Informatika

rrdo ( 30/03/2006 16:10)
Ito dia test kely fotsiny (tsy dia mila valiny) ''"""''''... tohiny
novalian'i hery ny 30/03/2006 19:29
soasoafy ( 30/03/2006 13:31)
Hono oa ry zareo an, cable USB ihany ve de ampy hi-transféré-na photo avy @ phone mankany @ ordi? sa misy logiciel mihitsy manampy io cable io?... tohiny
novalian'i randry ny 06/07/2006 10:14
ainaheri ( 30/03/2006 12:39)
Mandroso tokoa ny zavamisy eo @ alalan'ny Tél port fa nahita ny manampahaizana mba iharovana ny tontolo iainana dia efa misy zao ny coque biodegradable zay lasa zezika refa atao anaty tany ary misy k... tohiny
andrinirs ( 24/03/2006 11:59)
ô ry zareo a sao mba misy manana ny pilotena carte tv "easy tv capture" fa tsy mety ilay driver @cd,mba omeo an'io driver io za raha manana nareo.Merci:(... tohiny
novalian'i andrinirs ny 19/05/2006 06:23
vancleef ( 23/03/2006 17:14)
Ho an'ireo tsy manana Word na tsy mahay mi-activé MS Office ni-télécharge-na tany amin'ny Internet ka manana connection Haut-débit dia ity misy solony tsy mila mi-installer na inona na inona ary a... tohiny
vancleef ( 21/03/2006 17:57)
Ho an'ireo manoratra CMS sahala @ solaitra na manao site perso dia ity misy editeur WYSIWIG tsara be sady mora ampiasaina dia manolo ny textarea ho editeur sahala an'i WORD na Writer [quote]http://ti... tohiny
novalian'i hery ny 21/03/2006 19:57
rasera ( 19/03/2006 21:19)
Sao mba misy manana hevitra nahomby @ fanondranana video divx. Manana pinnacle studio 8 aho, afaka hanaovana montage video source analogique, nefa hiaraha-mahalala ny maha antonony ny sary ka noheveri... tohiny
novalian'i ds ny 21/03/2006 10:51
lal ( 13/03/2006 07:49)
ANTSOY NY TEL 0 33 12 181 60 RAHA MILA FANAMPIANA AMIN'NY INFORMATIQUE NA HIVIDY MATERIELS INFORMATIQUES SY HANAO INSTALLATION RESEAU... tohiny
novalian'i rasera ny 19/03/2006 21:21
aristar ( 06/03/2006 17:14)
Ho an'ireo izay te-hianatra ny AJAX dia ity misy solution haingana hianaran'aza sady gratuit (Community Edition) raha tsy commercial na institutionnel ilay site hamboarin'aminy. http://www.backbase.c... tohiny
novalian'i aristar ny 08/03/2006 16:59
voromailala ( 06/03/2006 15:37)
Novoaka ankehitriny ny laharana adian'ny fahatelo ny tranonkala IFG. Koa manasa anareo hitsidika an'izany.Araka ny efa voalazan'i Hery moa dia ny mpikambana serasera dia afaka mampiasa ny kaontiny am... tohiny
novalian'i hery ny 08/03/2006 07:13
LazaRandri ( 01/03/2006 22:16)
Manandrana hoax indray ry "zalahy" fa antomotra ny fifidianana!!! ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/03/2006 07:05
xxx ( 01/03/2006 16:03)
Offshore Developpement, societe francaise recherche pour son developpement des freelance Desginer, Graphiste et Flasher. Veuillez envoyer votre CV ou portofolio a info AT offshore-developpement.com... tohiny
LazaRandri ( 28/02/2006 21:52)
Rehefa mividy logiciel professionnel ankehitriny dia tsy vendu sur CD intsony fa tonga dia efa installé sur laptop vaovao sy ny accessoires rehetra miaraka aminy. Mety ho tapaka hatreo ny fiveloma... tohiny
novalian'i lapino ny 04/03/2006 17:59
ethlandgrg ( 28/02/2006 08:11)
voilà, vao nahazo Macromedia Coldfusion MX7 aho, ny tena olana amiko dia tsy azoko mihitsy ny fomba fanaovana ny cofiguration le izy. en plus le izy anglais, koa miangavy atanandro re mba azavao amik... tohiny
hery ( 24/02/2006 11:55)
Manahoana daholo Manomboka izao dia afaka mampiasa ny solonanarana izay fampiasantsika eto amin'ny serasera.org isika rehefa mandeha ao amin'ny takelaky ny IFG (infogasy.net) http://infogasy.net ... tohiny
sahonfra ( 15/02/2006 12:15)
Manana CYBERCAFE aho koa mba manentana ireo namana te hanokatra site web fa kapoakantsika io. Mazotoa daholo... tohiny
eprom ( 07/02/2006 03:56)
Mahita le resaka baiboly ary aho de mieritreritra : inona no logiciel OCR tsara mety ahafahana manao hoe scanena ny boky ialana @ saisie? ... tohiny
novalian'i lapino ny 07/02/2006 11:06
dah ( 03/02/2006 16:58)
MIsy document be dia be ato amiko dia mba toroy hevitra za aoana no fomba hisauverko azy... tohiny
novalian'i lapino ny 15/02/2006 13:19
zefa ( 29/01/2006 17:06)
manahoana daholo mpiatra vao tonga eto france(bordeaux) aho nikasa ny hividy ordinateur aho nefa ttoa tsy nisy nahafapo ahy raha atao ny rapport qualité prix mahita @ internet za nefa ny olona sasany... tohiny
novalian'i ds ny 30/01/2006 20:29
hery ( 20/01/2006 08:42)
Ahoana kay no ahafantarana hoe firy ny débit-n'ny connexion ADSL? Ny ato aminay mantsy mizesta ilay fournisseur hoe nampitomboana roa ny débit kanefa tsy hita hoe aiza no handrefesana azy.... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.067