traduction amsn

1. rtantsa ( 03/03/2007 20:05)
misy mba interessé amin'ny dikateny malagasy -n'i Amsn ve?
novalian'i rtantsa ny 05/03/2007 22:48
2. Fiffi ( 03/03/2007 20:51)
http://www.infos-du-net.com/actualite/6006-amsn-messenger.html io ve ? de inona no hadika @ teny gasy ao ?
3. rtantsa ( 04/03/2007 18:34)
raha ohatra ka te anampy ny teny malagasy dia ity http://www.amsn-project.net/translations.php no arahina.

efa mba nanomboka namadika ihany ah fa misy teny tena tsy haiko ny fandikana azy amin'ny teny gasy.
4. sitlo ( 04/03/2007 21:54)
ary toa tsy misy teny gasy akory?
5. rtantsa ( 04/03/2007 22:21)
sitlo:
ary toa tsy misy teny gasy akory?

ka izay ndrindra mantsy; raha ohatra ka misy vonona ny amadika ireo voambolana rehetra ampiasaina ao amin'ny amsn dia tongasoa izy.
Efa nanomboka namadika aho fa be dia be ireo vocab sady misy tsy ahy adika.:(
ny ahy zao ny amsn dia en partie efa @ teny gasy.:D
6. sitlo ( 05/03/2007 21:31)
fa inona ilay amsn eh

PS: ny google koa nge efa nisy nanomoka namadika teny gasy fa mbola tsy ampy eh
Dia ny wikipedia koa efa misy teny gasy fa mbola tsy ampy be dia be koa
7. rtantsa ( 05/03/2007 22:48)
sitlo:
fa inona ilay amsn eh

aMSN dia open source multiplatforme (ie mandeh ami'ny linux, mac, windows ... ) clone i MSN messenger.:wink:

Efa kely sisa dia vitako ny traduction fa misy teny tsy hay adika amin'ny malagasy.:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1827