Fivavahana, finoana

bichette ( 15/12/2005 08:49)
(miala tsiny raha amin'ny teny vahiny) le courage de'admettre votre erreur vous libèrera de votre frustration tandis que votre entêtement ou la peur vous maintiendront prisonnier de vos illusio... tohiny
novalian'i dadabe ny 14/01/2006 07:53
vetsoko ( 13/12/2005 15:01)
après analyse sy recoupement dia ireto no voahangoko,(mpanao gazety aty ampita ny tenako): .50 000 eo ho eo no mpivavaka tao @ fpvm .16 no isan'ny sampana ary au moins misy 200 ny membres isaky ny ... tohiny
novalian'i pissoa ny 19/12/2005 13:51
lapino ( 13/12/2005 06:05)
Halefa any am-piangonana protestanta any Alemaina hono ny lalao amin'ny fiadiana ho tompon-daka eran-tany amin'ny baolina kitra! Tokony ho mety ve izany?... tohiny
novalian'i jentilisa ny 23/12/2005 13:31
ravatorano ( 08/12/2005 05:42)
Ny evekan'Ambanja no hisolo ny Kardinaly Gaetan Razafindratandra.NY Mgr OdonRazanakolona no anaran 'ilay kardinaly vaovao ho an 'ny fiangoanan katolika eto madsagasikara.Izy dia efa sakretera jeneral... tohiny
novalian'i marozevo ny 07/02/2006 00:49
diarie ( 07/12/2005 17:51)
Manao ahoana tompoko oh! Aty ampitandranomasina ny tenako ka mahatsiaro mila aimpanahy, mila dinidinika kristianina, koa raha misy Mpitandrina na mpiandry na mpitondra fivavahana protestanta mahita iz... tohiny
novalian'i marozevo ny 28/02/2006 00:41
LazaRandri ( 06/12/2005 22:54)
Misy andraikitry ny Kristianina ihany koa ny mahatonga ny olona sasany tsy mamonjy ny fiaraha-mivavaka. ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2005 04:53
bichette ( 05/12/2005 16:23)
[b]Si Jesus est réellement le Messie, où donc est la paix ?[/b] La paix qu'apporte le Messie est une paix du coeur selon la Bible, surpasse [u]l'entendement humain[/u] [i]Je vous laisse la pai... tohiny
novalian'i Veloo ny 13/01/2006 19:59
jentilisa ( 03/12/2005 14:28)
Asa raha efa nofoanana ilay lalàna tamin'ny andron'i Augagneur nahatra teto madagasikara fa tsy mbola nandre ny fanafoanana azy aho. Tsy azo atao ny mivavaka miaraka any an-trano. Maninona raha foana... tohiny
novalian'i tivinah ny 31/01/2006 12:17
fiaritiana ( 02/12/2005 19:29)
raha tsy mankany am-piangonana mihitsy ve enao dé hoe tsy mivavaka izay?... tohiny
novalian'i Veloo ny 20/12/2005 20:38
eprom ( 02/12/2005 05:33)
Taorian'ny Eurd sy ny FPVM de nifanontany ny rehetra hoe iza indray ny manaraka. Re ary izao fa norarana tsy hivavaka ao Andravoahangy intsony ny Rhema. Marihina fa tsy fanakatonana akory izy ity fa f... tohiny
novalian'i ndrena ny 07/12/2005 15:01
diamondra27 ( 01/12/2005 12:41)
Ho fampaherezana ny namana de miangavy @ ze nahazo valimbavaka mba hizara ze nataon'i Jesosy taminy, tsy maninona na de tsy tianao tenenina aza ny anaranao... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/02/2006 11:20
sambatra ( 30/11/2005 18:31)
Salama ny namana rehetra, Moa ve mba mametra-panontaniana isika tsirairay avy hoe inona marina no antony manosika ny tenany hivavaka. Mba zarazarao ary hoe sao mahasoa!!! ... tohiny
novalian'i jimna ny 07/02/2006 04:12
Mifenty ( 30/11/2005 13:33)
Mampiaka-peo mafy mitsy i Vatican fa tsy ekena ny pretra manana tendance homosexuelle. tsy ekena ny ordination izany eh. Gaga iany aho satria, 1- misy refy ahafantarana an'io tendance homosexuell... tohiny
novalian'i Mifenty ny 11/01/2006 11:19
balite06 ( 28/11/2005 12:01)
nankalaza taona maro niforonana ny mpampiely baiboly malagasy , mivoatra araka izay fandehany ny fiangonana ary hetsika tsy azo sakanana ny tantara harafitry ny fivavahana eto Madagasikara. Ny tiako ... tohiny
novalian'i jentilisa ny 03/12/2005 13:51
jentilisa ( 26/11/2005 08:13)
Zavatra mahavariana ahy eto Antananarivo. milaza ho misy mahita fitrandrahana volamena sy vatosoa indray ao Ambohitrapeto Mahitsy ao. Dia ankalazaina indray hoe mila sorona io. Ary ny sosona dia olo... tohiny
novalian'i routa ny 02/12/2005 07:11
diamondra27 ( 22/11/2005 13:26)
Amin'izao fotoana iainantsika izao, indrindra noho ny loza voajanahary sy ireo hetraketraky ny ratsy fanahy na déprimés dia tsara ny mampatsiaro fa Andriamanitra dia fitiavana mba tsy hanomezantsika... tohiny
xxx ( 21/11/2005 23:31)
http://www.faithfreedom.org/French/sina30308F.htm [i]Nahitsin'i hery[/i]... tohiny
novalian'i Bariry ny 27/11/2005 22:33
lapino ( 21/11/2005 17:13)
Mba mitady baiboly elektronika aho, amin'ny teny malagasy no tena tadiaviko. Raha misy amin'ny teny anglisy na frantsay dia mety amiko foana koa. Dia mety foana izay endriny eo, na fichier txt, rt... tohiny
novalian'i hery ny 03/09/2015 21:48
lapino ( 21/11/2005 16:00)
Ohatra ny voamariko hoe resaka tantara foana no ampifaninanina amin'ny baiboly. Dia mifangaro daholo na tantara tena nisy, na tantara noforonina, na tantara reconstitué, na théorie isan-karazany, sn... tohiny
novalian'i jentilisa ny 24/11/2005 06:12
tsimiandravola ( 21/11/2005 15:05)
-Toy izao no voankazo novokarin'ny hazo izay nilazan'i Jesoa hoe: "ny voany no amantarana ny ny hazo". "Ny amantaran'ny olona fa mpianatro ianareo,dia raha mifankatia" "Miasa foana ny mpanorin-trano... tohiny
novalian'i jentilisa ny 03/12/2005 13:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5392