Fivavahana, finoana

fijo ( 31/05/2004 22:28)
izahay tsy mino ny tsy hita dia tsy mba voafehifehin javatra. hafaka mamakafaka rehefa mahare vaovao. malalaka eo amin'ny fisainana sy ny atao satria tsy misy boky mandrara izay tianay hatao. tsy m... tohiny
xxx ( 29/05/2004 17:10)
horoscopes,caractériologie mifandraika amin'ny anarana,numérologie, etc , mino ireny ve ianareo? ary moa ve mitombona ireny aminareo fa raha izaho manokana dia ny resaka toetoetran'ilay olona (cara... tohiny
novalian'i bichette ny 02/06/2004 06:09
fatsoraly ( 29/05/2004 13:40)
Asa izay hevitrao fa raha izaho manokana dia miseho amiko isan'andro isan'andro Andriamanitra. - Raha tsy Izy aho tsy velon'aina tahaka izao. - Izy no mitantana ny diako @ izay rehetra alehako - Iz... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 05/10/2013 06:04
rindranavalona ( 28/05/2004 14:33)
Mino ve ianao fa misy hery hafa ( hery tsy voazavan'ny mpanao siansa) eto amin'ity tany ity? - Raha mino ianao dia hery avy aiza e? : Andriamanitra sa Devoly ...? - Ary raha tsy mino ahoana ny fana... tohiny
novalian'i soratra ny 10/07/2004 15:00
nyna ( 28/05/2004 11:42)
zaho an! mba manana culture ary mino an'Andriamanitra! fa mba misy zavatra tsy matiko lolo! tafaresaka t@na olona aho, hoe rehefa mitsangana @ maty hono dia lasa "velona nofo aman-dra indray, ny mat... tohiny
novalian'i nyna ny 29/07/2004 12:49
tsilan ( 27/05/2004 14:49)
mivavaha mafy mba handresy isika, dia aoka hiasa ihany koa ho fiavotana ity tanintsika ity. Hafatra kely fotsiny... tohiny
novalian'i fijo ny 04/06/2004 00:02
ravatorano ( 27/05/2004 14:18)
Araky ny voalazan ny gazety tribune nivoaka anio 27 Mai ao amin ny takeleka faha 11 dia hanao conference de presse i Landivola , ary izy irery tsisy mpanotrona fa dia izy ihany izany no hitarika io fi... tohiny
novalian'i fijo ny 31/05/2004 22:20
xxx ( 24/05/2004 20:34)
Hoy ny mpanao gazety Jeannot Ramambazafy, tamin' ny Alakamisy 13 Mey 2004 tao amin' ny Madagascar Tribune, hoe ny FOIBE FJKM dia misy lavaka be (ara-bola) 1,7 Milliara FMG.... tohiny
novalian'i livakely ny 21/07/2004 06:29
fijo ( 19/05/2004 04:17)
vao avy namaky midi aho dia nahita fa nisy sipakely nisehoan'andriamanitra tao tana???? efa henoko koa fa izany rapatrice izany dia efa nisehoan'i marie? mahagaga,i andriamanitra io ve manana endrik... tohiny
novalian'i fijo ny 01/06/2004 04:56
fatsoraly ( 14/05/2004 10:36)
Your mighty acts, o God, have forged a path of disciplinship for me. Because you go before me powerfully and compassionately, I follow in joy and in trust, through Jesus Christ. Amen... tohiny
novalian'i fijo ny 18/05/2004 22:20
ikaretsaka ( 13/05/2004 03:47)
Maromaro amintsika ny hoe Katolika lasa protestant na protestant lasa katolina na silamo lasa kristyianina na kristianina lasa athe na temoins lasa batista .. na lasa jsosy mamonjy nivadika advantista... tohiny
novalian'i eliana ny 02/08/2004 03:58
arena ( 11/05/2004 18:38)
zà aloha Kristianina de mino sy manatena fa misy fiainana hafa akoatra ny eto an-tany any an-danitra ANY E !... tohiny
novalian'i fijo ny 19/05/2004 22:36
tsilan ( 11/05/2004 16:01)
Raha midera sy mpankatoa ilay Nahary ianao dia aza mampidera na midera amin'olona akory, fa aoka ny asanao sy ny ataonao no hohitan'ny rehetra fa tena mivelona aminy tokoa ianao. Tsy ilaina ny misor... tohiny
librepenseur ( 09/05/2004 20:30)
Tsy tokony natao ho an'ny mpianakavy io horonan-tsary io raha ny hevitro, âme sensible s'abstenir.... tohiny
novalian'i fijo ny 18/05/2004 22:26
ikaretsaka ( 09/05/2004 02:01)
Dia eto ampihainoana hira Masina aho rankizy dia mba lasa ny saiko hoe misy saihafa be ny rythme an.. raha ira somary katolika katolika ilay izy dia rythme rythme kokoa ary zava maneo tsotsotra ( ... tohiny
novalian'i eliana ny 02/08/2004 03:53
tia_ery ( 07/05/2004 06:42)
N'inon'inona firian-kevitrao, dia ato no ezahina hametrahana fa TSY TENIN'ANDRIAMANITRA izany ny BAIBOLY fa boky tahaka ny boky rehetra ihany mirakitra tantara sy izay expérience niainana olona tany ... tohiny
tia_ery ( 07/05/2004 06:39)
Ato no hanamafisanao fa tena TENIN'ANDRIAMANITRA Marina ny BAIBOLY. Raha sendra tonga ato ianao nefa tsy mifanindran-dalana amin'izay dia iangaviana aloha amin'izao voalohany izao mba TSY HAMALY fa... tohiny
novalian'i fijo ny 14/05/2004 00:40
xxx ( 05/05/2004 08:49)
NY TENA FAMELAN-KELOKA … Manontany ny hevitry ny namana aho ny amin’ny hoe famelan-keloka : “inona marina aminareo no tena atao hoe famelan-keloka ?” eo amin’ny lafiny t... tohiny
fatou ( 03/05/2004 07:39)
Vao haingana vao kopy aho @ io toko sy andininy ao@ ny baiboly io.Nampametra-panontaniana ahy mihitsy mantsy izy io(toa otrn'ny misy zavatra tsy mety izany) oh:ny safidy nomen Atra ,ny momba an ilay v... tohiny
novalian'i fijo ny 12/05/2004 23:55
rindranavalona ( 30/04/2004 12:39)
Malaza be eto Dago fa misy karazan'olona maty im-pito izay vao tena maty. Toa Atandroy (Tsy ny rehetra) angaha izy izany. Any amin'iny faritra avaratra iny dia nahita olona iray izay aho, malaza ho i... tohiny
novalian'i didim ny 20/10/2015 20:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4278