Fivavahana, finoana

methode ( 21/04/2005 01:20)
Maro aminareo Protestantes ny te-hahalala momba ny fiainan'ny Pretra Katolika!!! Raha fantatrareo fiangonana sasantsasany ny tena tantara nisy dia mety hanampy anareo hahazo kokoa ny olana momba ireo ... tohiny
Mifenty ( 20/04/2005 08:12)
Déçus tamin'ilay setroka fotsy ny ankamaroan'ny katoliaka (tsy ny rehetra akory). toa oatra ny manambara ilay setroka gris fausse alerte oe vote de consensus le tao. ( c mon opinion perso) Tsy... tohiny
novalian'i Mifenty ny 10/05/2005 19:22
Mifenty ( 19/04/2005 21:33)
TEna faly kosa aloha aho eh. faly ary mi féliciter ny katolika rehetra aho amin'ny fahazoanareo Papa vaovao. Avy niala fiandrasana tamin'i Paoly isika dia indro tonga i Benoit. Miarahaba anareo ar... tohiny
novalian'i dadabe ny 23/04/2005 05:51
xxx ( 19/04/2005 15:16)
Fantatrareo ve fa : 1 - Isika ato amin'ny namana no farak'izay MPANARARAO-PATY indrindra. :-D :-D :-D 2 - Mihoatra ny 10 ireo lohahevitra no mifarana any amin'ny fanaratsiana ny finoana kato... tohiny
novalian'i dadabe ny 22/04/2005 05:31
Mifenty ( 19/04/2005 10:00)
Refa jerena klou ny lokon'ilay setroka mivoaka dia mbola mi mène atrany ny mainty ao am fifidianana izay ho papa eh. asa ny hevitrareo. :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i dadabe ny 22/04/2005 05:34
sahary ( 18/04/2005 04:19)
andeha indray isika mba iresaka zavatra tena mahafinaritra fa tsy dia hifanditra foana @ adi-hevitra .Anisan'ny tena manome hery ary koa mampiorina ny finoana ny fananana ireny toko sy andininy manoka... tohiny
novalian'i routa ny 11/05/2005 12:02
jooko ( 15/04/2005 06:34)
Pour info : Ireo Fivavahana lehibe eran-tany araky ny antontanisa : - Le Christianisme (2,0 milliard) - l'Islam (1,2 milliard) - l'Hindouisme (0,8 milliard) - le Bouddhisme (0,6 milliard)... tohiny
novalian'i dadabe ny 23/04/2005 05:53
jooko ( 15/04/2005 06:22)
Hatramizay ka hatramizao, miodikodina eto amin’ireto tendrony roa ireto ny fifandraisan’ny kristianina : unionisme na œcuménisme Inona no tsara ? Hiezaka ampitovy dotrines (unionisme) sa hi... tohiny
novalian'i dadabe ny 22/04/2005 05:46
Mifenty ( 14/04/2005 15:07)
Ndremande aho nanatrika mariazy namako tao am eglizy masindahy François Xavier Antanimena, le nidiran'i ratompokolahy iny. Izao no nitranga: 1- nandeha ny kominio dia nodian'i damopra fanina ila... tohiny
novalian'i marozevo ny 01/06/2005 00:39
jooko ( 14/04/2005 14:53)
Histoire ity fa tsy fandrangitana an! Le 22 juin 1933, [u]Galilée[/u] fut condamné à l'unanimité par le conseil du Saint-Office à l'abjuration et à la detention de la Sainte Congrégation ... tohiny
novalian'i fijo ny 20/04/2005 23:04
Narilala ( 14/04/2005 10:54)
asa ry zareo fa toa Anjely latsaka an-tany avokoa angamba izay tsy katolika satria toa tsy mba mahita ho resahina sy ho tsikeraina afa tsy ny Katolika ianareo. Izay rehetra sujet mivoaka eto dia tsy... tohiny
novalian'i fijo ny 20/04/2005 23:05
welie ( 13/04/2005 12:41)
Dia ito indray aza misy sujet somary mba hangalana aina kely... :-P Ahona ny hevitrareo @ mopera manao sipa sy ny mopera manan-janaka? (zanaka tena izy fa tsy hoe i "mon fils" an! :lol: ) Dia rah... tohiny
novalian'i marozevo ny 01/06/2005 00:33
hery ( 13/04/2005 09:17)
Iangaviako ianareo izay hamaly eto ambany mba hihevitra ireto fanamarihana vitsivitsy ireto (tenir compte de ces quelques remarques préliminaires) - Izaho Katolika (mafana fo? :-) ) - Namaky tant... tohiny
novalian'i dadabe ny 22/04/2005 06:04
jooko ( 12/04/2005 07:00)
Betsaka ny fanontanian'ny namana mikasika ny fivavahana protestanta. Fampafantarana tsotsotra ity ary tsy natao afa-tsy amizay antony izay ihany. Misy amintsika namana manko ohatran'ny tsy mbola maha... tohiny
novalian'i marozevo ny 28/04/2005 23:13
xxx ( 12/04/2005 05:00)
Efa maro ny dinidinika momba ny Katolika ato ka saika mba hanontany momba ny Fiangonana hafa indray zah! ho an'ny [b]FJKM sy Loterana[/b]: Raha tsy diso zah dia misy an'izay hoe:"mino ny fiombonan'... tohiny
novalian'i xxx ny 23/04/2005 07:53
Mifenty ( 11/04/2005 08:13)
aleo dia anokafana sizé vaovao eto mitsy ty fa otrany miverimberina foana le Tsy ho possible hoy ny sasany ny hoe mainty ny papa ho lany. hoy kosa aho: 1) lazaina fa antson'Andriamanitra n... tohiny
novalian'i Mifenty ny 20/04/2005 15:26
sahary ( 11/04/2005 04:31)
araka ny resaka mandeha atsy ambadika atsy,dia mandeha ny resaka hoe mivavaka amin'ny maty,ny maty no atao mpanelanelana ...sns.Mikasika izay dia manontany tena aho hoe "tena maty marina ve ny maty "s... tohiny
novalian'i sahary ny 19/04/2005 12:15
yonikafopl ( 11/04/2005 00:42)
Asa fa nisy fandaharana zay sendra nandalo ny masoko raha namadibadika canal za tam tele, nisy resaka mopera senegalais nanoratra boky we "Le Pape est un assassin" de natao intervew le izy.Asa na nisy... tohiny
novalian'i routa ny 19/05/2005 15:08
dadabe ( 08/04/2005 02:58)
Mba lasa ihany rizareo ny saiko a,dia ho entiko eyo aminareo.Fitiavana ny te hahafatajavatra ny ahy fa tsy ho fitsikerana na ho sanatria fanaratsiana,izao mantsy hoy ny namana sasany 1-azo atao ny m... tohiny
novalian'i dadabe ny 28/05/2005 17:37
Narilala ( 07/04/2005 10:50)
Iza no mba mpitondra fivavahana malaza nahavita soa be teto an-tany, na teo @ fireneny @ ireo fiangonana hafa ankoatra ny katolika, tao anatin'ny 20 na 10 taona lasa na @ izao fotoana izao . Dia avy @... tohiny
novalian'i annie ny 10/04/2005 19:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4565