Informatika

ikaretsaka ( 01/12/2006 03:17)
Dia nivoaka androany taty USA ry reto ilay Operating system (OS) vaovaon'ny Microsoft hoe VISTA ny anarany an Toa tsaratsara ihany fa mba tsy de mi crash hono fa ahoan aindray ny fika hi "bootl... suite
répondu par lapino le 19/12/2006 07:54
xxx ( 29/11/2006 22:06)
o ryn reto mba ampio e nosoloiko ny fenetreko de lasa tany daholo ny favoris ko nefa be zavatra na ny adresse site ary tsy fantatro sady misy sous fenetre kely be da be ... suite
répondu par diamondra27 le 10/12/2006 15:27
voromailala ( 22/11/2006 17:20)
Toa tsy misy mandeha daholo ny site .mg rehetra, wanadoo.mg,...sns... suite
répondu par MTN le 23/11/2006 18:41
malalatinasoa ( 21/11/2006 18:10)
Ahoana kay ny tokony atao raha te-hanala ny windows xp taloha? Sa tsy maintsy mamerina manao formatage indray? Nanao formatage aho fa nitapolaka be tsy misy fika ilay windows xp pro tato nefa ny asa... suite
xxx ( 20/11/2006 08:04)
izao dia Particulier afaka mampianatra AUTOCAD ( nb bâtiment ) 2d sy 3d ( à votre domicile ) cours accelérée ( 2 semaines ihany ) 2 ou 3h par jour 0330307196... suite
xxx ( 16/11/2006 14:26)
te-hanokatra cyber eto dago, inona ny zavatra ilaina, aiza ny toerana tsara ... suite
répondu par MTN le 18/11/2006 18:07
diamondra27 ( 12/11/2006 10:30)
[b][color=blue]Salama daholo ô! Mba mangataka ho an'izay afaka manampy ahy hanazava hoe: aiza no mety ahitàna site ireny sonnerie chrétienne à télécharger ireny ampidirina @ Tél portable, na... suite
répondu par fanaina le 19/11/2006 12:11
ainaheri ( 11/11/2006 12:09)
Tsy haiko fa tato anatin'ny 3j zay d nanondrana ny teleko mba anisan'ny nividy irony TV LCD irony aho 1 an mahery zay nefa zao izy tonga maty ho azy aprés 20 na 30mn eo(zany we tsy misy sary fa misy ... suite
répondu par ainaheri le 12/11/2006 13:06
sakaleona ( 10/11/2006 19:04)
Enfin8), Tonga eto ampelatananay ny resaka tchat, alors misokatra ho an'ny rehetra ny varavarana, indrindra isika gasy te hiresaka amin'ny fomba malalaka:oops:..Ito ary ny adiresy e::}:[url] http://m... suite
répondu par rrgmt le 02/01/2007 01:12
titimms ( 10/11/2006 19:00)
inona marina le hoax e?... suite
répondu par narini le 11/11/2006 04:56
lapino ( 09/11/2006 21:49)
Vaovao androany: 3 miliara dollar amerikana eo ho eo no sandan'ny halatra tamin'ny alalan'ny famitahana tamin'ny aterineto tamin'ity taona 2006 ity. http://www.clubic.com/actualite-65278-phishing-28-e... suite
répondu par MTN le 14/11/2006 18:27
titimms ( 09/11/2006 18:30)
hO ANAREO REHETRA MANANA COMPTE YAHOO . VAKIO KELY ITY E Cher utilisateur de Yahoo mail, en raison d'une augmentation soudaine du nombre d'utilisateurs de nos services, nos capacités d'hébergemen... suite
répondu par kitjo le 11/11/2006 07:45
mirambola ( 05/11/2006 17:25)
mba toroy logiciel na decation na sary hoe za raha mafantatra nareo bordure sy ny sisa m dia misaotra mialo e!!... suite
répondu par MTN le 05/11/2006 21:33
kitjo ( 04/11/2006 08:07)
slt dol nareo ato hono wa, ahoana ny atao raha tiana esorina dol le liste adress am le adress bar io? raha misy site nojerenao zany tsy tinao ho hitan zay hampiasa ilay ordi aveo "clear history"... suite
répondu par kitjo le 06/11/2006 14:14
MTN ( 03/11/2006 01:47)
sao dia mahita krakina borland developer studio 2006 ianareo? :}... suite
répondu par MTN le 05/11/2006 20:37
rabaradaka ( 02/11/2006 08:08)
Ahoana no tokony hatao raha hanao formatage ny ordinateur portable ACER ASPIRE 1350. Misaotra... suite
répondu par rabaradaka le 09/11/2006 11:37
xxx ( 16/10/2006 17:06)
sao dia mba misy afaka manome pilote modem Em 9000 (modem externe) ianareo . tao tsy hita mantsy ny taloha misaotra betsaka... suite
répondu par Lazar le 25/10/2006 07:25
vancleef ( 13/10/2006 21:04)
Nisy olona iray maty tany Epinal ary olona 13 misy complications. http://info.france2.fr/france/25165596-fr.php Anisan'ny antony ? Amin'ny teny anglisy ilay logiciel hanaovana an'ilay irradiation ar... suite
répondu par lapino le 15/10/2006 15:33
little ( 28/09/2006 13:15)
Fampiasana azy amin'ny ambangovangony e! zay mahalala sy efa nampiasa! merci mialoha e ... suite
répondu par fabio le 13/10/2006 09:33
fens ( 25/09/2006 20:28)
HOno wa! mba iza no afaka manoro oe inona ny anti virus tsara sy matanjaka e! mba manana karazany ihany zahay ato fa de tsy mety fa mbola infecté ihany le machine e? Ny ato zao ohatra de MCAfee, N... suite
répondu par vale le 12/11/2006 00:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.5987