Sary anaty appareil numérique avadika vcd
1. mino
(
19/04/2006 12:31)
Salut,
Saika mba mila fanampimpanazavana kely, ahoana ny famadihana ny sary avy amin'ny appareil numérique (efa ao anaty cd) ho vcd izany hoe mba azo vakian'ny lecteur any an-trano. Tsy maintsy mampiasa logiciel ve, raha eny dia inona no tsara?
misaotra betsaka

novalian'i rama ny 01/05/2006 09:15
2. Fiffi
(
19/04/2006 12:53)
mino: jereo hiany aloha ity sao dia misy mahasoa anao an! na izany aza misy site informatika eto @ sera2 koa an!
http://www.01net.com/editorial/213866/videomach-2.6/comment-transferer-ses-videos-sur-cd/
http://infogasy.net/?q=node/759#comment-2188
http://www.01net.com/editorial/213866/videomach-2.6/comment-transferer-ses-videos-sur-cd/
http://infogasy.net/?q=node/759#comment-2188
3. ds
(
19/04/2006 15:35)
Betsaka ny rindranasa (logiciel) afaka mamadika sary ho vcd.
Matetika ny fanaovana gravage manao an'io :
- Easy CD Creator 5 sy miakatra
- Nero 6 sy miakatra
- Proshow gold
Matetika ny fanaovana gravage manao an'io :
- Easy CD Creator 5 sy miakatra
- Nero 6 sy miakatra
- Proshow gold
5. rama
(
01/05/2006 09:15)
zao no tena mety sady tsara:mampiasa logiciel de montage video ianao ohatra:ULEAD VIDEO STUDIO 6 de amin'izay mba tsaratsara kokoa ny vcd -nao,sady afaka asinao titre kely eo @ ilay sainao ary afaka asinao ihan:y koa effet eny anelanelan'ny sarinao.:D