Fivavahana, finoana

beza ( 14/03/2006 06:46)
Miarahaba Ny fikambanana Nama dia faly manolotra anao "TAKARIVA AMOROM-PATANA" [url]http://www.faniloradio.com/nama.htm[/url] ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/04/2006 06:45
Fiffi ( 12/03/2006 08:08)
Raharaham-pinoana - Nakatona tanteraka ny fiangonana EURD Teo ivelan’ny fiangonana indray ny mpino no nanoko fivavahana. Nakaton’ny fanjakana tanteraka ny fiangonana Eurd na ny Eglise universe... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/03/2006 06:12
beza ( 11/03/2006 14:52)
Miarahaba antsika rahariva @ 20h (France) dia misy tantara indray miseho ao amin'ny faniloradio. [url]http://www.faniloradio.com[/url] Rahaviva izany e! Isak'asabotsy no misy an'io ka @ 13... tohiny
novalian'i Achia ny 29/03/2006 20:13
bichette ( 10/03/2006 04:34)
Miarahaba ny tsirairay Misy fiarahana mivavaka ho an'ny tanindrazana inty, averiko eto ilay izy satria efa lohateny efa elaela ihany kanefa mbola mitohy foana http://serasera.org/forum/?rub=dini... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/03/2006 15:54
hery ( 09/03/2006 07:04)
Mandeha mangingina ao ihany ny tetikasa baiboly eto amin'ny serasera. Amin'izao fotoana izao dia vita ny 2615 amin'ny andininy 7948 ao amin'ny Testamenta Vaovao. Ny mpandray anjara mavitrika aloha hat... tohiny
novalian'i jentilisa ny 21/03/2006 05:00
diamondra27 ( 07/03/2006 20:16)
Sao de mba hisy namana ato hamonjy ilay camps any Normandie momba ilay hoe: [b]aimer... mais comment?[/b] izay iandraketan'ny llb fa i Zoky Eddy ihany no hampiofana e! De mangataka olona ze afaka man... tohiny
novalian'i marozevo ny 20/03/2006 20:53
yonikafopl ( 04/03/2006 16:25)
Asa ianareo raha mba mahatsapa toa ahy, fa efa mitranga daholo ireo loza voalaza ao am baiboly ho famantarana ny faran'izao tontolo izao. Be ny arenina mahafaty, na ho an'ny olombelona , na ny biby, b... tohiny
novalian'i marozevo ny 10/04/2006 22:36
zandikely ( 04/03/2006 02:15)
Le sénateur Paolo Guzzanti, président de la "commission Mitrokhine" (du nom d'un ex-agent du KGB), chargée d'enquêter sur l'activité des services secrets soviétiques durant la guerre froide, a r... tohiny
novalian'i marozevo ny 05/03/2006 14:59
diamondra27 ( 03/03/2006 10:18)
[b]DIDY FOLO Tohiny [/b] Tsara ho marihina fa raha manokatra ity dinika ity aho dia tsy nataoko hitsarana na iza na iza ity size ity fa mba handinihintsika tena. Andriamanitra irery ihany no afaka m... tohiny
novalian'i marozevo ny 11/04/2006 18:55
jentilisa ( 03/03/2006 07:55)
Gaga aho raha nandre ny fanapahan-kevitry ny Filan-kevitra Eokimenika nanambara ny fanamelohany ny namoahana ny sariitatra momba an'i Muhammed. Ny tao an-tsaina voalohany dia hoe efa nahita ny sary v... tohiny
novalian'i marozevo ny 11/03/2006 00:30
hery ( 02/03/2006 23:20)
Noho ny olana teknika kely dia miova toa izao ny tetikasa baiboly izay natomboka. Ny Baiboly Katolika dia baiboly.serasera.org Ny Baiboly DIEM kosa dia diem.serasera.org Misaotra an'ireo namana mav... tohiny
ravatorano ( 02/03/2006 09:34)
ho an ireo mpino kristianina katolika dia nanomboka omaly alarobian ny lavenona ny karemy ary haharitra efapolo andro moa izy io satria maiafara amin ny andron'ny Paka. taloha dia fifadia-kena no nit... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/04/2006 06:01
jimna ( 01/03/2006 05:47)
Ahoana ny hevitrareo @io lohahevitra vaovao io?... tohiny
novalian'i marozevo ny 30/03/2006 22:36
Fiffi ( 01/03/2006 05:27)
Mba lasa ny heritreritro @ ity fiangonana sy ny vola ity satria: misy fiangonana zay , tsy afaka mangataka ohatra hanaovana batisa ny zanakao ianao raha tsy azo lazaina ve hoe "mpikambana" ? satria mi... tohiny
novalian'i marozevo ny 30/03/2006 22:36
Fiffi ( 27/02/2006 05:49)
Misy trano fiangonana iray miorina eo akaikin’ny tsena vaovao ao amin’ny trano fitehirizan’entan’ny orinasa Sinpa taloha, ary dia mampimenomenona ny mponina manodidina ny kotaba sy ny horakora... tohiny
novalian'i marozevo ny 30/03/2006 22:38
rrgmt ( 26/02/2006 13:08)
Na inona 2 aloha ny finoanao, raha tsy manana an'i jesoa ao anatinao ianao, ^nanaiky Azy ho Mpamojinao manokana sy mpanjakan'ny fiainanao dia fotoana lany ihany ny théorie-nao sy ny fivavahanao ê! ... tohiny
novalian'i bichette ny 02/03/2006 00:44
diamondra27 ( 25/02/2006 11:25)
ahoana ny hevitrareo?... tohiny
novalian'i marozevo ny 25/04/2006 00:13
marozevo ( 25/02/2006 00:41)
Amin'ny 25 Mars ho avy izao, dia hisy fanendrena kardinaly vitsivitsy hatao any Roma. Mbola tsy hisy Malagasy ho voatendry amin'io daty io, fa hisy Kardinaly Sinoa vaovao. Fivoarana lehibe eo amin... tohiny
novalian'i marozevo ny 26/03/2006 01:05
LazaRandri ( 25/02/2006 00:03)
Ny kristianina dia manana adidy hivavaka ho an'ireo manam-pahefana, ray aman-dreny, mpitandrina, ary ny tompok'andraikitra rehetra....Tsy vitan'ny hoe "Ray o, tahio ny filoham-pirenena" na koa "Tompo ... tohiny
novalian'i marozevo ny 25/03/2006 00:37
navalh ( 23/02/2006 23:32)
(l)Moa mba azontsika eritreretina ve ny antony izao fisiantsika izao ' aza asiana rsk philo an!. tsotra angamba satria tia antssika ANDRIAMANITRA. nahoana izy no atao hoe mahery : satria be fitiava ... tohiny
novalian'i marozevo ny 23/03/2006 00:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5549