Fivavahana, finoana

Bocassa ( 26/08/2005 09:51)
Hoy i Pasteur hoe:" voavela ny helokao noho ny anaran' ny masina". Raha jerena nefa ny mpiangona, toa tsy misy faly mihintsy. Tsy mahafaly an-dry zareo angamba ilay famelan-keloka. Diniho kely ange za... tohiny
novalian'i marozevo ny 29/08/2005 14:49
jimna ( 26/08/2005 04:30)
samy mitompo teny fantatra daholo ny fivavaha eto @tontolo ity hoe samy marina, koa iza @ireo ary no tena marina ,,, ... tohiny
novalian'i daran ny 19/10/2005 09:00
fijo ( 24/08/2005 22:01)
asa ry zareo,fa za dia mahatsapa,fa toa fandaniana andro fotsiny io fivavahana io.tsy dia hitako loatra izay tena entiny amin'ny fiainana'ny olombelona ankoatry ny ady.... tohiny
LazaRandri ( 24/08/2005 00:39)
Rahalahy sy anabaviko avokoa na ny Silamo, ny Mormon, ny Vavolombelon'i Jehova, ny Katolika, ny Bodista, ny Taoista, ny Hindo, ny Protestanta, ny Jiosy...sns... [b]Kanefa ahoana hoy Kristy?[/b] [i... tohiny
novalian'i deghany ny 30/08/2005 08:40
zozefa ( 23/08/2005 10:17)
Asa raha mba efa nosaininao fa raha ohatra fa fantatra hoe ho avy rahampitso amin’ny dimy latsaka fahefany maraina Jesoa, de inona avy re no mety ho zavatra ho ataonao e?:D... tohiny
novalian'i zozefa ny 25/08/2005 19:57
ari.malala ( 22/08/2005 05:13)
JMJ
MIarahaba ê! :) Mba afaka manome vaovao ve izay nanatrika ny JMJ? Misaotra ê! :) ... tohiny
novalian'i Vaillant ny 07/09/2005 13:24
xxx ( 21/08/2005 19:47)
Fa nahoana no lazaina fa tsy misy kristiana hatrany ankibondreniny izany? na de hoe kristiana i dada ary koa kristiana i neny... tohiny
novalian'i moi ny 06/10/2005 05:54
zama91 ( 18/08/2005 11:09)
mba lasa ihany ny saina hoe ahoana ihany ity fitakia mbola any ampiangonana ity,dia aiza ilay finoana,tsy rakitra ve dia efa ampy ... tohiny
novalian'i jentilisa ny 26/08/2005 13:38
zefalah ( 16/08/2005 23:28)
ie..le hoe finoana..mialatsiny mialoa,fa zaho tsy hikritiky na anakiana..fa te halala kosa ny marina. ny Jesosy dia andriamanitra! marina zany ozy nareo ka Afaka lazainareo amiko ve hoe inona no ten... tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2005 21:48
zefalah ( 16/08/2005 23:14)
maro ny olona milaza ny tenany fa hoe kristianina nefa na fiangonana aza tsy hidirany?eny na miditra fiangonana aza izy tsy hivavaka no aleany any. efa itany masoko roa reto zany tao @ eglise saint m... tohiny
novalian'i moi ny 26/08/2005 05:56
jos13 ( 15/08/2005 07:51)
mandaitra ve ny ody fitia , ary efa Nahita olona voan'ny ody fitia ve nareo? ... tohiny
novalian'i Achia ny 07/09/2005 13:23
LazaRandri ( 12/08/2005 05:38)
[img]http://www.mounet.com/~kassi31/images/toon.gif[/img]... tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2005 21:49
zama91 ( 11/08/2005 21:19)
Tsy mifanipaka ihany ve izy roa ireo raha fijerinareo azy satria toa arakaraky ny handrosoany siansa no mampiroborobo be ny finoana... tohiny
novalian'i zama91 ny 03/09/2005 12:11
zefalah ( 05/08/2005 16:31)
iza
iza no afaka manambara ny tenany fa sambatra eto ambonin'ny tany?... tohiny
novalian'i marozevo ny 19/08/2005 13:58
vatsimpanahy ( 27/07/2005 13:30)
2 taona izay no nivady ara-panjakana izahay mivady. Mbola tsy najao ny mariage religieux tamin'izany fotoana satria mba fanirianay ny hanao azy any M/kara dia mila manango-bola kely. Tamin'ny voaloh... tohiny
novalian'i marozevo ny 17/08/2005 21:29
bichette ( 27/07/2005 06:46)
Inona avy no fantatrareo momba an'izy io ? ... tohiny
novalian'i bichette ny 29/08/2005 15:54
zefalah ( 23/07/2005 23:16)
ty misy fantaniana? mahagaga sy mahazendana. sika rehetra mahalala fa ny gasy dia manamasina ny razam-be...any ka lasa manopo mintsy aza ny sasany. de le fantaniana de zao. Inona no tena topon'ny m... tohiny
novalian'i marozevo ny 17/08/2005 20:50
tsimiandravola ( 21/07/2005 10:34)
[b]Zava-maha-domelin'ny vahoaka[/b] [b]-FAMARITANA SY OHATRA[/b]: Ny zava-maha-domelina dia [u]vainga ampidirina amin'ny tena[/u] ,ka mampiova ny fiasan'ny taova mankany amin'ny fanairana na m... tohiny
novalian'i marozevo ny 17/08/2005 20:30
mandrindra ( 21/07/2005 10:30)
Les nombreuses «nouvelles religions» sont surveillées par le pouvoir, qui redoute de les voir incarner la contestation sociale Les sectes évangélistes foisonnent dans la Grande Ile Antanana... tohiny
novalian'i marozevo ny 17/08/2005 20:40
krust ( 20/07/2005 13:58)
mino ny fisian'izy ireo ve ianareo?... tohiny
novalian'i RADOUXE ny 22/09/2005 21:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9709