vista gratuit lol

1. wanalen ( 21/02/2007 16:21)
http://www.cnettv.com/9710-1_53-26097.html
omeo anah ny vola hihihi!
novalian'i bloub ny 27/04/2007 08:04
2. Fiffi ( 21/02/2007 17:13)
demonstration ve akia de handohavam-bola kosa ?
3. wanalen ( 22/02/2007 14:42)
vazivazy fiffi ah! ny tiko tenenina hoe afaka avadika vista daholo zany zao ny xp rehetra!
4. rakaroka ( 23/02/2007 20:05)
wanalen:

vazivazy fiffi ah! ny tiko tenenina hoe afaka avadika vista daholo zany zao ny xp rehetra!


Dia tsy misy " résèrve" tahaka ny mise à jour nataon-drizareo t@XP farany teo ve izany?...
5. kelly13 ( 01/03/2007 16:20)
o ry reto a, nenà zao io vista ultimate, otran'ny mac vinany zany le izy, hihihi! tsy haiko ra misy reserve zany, ndraso klou anontaniko we ramose fa izy tsy d tia an'i vista lotra fa tsy afaka hanaovana telesarzemà hono, enfin, ho hita eo
6. wanalen ( 02/03/2007 13:52)
izaho aloha tsy miconseiller anareo ilay vista eh! satria ny logitiel rehetra misy compatibilité daholo ! ohatra hoe compatible xp win 2000 sns! fa raha tsy misy hoe vista dia somary hitsatoka kely ihany ny fametrahana azy! izany hoe raha tsy logitiel taty aorina mihitsy tsy ho azo apetraka ao! miverina amin'ny hevitro tatsy ambany tatsy za ! aleo vista inspirat fotsiny no apetraka ao dia efa tsara!tsy afaka milaza zavatra maro momba ny vista aho satria na izaho aza mbola tsy nanadrana azy io !
7. kelly13 ( 05/03/2007 21:23)
misy fi telesarzer-na film na documentaire fa mandou vola
nanadrana ni telesarza shareaza fa tsy avelany hihihi! donky mongle b le vista
8. rtantsa ( 05/03/2007 22:52)
vista dia ny contraire ny gratuit tanteraka. trop de drm tue la liberté.
za tsy pro vista mihitsy personnellement
vive les open source:wink:
9. xxx ( 05/03/2007 23:10)
aza miteniteny fona refa tsy mahay ninoninona le dondrona ity
10. bloub ( 27/04/2007 08:04)
Tsara fotsiny ny interface ny vista fa aleo ihany XP ry zareo a za zao vao niova vista de leo sahady ny logiciel mbola bedebe ny tsy compatible aminy de eo nareo no raisina, za zao voatery nivao XP indray fa tsy milamina io e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0992