Informatika
Naliy
(
18/01/2006 09:04)
Bjr a ts
mba te hividy cam num ny tenanay nefa tsy manan notion,
1, inona ny dikan´ilay hoe 3Mpixels dia azo interpoler na jusqu´a 5 Mpixel? (hoe hardware ???)
2,inona no tsara vidina carte me...
tohiny
novalian'i lapino ny 18/01/2006 21:38
andrinirs
(
16/01/2006 12:32)
ô ry zareo a manana boitier mp4player zay za dia tsy hitan'ny machine-ko(win98 sy winxp) mihintsy io boitier io nefa @machine hafa mande tsara ilay izy ka inona no mety mahatonga izany sao misy mahit...
tohiny
novalian'i vancleef ny 16/01/2006 16:46
ido
(
12/01/2006 07:26)
Tena sahirana be aho dia voatery mitady fanampiana ê! sao mba misy afaka manampy ahy fa tsy mahita driver ho an'ny carte graphique-ko mihitsy aho, carte efa somary taolo, tadiaviko daholo ny driver h...
tohiny
novalian'i ranonne ny 06/03/2006 14:49
dxankoay
(
10/01/2006 12:10)
…. Na mpivarotra , na olon-tsotra !
Salama daholo ,
Mba hevitra efa ela ihany izy 'ty no vinavina fa zay aho vao nanam-potoana ....
jereo ny blog: http://www.ankoay.blogspot.com/
Dia din...
tohiny
novalian'i lapino ny 02/02/2006 22:56
andrinirs
(
10/01/2006 11:49)
:(slt dhl,mba mila fanampiana kely aminareo namana ato @serasera na izay hafa mahita ity soratra ity e,sao mba misy mahita na manana driver pour win98 clé usb sony micro vault USM-E/USM-C,...fa tena ...
tohiny
novalian'i andrinirs ny 13/01/2006 07:09
rrgmt
(
26/12/2005 07:33)
afaka mamorona asa ho anao ianao,
midira amin'ny ny:
membres.lycos.fr/rrgmt01...
tohiny
novalian'i bellla ny 31/05/2006 19:26
hery
(
14/12/2005 10:46)
Tohin'ilay bios tary fa efa nilamina iny fa ito amin'izay ny tena olana.
Teo aloha nisy Windows ME ilay ordi, dia no-installer-na ny internet dia raha vao mandeha kely, afaka 5 min na 10 min tonga ...
tohiny
novalian'i LazaRandri ny 22/12/2005 00:56
hery
(
13/12/2005 13:08)
Niditra tamin'ny BIOS setup aho dia nikitikitika tao dia toa désactivé ny port. Rehefa novelomina ilay ordi dia ny clavier kay no desactivé dia tsy mety velona... dia tokony haverina ilay port desa...
tohiny
novalian'i sadakely ny 03/01/2006 07:50
xxx
(
10/12/2005 03:46)
Mitady gasy mpilalao COUNTER STRIKE en reseau dia mba hifanome fotoana. Efa misy maromaro izahay fa mbola tsy ampy. Sady milay kokoa raha tafiaraka TEAM ny samy malagasy. Efa misy ny serveur hilalaova...
tohiny
novalian'i ranonne ny 06/03/2006 15:00
niainarr
(
08/12/2005 12:02)
Mba mila fanampiana aminareo namana izay afaka manampy fa tsy haiko ny mi-installé antivirus sous linux Redhat. no-téléchargé-ko ilay clamav dia tsy haiko ny mi-install azy ka mba detaillé-o raha...
tohiny
novalian'i lapino ny 10/01/2006 12:39
miamina
(
28/11/2005 09:31)
BLUELINE, na "freenet mg", no ahafantaran'ny maro azy io. Fournisseur internet mitovy amindry wanadoo sy simicro BLUELINE, tsara ny connectioany rehefa mande, sady mora, fa tsy rariny kosa ny fandehan...
tohiny
novalian'i jimmy ny 01/02/2006 06:58
Eva
(
24/11/2005 13:26)
Asa raha tadidinareo tany @ taona 95 tany ho any nisy jeux d'echecs sous DOS angamba iny raha tsy diso aho ,de hazavaiko tsara . Le izy en 3 dimensions de olona tena olona ny paoziny ,sahala @ ohatra...
tohiny
novalian'i kavaly ny 28/12/2005 18:13
Eva
(
23/11/2005 14:01)
novalian'i ramoul ny 16/01/2006 14:01
Tiana1
(
22/11/2005 21:15)
Manahoana daholo ! ... Nisy document izay, notehiriziko tao @-ny "word"... Lava be ary tena ilaiko. Vao novoaiko izy teo. Saika nanamiako teny kely. Asa izay nataoko. Angamba nisy tokony tsy notsindri...
tohiny
novalian'i lezozyabe ny 10/12/2005 14:00
ari.malala
(
16/11/2005 13:00)
miarahaba e
sao d misy afaka manoro hevitra fa le matos iasako zany maty wazy e, mijan wazy ny ventilo d tsoahana mbakan'ny alim mints vao mety d ajanona ela b, refa tena mahamay b ny andro d ts af...
tohiny
novalian'i sadakely ny 03/01/2006 08:16
xxx
(
15/11/2005 11:07)
sao mba misy mahalala hoe inona avy no azo ampiasaina raha te hiantso téléfon avy eto @ internety nareo?
misaotra @ valinteny!...
tohiny
novalian'i dah ny 08/02/2006 16:18
Eva
(
15/11/2005 06:24)
Mba toroy hevitra fa tsy mety mande ny microphone ko ! Omeko kadoa zay manome hevitra !:D...
tohiny
novalian'i ds ny 15/11/2005 17:32
satasol
(
14/11/2005 20:43)
salama daolo e, mba mitady anti-spy gratuit izay mba mahita e, dia isaorana mialoha ny namana rehetra:D...
tohiny
novalian'i heny ny 16/11/2005 20:57
tsoupou
(
14/11/2005 07:57)
Miarahaba ny mpandalina rehetra.
Mba misy olana tiako zaraina kely amzay mety hanome fahafaham-po.
Tsy mety mi-installe anlé WIndows XP SP2 ny matos-ko nefa ilain'ny Visual Studio Ewpress ilay izy....
tohiny
novalian'i ramoul ny 16/01/2006 14:14
vegas
(
11/11/2005 02:15)
Mba hialana amin'ilay resaka zone mandreraka amin'ny lecteur dvd sur ordi dia ity misy fika hanalana izany. Afaka ijerenao film rehetra amizay ny ordi anao, lasa multizone.
http://www.slysoft.com/en/...
tohiny
novalian'i tsoutsoutra ny 24/02/2006 18:01
