Fivavahana, finoana

fyjl ( 28/10/2004 03:05)
- Efa nankiniko tamin\'Andriamanitra tanteraka ny momba ny fahasalaman\'ny zokiko. - Efa nanaiky aho fa izay sitra-pony ihany no aoka ho tanteraka. - Efa tato amiko ny finoana fa tsy manome mihoatra... tohiny
novalian'i fyjl ny 17/11/2004 12:21
tandanitra ( 22/10/2004 05:30)
La Bible n\'est pas d\'abord un message de menace.Elle est la bonne nouvelle de la paix et de la vie que Dieu offre à tous ceux qui viennent à lui avec confiance en reconnaissant leurs fautes.Mais s... tohiny
novalian'i fijo ny 28/10/2004 22:11
fijo ( 19/10/2004 21:29)
raha haravina tsotra ny finoana andriamanitra tokana dia niandoha tamin\'i abraham.talohan\'izay dia noheverina fa samy nanana ny andriamaniny ny zavatra rehetra.\"andr ny ady ,andr ny fitiavana,andr ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2004 22:00
spidherimanina ( 19/10/2004 10:42)
Hiresaka fivavahana sy finoana isika , ny zavatra tsy maintsy azavaina tsara aloha dia izao é : mampahafantatra antsika ny Soratra Masina fa làlana roa ihany no azo aleha dieny izao velona izao : ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/10/2004 22:15
mcfy ( 17/10/2004 02:38)
Tsy haiko hoe ato sa any @ RVG no tokony hasiako inty fa asiako daholo izy roa. Mba mangataka fotoana iray @ tompon\'andraikitra ny fanentanana ny RVG aho ho fiombonam-pivavahana @ fangatahan\'i FYJL... tohiny
fyjl ( 12/10/2004 16:09)
Ho an\'ilay rahalahiko izay marary mafy, tratran\'ny aretin\'ny voa (Insufisance renale) http://serasera.org/forum/index.php?rub=viewthread&msgid=m416a4e167f18e no angatahika amintsika namana rehetra ... tohiny
novalian'i tenio ny 21/10/2004 08:53
ainaheri ( 10/10/2004 15:27)
Fa maninona natao l\'an 0 ny taona nahaterahan\' i Jesoa ?... tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2004 21:56
tsiperifery ( 09/09/2004 12:26)
Nisy eritreritra niserana t@ namantsika nanao hoe: " Tena marina fa adino matetika ny mamaky baiboly refa andavan'andro, nefa tsy adino ny mamaky forum eto ". Hisorohana izany dia ande ezahintsika as... tohiny
novalian'i xxx ny 21/12/2004 16:05
tsiperifery ( 06/09/2004 13:16)
Inona no hira masina anisan'ny mampietam-po sy fanahy anareo indrindra ? Ny ahy "Tiako ny hiaraka aminao Jesoa " nambaboan'ny mpampiely baiboly ahy t@ faha 14 ny taonako tao @ complexe scolaire Ampef... tohiny
novalian'i fijo ny 07/10/2004 20:17
jantina ( 04/09/2004 07:37)
Misy afaka manome ahy fanazavana na tantaran'ny fifohazana ve azafady? Raha misy fifohazana eto vo maika tsara raha mba manazava kely. Miankina amin'ny fiangonana inona ry zareo sa sekta? Misaotra ana... tohiny
novalian'i rafali ny 11/11/2005 19:30
hery ( 04/09/2004 07:33)
Resaka sendra henoko ary nahazoako fanazavana teto Rome ity resaka ity. Malaza fa hoe manan-karena ny Fiangonana Katolika ( :?: ) ary betsaka mihitsy ireo mieritreritra fa misy zavatra maizimaizina ao... tohiny
novalian'i fijo ny 04/10/2004 20:45
fatsoraly ( 27/08/2004 16:40)
http://www.ifi-d.de/_php_admin/E_02.php aloha ilay hoe "lest we forget" dia http://www.communigate.co.uk/ne/cfi/page4.phtml ny teny fampanantenana... tohiny
jhouhlambout ( 23/08/2004 23:48)
Aminareo inona ny atao hoe: fahotana mahafaty?... tohiny
novalian'i xxx ny 24/12/2004 17:21
fatsoraly ( 21/08/2004 04:25)
Ataovy mafy ny feon'ny solosaina dia http://www.hymnsite.com/fws/hymn.cgi?2140 fa fanavaozana izay mahagaga tokoa Nomen'i Jesoa ahy re... tohiny
novalian'i fijo ny 19/10/2004 21:08
zzorro ( 19/08/2004 12:56)
Salut daôlo, Tsy aiko nareo na nisy namaky an'le roman hoe "Da Vinci Code" iny fa tena gaigy be le théories an'le ranamana ! Ny tena hitako hoe tsy ao mintsy alou de filazan'nedala hoe Marie M... tohiny
novalian'i xxx ny 18/04/2005 12:05
besoiiin ( 17/08/2004 18:43)
alina ity ny andro... efa @ 10 alina izao kanefa mbola tsy mahita tory aho... lasa ny heritreritro ... tena misy marina ve izany MATOTO sy ANGATRA izany e??? iza no efa nahita na nahatsikaritra na nah... tohiny
rina7302 ( 28/07/2004 15:29)
Nisokatra ny tranokalam-pifandraisan'ny fiangonana FJKM Soavinimerina Fihavanana ka manasa antsika rehetra hitsidika sy handray anjara amin'ny hetsika atao, na eto an-toerana isika na any an-dafin'ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2004 21:43
mcfy ( 26/07/2004 23:37)
Mpandefa : tafita 25/07/2004 09:59:25 Ny ahy indray tsy dia valin'io na inona fa te -hampiditra ity resaka kely ity. Tamin'izahay nanao F E T dia nahita tononkalo momba an'i M . Marie hoe... tohiny
novalian'i mcfy ny 26/07/2004 23:42
dronga ( 16/07/2004 16:51)
ahoana marina ny tena sabata e. ny andro ve sa ny atao sa inona .... tohiny
novalian'i ramaso ny 29/08/2004 22:01
dronga ( 16/07/2004 16:48)
izao no zavatra mba anontaniako anareo mety ve raha ohatra kristiana mifankatia amin'ny tsy mpino sa tokony ho mpino foana... tohiny
novalian'i fijo ny 18/08/2004 21:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.414