Fivavahana, finoana

pasipasi ( 26/09/2005 18:05)
ry TANORA efa ahoana nyhevitra ny@ nyfiafaran'izao tontolo izao efa niomana ve sa ......mba valio ... tohiny
novalian'i Tanana ny 17/11/2005 05:04
stephan ( 26/09/2005 14:23)
Zavatra tsikaritro tamin'ny prime pazzapa farany teo no ambarako! lazaina manko fa resaka momba ny fivahinianana no loha-hevitra tamin'io. Nieritreritra aho izany hoe rehefa resaka fivahinianana masin... tohiny
novalian'i nanourand ny 10/11/2005 22:01
rearea ( 21/09/2005 22:49)
betsaka ireo mpivavaka no tena mampiseho @ mpiara monina hoe tena mino sy manaja an'Andriamanitra nefa ny toetrany andavan'andro @ olona akaiky azy tsy mifanaraka @izany. Misy mantsy ireo mihevitra fa... tohiny
novalian'i cutie ny 04/10/2005 12:26
Herimiafina ( 21/09/2005 07:16)
Hoy ireo mpandinika sy mpikaroka amin'ny resaka ara-toekarena sy fampandrosoana aty amin'ny tany mandroso hoe: ''Ny fivavahana no mampahantra ny tany mahantra''. Ny fivavahana hono dia toetsaina ir... tohiny
novalian'i Tanana ny 17/11/2005 04:42
LazaRandri ( 20/09/2005 02:41)
Mifanaraka ve ny politika (fitondrana) sy ny finoana Kristianina? Ahoana ny mety hampifanaraka azy? "Hanompo" firenena sa hanompo an'Andriamanitra? Hitady sy omem-boninahitra sa hanome voninahitra... tohiny
novalian'i bozimanga ny 20/10/2005 12:07
LazaRandri ( 17/09/2005 03:13)
Inona avy "araka ny hevitrao" ireo toetra na fitenenana, na koa fomba amam-panaon'ny fiarahamonina Malagasy, [b]mifanohitra amin'ny toe-panahy Kristianina[/b]? Atomboko amin'ny ohatra vitsivitsy: ... tohiny
jajaf401 ( 16/09/2005 18:29)
Amin'izao fotoana de matanjaka be ny fandinihana ataon'ny zanak'olombelona ka zao tonga hatrany amin'ny famantarana hoe : lehilahy ve sa vehivavy ny zanahary??; Tamin'ny namoronany Adama hono nisy mor... tohiny
novalian'i jajaf401 ny 24/09/2005 18:10
zama91 ( 16/09/2005 15:15)
Raha jerena fohifohy ny resaka katolika dia voalaza fa printsy Constatin no nanangana voalohany ny papa ray masina tamin'ny IV siecle.Misokatra ho antsika izay mahalala ny ady hevitra ... tohiny
novalian'i scorpion ny 21/10/2005 18:20
xxx ( 15/09/2005 11:55)
Misy milaza fa rehefa voavonjy ny KRISTIANA de voavonjy fa tsy ho very intsony na inn na inn ataony, tsy haiko aloha e! ianao ve mety mbola ho very na de efa KRISTIANA aza? ... tohiny
novalian'i Veloo ny 21/10/2005 15:12
jentilisa ( 12/09/2005 08:23)
araka ny hevitrareo, mifampiditra loatra ve ny politika ny ny fivavahana eto Madagasikara?... tohiny
novalian'i jentilisa ny 15/09/2005 08:03
jajaf401 ( 10/09/2005 04:35)
Manasa antsika jiaby samy hanaraka fa ny zava-bitan'ZANAHARY no hasiana fisaorana tsi-1-1 De miangavy isika hanome sopapa marina fa mety tsy ho feno ny eto, Fa rendez-vous @ génèse 8080 T@ andro ... tohiny
novalian'i jajaf401 ny 14/09/2005 20:00
Herimiafina ( 07/09/2005 19:34)
Sahia mijoro mba ho fitaratra. Tsy ny fitoriana Teny eran'ny lalàna ihany no atao hoe fijoroana vavolombelona fa eo ihany koa ny fitondrantena. Rehefa mijoro amin'ny finoanao ianao dia tsy mila mi... tohiny
novalian'i namanao ny 15/11/2005 14:57
jentilisa ( 06/09/2005 07:44)
Vaovao iray nanaitra tato ho ato hita tany anaty gazety ity ambarako etoana ity. Teto Madagasikara no nitranga ny tantara. Mba hahazoan'ireo mpitrandraka vato sy hahitany vato hoe dia nisy zazalahy ir... tohiny
Herimiafina ( 02/09/2005 20:18)
Raha ny fahitako azy dia tsy misy mahasamihafa ny zavatra nolazain'i Darwin sy ny Baiboly momba ny niforonan'ny olombelona sy izao tontolo izao. Maro anefa ireo siantikika no milaza fa mino an'i Dar... tohiny
novalian'i bichette ny 28/09/2005 07:04
zama91 ( 02/09/2005 15:21)
Mahalasa fisainana tokoa raha nahita ny fandevenana an'i papa jean paul2 ny fiantsoan'ireo vahoaka marobe hoe ataovy masina izao dia izao i papa joany paoly faha 2,fahefana toy inona moa no anana'izy... tohiny
novalian'i sonwin ny 06/09/2005 14:49
Herimiafina ( 31/08/2005 17:44)
Maro ny mahatsikaritra hoe misy olona tonga miangona nefa zavatra hafa mihintsy no tadiaviny ao. Misy koa miteny hoe mahafantatra olona manao ny ataony ihany amin'ny andavan'andro nefa miangona alahad... tohiny
novalian'i Achia ny 28/09/2005 12:42
Herimiafina ( 30/08/2005 04:52)
Efa nahita ve ianareo olombelona iray nanao asasoa tsy misy tambiny tamin'olonkafa na action desintéressée? Efa mahazatra amin'izao fiainantsika izao mantsy ilay hoe donant-donant na fitakiana tamb... tohiny
deghany ( 29/08/2005 10:54)
Fanotaniana: -aona no niavian'io we papa ray masina io? de aona no mandohalika eo alohany? -aona sy iza no mametra olona iray we MASINA izy!! oh: masindahy .... na masimbavy..... De mivavaka aminy... tohiny
novalian'i marozevo ny 18/10/2005 22:42
Herimiafina ( 28/08/2005 22:55)
Misy karazana toetra telo ireto: - Ny famadihan'i Jodasy an'i Jesoa. - Ny fankahalan'ny jiosy an'i Jesoa. - Ny tsy firaharahian'i Pontio Pilato an'i Jesoa. Ny tena fahavalon'ny fitiavana, dia il... tohiny
novalian'i RADOUXE ny 25/09/2005 14:49
zefalah ( 26/08/2005 22:18)
ya...sika rehetra malala tsara fa ny gasy dia nanompo razan-be sy ny tapaka-hazo. fa lay tena tsy aiko sady mahalasa saina be ana hoe :?inona no antony nanopon'ny malagasy azireny? de nanomboka aovi... tohiny
novalian'i juluka ny 23/09/2005 06:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9592