Microsoft Visual Studio express 2005 gratuit

1. zakony ( 08/11/2005 18:30)
izay e, gratuit io izao ka dia tongava haingana maka ny anjaranao sao miova hevitra tampoka eo i Bill Gates

http://msdn.microsoft.com/vstudio/express/default.aspx

Mazotoa daholo amin\'izay mamorona programa ary e
répondu par zakony le 09/11/2005 10:04
2. joda ( 08/11/2005 19:52)
inona no azo alina ao fa tsy azoko
3. hery ( 08/11/2005 20:20)
Gratuit mandritra ny 1 taona :-)
Rehefa mahay ianao mandritra ny herintaona dia tsy gratuit intsony ilay izy... kanefa tena ilainao mihitsy dia tsy maintsy vidiana indray
4. lapino ( 09/11/2005 04:25)
Indrindra hoe efa ni-investir fotoana nianarana azy!

Amin'ny lafiny iray koa anefa, ilay MS Antispyware izao ohatra nataony gratuit volana vitsivitsy, dia notohizany gratuit foana avy eo.
5. hery ( 09/11/2005 08:30)
na izany na tsy izany aloha dia alaiko ihany fa ny ahy tsy mety installer-na :-)

De sady mitady crack sahady rehefa tsy gratos intsony io
6. zakony ( 09/11/2005 10:04)
raha ny fahazoako azy kalou dia gratuit mandrakizay ilay izy, fa mandritra ny 1 taona ihany ianao no afaka maka azy gratuit

11. You said “free for one year” — what does that mean, exactly? Will you be charging for this later?
...

If you acquire Visual Studio Express products within the one-year promotional period, you will enjoy the rights granted in the applicable license at no cost for the term of that license.

raha adika tsotsotra dia toy ilay mankeny antsena ihany ary misy promotion ohatra hoe mandritra ny herinandro dia antsasabidy.
Sady ilay izy misy version azo installena amina ordi tsy connecte amina internet, donky tsy misy fika hi monitoren dry zalahy an'izay.

ireto aby ny ao e
Visual Web Developer 2005 Express Edition
Visual Basic 2005 Express Edition
Visual C# 2005 Express Edition
Visual C++ 2005 Express Edition
Visual J# 2005 Express Edition
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0831