Fivavahana, finoana

( 26/12/2004 08:48)
Des légendes se formèrent, racontant la naissance, les combats et le triomphe de Mithra , dieu de la lumière... Comme le soleil se lève chaque matin au- dessus des monts , Mithra naissant sortait... tohiny
novalian'i ramaso ny 21/01/2005 04:32
xxx ( 21/12/2004 07:53)
manontany tena aho indraindray satria rehefa tena teren-doza dia terena hampiasa finoana fotsiny raha tsy misy vaolana dia lazaina fa izay no sitrapon\'Atra. raha mangataka zavatra dia indraindray ts... tohiny
ikaretsaka ( 19/12/2004 01:29)
Somary mahatsikaiky mahalasa eritreritra ihany izy ity fa tantara tena marina.. ary nahatsiarovako ilay resak\'i ra vegas indray andro izay koa!. misy bandy Voisin anay izay. taloha izy dia mpivavaka... tohiny
novalian'i ramaso ny 20/12/2004 18:50
ikaretsaka ( 17/12/2004 14:53)
Asa raha sendra voamarikareo fa raha mpandeha RN7 iny ianareo dia misy tanana iray izay afaka kelin\'i Behenjy, tsy tadidiko ny anarany Ny mampalaza io tanana io dia ny \"tranon\"\'ny olona ao dia... tohiny
novalian'i ramaso ny 20/12/2004 23:22
fyjl ( 15/12/2004 08:36)
Nahavarina sy nampiheritraritra ary nampihomehy ity fisehoan-javatra ity : 1 - Misy antokom-pivavahana iray mpandefa fandaharana @ fahitalavitra. Misy olona hono mangata asa @ Jesosy ary miteny mihin... tohiny
novalian'i xxx ny 17/12/2004 10:57
damaopa ( 15/12/2004 06:43)
lava volo marina ve i Jesoa? Izaho manao hoe tsia!... tohiny
xxx ( 10/12/2004 19:55)
Remarque (sy fanontaniana) kely fotsiny e! Maninona kay ny Protestants no malaza ho be zesta rehefa mandeha mivavaka e? :?: Ayr koa hoe betsaka ny olona (tanora) no mandeha mivavaka any @ FJKM (i... tohiny
novalian'i annie ny 11/04/2005 17:16
ikaretsaka ( 01/12/2004 04:48)
Mba lasa ho\'a ny saiko ry zareo.... Voalaza foana ny hoe tokony hivavaka isika ho an\'ny olona mpanota.... Sady nanao devoir aho no namaky boky dia Nisy teny Nosoratan\'i Mark Twain (Ilay nanorat... tohiny
novalian'i ramaso ny 20/12/2004 23:28
1kd100 ( 29/11/2004 10:06)
Satria mantsy manindrotsindrona ny fahazarandratsy mamatotra ny olona ny voalazan\'ny baiboly dia lazaina fa manelingelina izy.Tsy zakan\'ny olona ny ilazana mivantana aminy hoe mpanota ianao,mpangala... tohiny
novalian'i kinaoly ny 17/12/2004 17:43
korotamby ( 22/11/2004 11:13)
ampy ve ny mivavaka ao an-trano, fa tsy mankany am-piangonana?... tohiny
novalian'i tsaragasy ny 18/03/2005 23:01
kitjo ( 12/11/2004 07:57)
Asa ianareo aloha, fa oh ahy, tany Dago: rehefa misy olona miresaka fivavahana, ka vao manaratsy ny hafa fts, na tsy finoako aza no aratsiany,dia heveriko ho secte. AMiko ny filazana fa NY AZY IHA... tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2004 21:33
moi ( 08/11/2004 13:03)
Olona ambony iray tsy mino ny horoscope no nitantara fa manana namana tompona gazety mivoaka isan\'andro, ary dia nanontany hoe nahoana no rebirebenao amin\'io horoscope io ny olona ? Dia namaly hono... tohiny
novalian'i xxx ny 26/11/2004 23:54
xxx ( 08/11/2004 06:45)
http://www.prophetofdoom.net/ ... tohiny
fatsoraly ( 07/11/2004 02:28)
Tsy hiady hevitra aho fa ho fanalana ny ahiahy @ isika mino ny Baiboly dia mba hitondra teny fankaherezana. 1) Mifampivavaha mba tsy ho mora voarebireby isika ka tsy hisalasala na dia kely akory ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2004 22:14
fatsoraly ( 05/11/2004 02:33)
Nareo ve nahare an\'ilay \"honohono\" fahiny hoe ilay 1lahy taloha hono rehefa manao sampy dia manitsakitsaka Baiboly? Dia eo no apetrako ny fanontaniana hoe fa inona no mahatonga ny olona hanenjika ... tohiny
novalian'i annie ny 11/04/2005 17:22
ikaretsaka ( 02/11/2004 13:45)
Efa resaka natsipitsipin-dry Fijo sy ry Ramaso ihany moa ity fa voamariko eto koa Ohatran\'ny hafahafa be ilay izy ry reto fa ato dia hoe rehefa misy resa-pivavahana dia baiboly foana no atao refer... tohiny
novalian'i felicia ny 03/04/2005 23:35
fatsoraly ( 02/11/2004 04:16)
I directed my question to the Imam and asked: \"Please, correct me if I\'m wrong, but I understand that most Imams and clerics of Islam have declared a holy jihad [Holy war] against the infidels of th... tohiny
novalian'i ramaso ny 01/12/2004 23:59
fatsoraly ( 30/10/2004 05:55)
tena sarotra dia sarotra (tsy miteny aho hoe tsy azo heverina) ny hidiran\'ny rameva @ vodifanjaitra. :°) Fa ny mpanakarena no mety tafiditra @ vodin-drameva :°) Augenzeuge aho :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 29/11/2004 22:21
heartbreakkid ( 29/10/2004 13:38)
Natao ho an\'izay tena manam-pinoana irery ihany ity!! Raha kelikely finoana enao aza mamaky fa hiova fo eo! Jésus : info ou intox ? Par Paul-Éric BLANRUE. Une imposture de 2000 ans?... tohiny
novalian'i kintanala ny 17/02/2005 19:45
fatsoraly ( 29/10/2004 03:24)
Ary na dia manana faminaniana aza aho ka mahalala ny zava-miafina rehetra, sady manana ny fahalalana rehetra, ary na dia manana ny finoana rehetra aza aho ka mahafindra tendrombohitra, kanefa tsy mana... tohiny
novalian'i ramaso ny 02/12/2004 00:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1876