Informatika

ni81 ( 14/03/2008 12:43)
Nampidramin'ny namako MP3 aho. Ambany be ireo hira rehefa henoiko eto @ ordi na dia efa akariko faran'ny ambony aza ny volume. Ahoana ny tokony ataoko mba hampiakarana io feo io @ lay CD vaovao? Misao... suite
répondu par sariaka le 02/04/2008 14:47
carson ( 07/03/2008 03:57)
Manao ahoana, Ialana tsiny fa ohatra ny fanontaniana adaladala. Ahoana no hicompilena programa openGl?... suite
répondu par carson le 08/03/2008 22:14
miarilala ( 05/03/2008 17:12)
Salama daôle eh! Misy ordi cousineko tsy mety mi affiché écran, marihina fa efa tranainy ny ordy fa PII reny za mba antenainy nefa za koa tsy mahay! izao nahazo azy voalohany raha vao velomina d... suite
répondu par xxx le 18/03/2008 13:48
ari.malala ( 29/02/2008 12:30)
Miarahaba e, Misy izany fichier .dll izany hono tsy ampy amin'ity machine iasako ity ka inona no tokony atao? ilay izy aloha izany de machine efa ntaolo be:-D pentium75 de tsy haiko izay azo atao a... suite
répondu par ari.malala le 03/03/2008 08:24
zandikely ( 26/02/2008 23:50)
Celtel offre la solution Blackberry « Le réseau est très efficace et mes emails arrivent tout le temps sur mon téléphone ». C’est ainsi que Rabarijaona Henri Country Manager de l’IFC à Ma... suite
répondu par comptezo le 06/03/2008 17:16
todisoa2 ( 26/02/2008 14:46)
Zao rzala: ntondra sary avy any t@ flash an akamanay zaho maly. D nampiditra az taty d tonga tafiditra le virus bldk,...bug on....ts haiko oe aona n fakana az. help!!!!!!! d mis fenêtre msokatra eo.... suite
répondu par todisoa2 le 28/02/2008 07:31
Tokinao ( 22/02/2008 17:42)
salam ô! Misy olana re ny ordi-ko a! Hatr@zay nahazoako azy dia tsy afaka mijery mail yahoo zah. Ny page d'accueil dia misokatra tsara. torak'izany koa ny site web hafa rehetra. Ny vahaolana efa ... suite
répondu par ikaretsaka le 22/02/2008 23:34
fahamarinana ( 20/02/2008 16:00)
:arrow:Misy olona mampiasa [b][u]magix maker[/u][/b] ve ato amintsika ato : ----Te hi-telecharger [b]plugin vst gratuits[/b] sur internet aho fa tiako ho fantatra hoe ahoana no ahafahako miasa amin'... suite
répondu par nofinofy le 27/06/2008 10:48
xxx ( 20/02/2008 09:13)
aôna nfamadiana ny [b]pes6 [i]PC[/i][/b] version 1 ho chrash overal 2.3.0, efa ndown patch t@ internet za fa le miintegre anazy ao ntskoboko, tmis instal le izy fa fichier .bin reny daholo ao, sady t... suite
comptezo ( 19/02/2008 19:52)
Iza no mba malala "logiciel de creation(site web). Fa nena ato ratsy sady ampy....Merci eh!!!:*... suite
répondu par manit le 26/02/2008 09:03
neo83 ( 19/02/2008 15:43)
Salama daolo ô ! Sao d misy maita lalana hafa kay idirana amlé karajia fa isaky ny miditra ao zay d bloken'ny admin ny karajia d zao no misoratra eo avieo : "*** Disconnected from IRC (type /reco... suite
répondu par neo83 le 20/02/2008 13:42
xxx ( 18/02/2008 17:01)
slt! saika mba hanontany an'ireo mpijery clip ao @ youtube za oe miraikitra b koa v ny fisosan'le clip rf mijery nareo! za manko rf mjery d tsis fyany mintsy fa tapatapaka be! ka innona kay no mety m... suite
répondu par sariaka le 20/02/2008 15:49
penina ( 17/02/2008 05:30)
Sao dia misy mahalala fomba fanaovana equaliseurn'ny windows XP? Ilay hira mandeha avy amin'ny internet, dia tsy misy equaliseur avy amin-dry zareo dia lasa ohatra ny tsy misy tsirony mihitsy ilay h... suite
répondu par penina le 19/02/2008 15:19
lazounet ( 16/02/2008 22:58)
Azafady r'ise fa nahazo an'ity hafatra ity aho tao @ vata fandraisana mailaka ka mba tiako ho fantatra ny hevitrareo handraisana fepetra: DIS A TOUS TES CONTACTS DE NE PAS ACCEPTER [b]italia9@hotma... suite
répondu par xxx le 17/02/2008 15:31
xxx ( 13/02/2008 15:49)
Efa nisy nividy refurbished ve ianareo? dia ahoana, mba tsara ihany ve ireny... toa efa atsasany mihitsy mantsy ny vidiny. Izaho mantsy saika hividy Precision M4300 dia 2.558 dolara no vidiny. Dia ny ... suite
kofbay ( 02/02/2008 07:47)
Manana flash disk 512Mo aho, tsy haiko fa tampoka teo dia lasa nisy espace non alloué 1024Go ao aminy kanefa ilay 512Mo dia disponoble foana izany hoe lasa 500 na 499 izany, rehefa mankao ao @ outils... suite
tslem ( 31/01/2008 16:07)
Inona kay izany oe [b]Win32[/b]? Tsy izany mantsy fa nisy cd rom nampidiriko tao am lé lecteur-ko dia avy eo ilay izy tsy mety misokatra fa izao no fenêtre misokatra oe: E:\NAVIGMA.EXE n'est p... suite
répondu par tslem le 01/02/2008 13:32
bemalita ( 31/01/2008 11:39)
salama daholo;sao mba misy mahita hoe aiza nohahitana logiciels de comptabilité ohatra hoe "Saari" na "ciel compta" fa nitady za fa tsy nahita. misaotra antsika e... suite
répondu par xxx le 31/01/2008 12:32
Rakotofaly ( 29/01/2008 12:55)
Manahoana daholo e! Mba mitady sopapa aho e, ahoana ny fomba hatao raha te hi-telecharger clip sy vidéo ao @ www.dailymotion.com ??? Misy logiciel mila installé-na ve sa ahoana ??? Misaotra mialoha... suite
répondu par xxx le 20/02/2008 16:01
apache ( 26/01/2008 07:40)
Ombay mitady pilote imprimante "ENCAD CADJET 3D" windows XP [i](marihina fa niala tato an-trano omaly t@ 12ora izy io ary mbola tsy nody hatramin'izao)[/i]:(:(:cry: Tena serieux rey olona fa mba mi... suite
répondu par comptezo le 31/01/2008 07:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6444