Soneria telefona teny gasy

1. hery ( 05/09/2006 11:07)
Aiza kay nareo no maka an'ireny sonerian-telefonina hira gasy ireny e? :-)
Mba miezaka ihany aho fa mbola henjana be le mikarakara azy. Sao dia efa misy vita any ho any?
2. Fiffi ( 05/09/2006 12:14)
Hery: zah mahafantatra olona eto paris maka mozika anaty mp3 de navadiny ho sonery @ telefonina satria izy no nanao ny ahy . (lalao mahafinaritra) :)
3. Fiffi ( 05/09/2006 15:27)
Hery: io zah fa vao nanolo ny soneriako an! de ny fanaovako azy aloha de maka ny ny "fiche" -ny fankatsary numérique adaptable @ le telefoninao ! Avy eo halaina @ mozika mp3 ny mozika tianao hatao sonery , avy tapahana hatao "la bonne taille"
Zany hoe miankina @ marka telefoninao le izy fa ohatra hoe motorola de misy logiciel ho an'ny telefonina tsirairay !
Alefa ny logiciel , connecténa @ pc ny telefonina de hatao ny transfert ! Handramo ange fa hummm :)
4. ds ( 05/09/2006 16:04)
Zah efa nanandrana nanamboatra avy taminaMagix Ringtone Maker 2.
Mamadika hira fotsiny io fa tsy mamindra azy any amin'ny finday.

Hery> mety ho tsara raha afaka mametraka ao amin'ny RVG. Tsy fantatro indray ny fipetrany manoloana ny zon'ny mpihira.

5. baregenaina ( 08/09/2006 14:28)
za manana betsaka fa .mp3 daol, mampiasa sound fourge fotsin de tapahin avy eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.39