Fivavahana, finoana

psykatr ( 06/02/2004 19:35)
Misy zvtr tsy mety azoko mihintsy t@ fanpahan-kvtr' Andriamanitra: Izy dia mahalala ny ZV-drehetra, koa maninona ary no mbola napetrany tao anaty Edena ilay hazo misy ny fahalalana ny tsara sy ny rat... tohiny
psykatr ( 05/02/2004 20:34)
Inona ary no mety hanjo ireo olona tsy mahalala an'Andriamanitra nefa mba manao ny tsara ihany?... tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2004 10:17
jessicac ( 29/01/2004 10:05)
fa maninona kay no misy olona roa mifankatia be nefa misaraka noho ny tsy fitoviam-pinoana.lasa ady lay izy.nefa ve tsy tokony hifandefitra? sady hoy koa ny baiboly hoe "...fa ny fitiavana no lehibe i... tohiny
jhouhlambout ( 26/01/2004 20:52)
Mila arahina ara-bakiteny ve izany? Ilaina ve ny fifandeferana?... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2004 10:41
2689 ( 24/01/2004 10:06)
Mihetsiketsika ny silamo any Frantsa noho ny fanapahan-kevitra noraisin' ny Governemanta mandrara ny fitafiana maneho ny finoana. Manahirana ihany ny resaka finoana, indrindra hiresaka finoana izay t... tohiny
novalian'i peluche ny 01/03/2004 14:24
ravatorano ( 22/01/2004 18:01)
ny"ody gasy" tiako lazaina eto dia tsy lay manasitrana toy ny tambavy fa ilay entina hanimbana na hampitahorana ireny. Misaotra anareo mandray anjara é... tohiny
novalian'i rafajeh ny 18/02/2013 02:03
xxx ( 21/01/2004 15:54)
raha manonofy ratsy matetika dia inona no tokony hatao?!! ny finoana aloha matanjaka tsara fa ilay nofy raha tonga foana dia ahoana no hevitra?... tohiny
ravatorano ( 13/01/2004 12:14)
Azo lazaina ve fa fivavahan'ny razantsika malagasy ny fivavahana kristianina ?????? ... tohiny
hery ( 11/12/2003 19:46)
Sady misalasala aho isaky ny hanoratra resaka momba ny firaisam-pinoana satria vavaka nataon'i Jesoa mihitsy ny hoe "Mba ho iray ihany izy rehetra". Misy anefa ny mpino sasany, izay tsy omena tsiny, m... tohiny
novalian'i besoiiin ny 23/01/2004 19:32
xxx ( 08/12/2003 19:59)
Marina ry reto fa kristianina aho,fa saingy izao asa ianareo raha mitovy hevitra amiko;fa raha mahatsiaro ireo havako tena akaiky maty aho de toy ny miheritreritra hoe!inona marina moa no any an-danit... tohiny
novalian'i lemurkata ny 22/01/2004 20:09
ankoay ( 03/12/2003 12:23)
Dia tsy mahazo mivarotra intsony zany zao rehefa alahady ny andro fa mandeha any am-piangonana daholo amin'izay ve?. tsy azoko!!! f'anagaha raha mpino aho dia tsy maintsy mankany am-piangonana ry ts... tohiny
novalian'i fijo ny 28/01/2004 11:19
rhaj ( 02/12/2003 19:22)
manahoana nisy fandaharana t@ tele taty Kanada, omaly.. ny foto-dresaka dia ny hoe afaky ny hiara-hiaina anatin'ny "pluralisme" (religieux) ve isikana.. tafiditra @ izany h@ atheist... ny han... tohiny
novalian'i fijo ny 23/01/2004 11:45
sosonaka ( 19/11/2003 14:55)
Raha tsy misy Izy tsy izaho sy ianao Raha ts misy Yzy tsy nisy izao ary rehetra izao Raha tsy misy Izy iza nomba hiaro anao Raha tsy misy izy dia mba avy aiza ary ny feon'ny fieritreretana... tohiny
fijo ( 14/11/2003 09:38)
manao ahoana daholo ry namana. amin'izao taojato misy an-tsika izao,dia manontany tena aho hoe misy ve andriamanitra.izaho manokana aloha tsy mino azy io.nefa moa samy tsy mbola nahita isika koa hafa... tohiny
novalian'i flmlot92 ny 16/11/2012 21:33
lion ( 27/10/2003 11:20)
Izao e!Misy lohandohany ao @fiangonana maromaro samy hafa miady hevitra, ny iray milaza fa ny ahy no marina,ny atsy koa manizingizina, ny etsy moa tsy laitra akisoka,tsy mitonona ny ambiny.Misy olona ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/01/2004 11:07
megane ( 10/10/2003 17:55)
mandeha ny resaka fa tsy hisy intsony ny firaisampinoana, mino aho fa tsy olon'nadriamanitra no mitady hanao izany, ary inona no tanjony @ izany anefa e?... tohiny
novalian'i xxx ny 23/01/2005 16:53
rfanjav ( 10/10/2003 14:09)
Mahagaga fa na dia samy mitonona ho kristianina izao aza dia mifanaratsy , misy mihitsy ny manambanimbany ny finoan'ny hafa, samy manandratra fa ny azy ihany no marina, dia miforona etsy sy eroa iza... tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2004 10:24
mahaizamifidy ( 07/10/2003 18:44)
Tezitra be t@ maman-dry aho f izy angamba efa tena lasa adala,ilay sariko teo andohampandrinan-dry nosoloiny soratra hoe:Arovy aho Tompo,ireo boky feno taratasy tsiambaran-telontsika ireny,efa nafoiny... tohiny
novalian'i rajaona ny 09/11/2003 15:05
mahaizamifidy ( 29/09/2003 18:48)
An-kehitriny vao tsapako hoe:mafy @izay mikatsaka ny Paradisa mihitsy ilay hoe:ho faty sy antitra,izany anie no mahatonga an-drizareo ho anny am-piangonana io e!,ny tsy hofaty sy ny tsy ho antitra.Ny ... tohiny
novalian'i xxx ny 16/01/2005 10:03
mahaizamifidy ( 26/09/2003 12:01)
Mitovy ve isika?,tsotra kely,ny zavatra hita no atao hoe misy,ka ny fiainana aloha izao no tena hita ka miezaka aho hanao izay hapetipety ny fiainako,miezaka hamita ny adidiko @olombelona mitovy amiko... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 3.4545