ikotoleta le 05/05/2008 21:15
tawa ( 18/04/2008 05:23)
Slt daholo, Efa itanareo ve ilay site http://www.oi-mada.org communauté informatique gasy En cours de création ilay site fa efa azo jerena ihany! ... suite
répondu par todisoa2 le 06/05/2008 13:35
yonikafopl ( 10/04/2008 20:37)
Tena aza imemezana za fa vendrana a :oops: Misy namako zany mbo nihevitra fa za no mety afaka hanampy anazy, de nantsoiny nankany aminy za, nomeny ana le ipod de we iny hono mba ampidiro MP3 gasy. ... suite
répondu par yonikafopl le 11/04/2008 19:18
meved ( 10/04/2008 20:28)
Miarahaba Andriamatoa sy ramatoa isany hajaina! rehefa mandefa hafatra amin'ilay namana serarasera dia misy soratra hoe " sary fanampiny "eo ambany ankavia. ahoana kay ny mandefa sary amin'io raha ... suite
répondu par hery le 11/04/2016 11:18
makezaka ( 10/04/2008 13:58)
salut daholo ahona efa nisy nihaino radio tana ve ianareo to tsy mande le adiresy nomen'i Francis turbo iny. Raha misy mafantatra le adiresy de mba omeo eo na fika fa mba tehiaino radio ny tenanay e... suite
xxx ( 04/04/2008 16:44)
Nisy ranamana voaala tao amin'ny contacts ao amin'ny skype. Saika no-bloquer fotsiny aloha fa kay moa misy hoe remove from contact list koa :( Misy fomba hamerenana azy ho contact ve, tsy atao kobo... suite
répondu par zoukimi le 10/08/2008 21:38
Bigma ( 02/04/2008 12:52)
Sao de mba misy manana pilote-na TRUST, OFFICE SCAN 19200 pour XP azafady ze hifanarahana.Merci! ... suite
répondu par Bigma le 04/04/2008 11:29
xxx ( 01/04/2008 18:08)
Mba saika hanontany hoe mba misy mahalala ve oe! Hôtrina ny connection internet aty Madagascar.De manao aôna ny fe-potoana (durrée de connection) ;Oatra oe 10000 ar ny 2... suite
répondu par xxx le 02/04/2008 15:53
nandrianina1 ( 31/03/2008 13:09)
mitady nouveaux sortant na informaticien autodidacte te hiofana hidirana eo @ sehatrin'ny developpement mahita rirany @reto: php, flash, photoshop na firework,javascript/ajax, css2 manana sens ... suite
répondu par nandrianina1 le 01/04/2008 02:48
toubib ( 26/03/2008 13:11)
Salut daolo: sao d mba misy mahita fika amin'io viriosy io nge nareo azafady e! cftmonn.exe miaraka amina autorun.inf zay le izy d tsy mety miala ao anaty usb mits le iz!misaotra mialoha!... suite
répondu par lpeter le 02/06/2008 12:30
xxx ( 18/03/2008 11:43)
salut! ahona no atao raha te-hitransfere données entre deux ordinateurs @ alalan'ny bluetooth. Efa installé ny pilote bluetooth @ PC tsirairay de efa misy le utilitaire bluesoleil iny fa tsy mety ... suite
répondu par kofy le 02/04/2008 19:10
bida ( 17/03/2008 22:48)
Mila hevitra kely : Inona ny antony mahatonga ny ordi, velonina dia tsy mety misokatra ny windows fa juste le page voalohany iny fotsiny, ilay mampiseho ny marque nilay ordi fotsiny no misorara tsy m... suite
répondu par khoto le 23/03/2008 15:42
cossuhary ( 17/03/2008 17:45)
mba anontany azafady, raha misy camera ny telephone portable ka tiako ampifandraisina @ ordinateur ahafahako mifampiresaka sy mitafa mivantana amin olona dia ahoana ny fomba rehetra ataoko ahatongavak... suite
répondu par lapino le 18/03/2008 18:39
penina ( 14/03/2008 16:44)
Fantatro hoe vectoriel ilay izy. Fa inona no tena ilavana azy raha mahay Flash sy Photoshop? Mandany fotoana be ilay izy na dia sary tsotsotra fotsiny aza no atao. Sa sao dia misy mahita tuto ho an'... suite
répondu par Kev le 27/08/2008 15:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0414