Fivavahana, finoana

rabeflorian ( 17/02/2006 10:44)
Manana tetik'asa hitoriana ny filazantsara @ alalan'ny sarimihetsika izahay , ary manofana ny olona vonona ho amin'izany .Koa raha misy liana dia raisina antanandroa. antsohy ny 0331148311. Misaotr... tohiny
novalian'i marozevo ny 23/02/2006 00:29
jimna ( 17/02/2006 03:48)
Ny olona rehetra tsara ve no ho any?... tohiny
novalian'i marozevo ny 23/03/2006 00:28
bichette ( 15/02/2006 10:05)
IITantara 7:14 raha ny oloko izay nantsoina tamin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary... tohiny
novalian'i marozevo ny 17/03/2006 00:55
beza ( 14/02/2006 06:25)
Miarahaba antsika rehetra Mahafaly ahy ny milaza aminareo fa ny faniloradio dia nahazo fiarahamiasa amin'ny RADIO VAOVAO MAHASOA "RVM" Madagasikara, Hisaorana ny Tompo ny fiarahamiasan'ny kristia... tohiny
novalian'i beza ny 20/02/2006 05:47
Fiffi ( 11/02/2006 12:17)
Samy manana ny finohana daholo ny tsirairay. Aty tany lavitra aty aho ary Anglikana nefa dia hatramin'izao dia mbola tsy nahita fiangonana Anglikana @ teny gasy nefa mba te-hiangona mafy. Noho izany d... tohiny
novalian'i marozevo ny 04/04/2006 22:54
miscy ( 09/02/2006 07:58)
Manahoana daholo isika malagasy rehetra... za nahare hoe ho avy any Dago hono ny lakroa an'ny JMJ ary hisy ny JMJ malagasy any Tamatave @ volana Aout toy ny t@ 2004tao Tana... ahoana kay ny programa, ... tohiny
novalian'i marozevo ny 22/02/2006 23:42
zarbi ( 07/02/2006 07:24)
ny llb dia fikambana ny mpiara mamaky ny baiboly isaky ny sabotsy @ 09h hoan ny adolatsento eo antaninarenina no misy azy eo @ totobato mora hita tongava maro... tohiny
novalian'i moi ny 17/02/2006 04:18
jimna ( 07/02/2006 04:21)
fanontaniana goavana mbola betsaka ny manontany anio ka sao dia mitovy hevitra amiko ianareo, de mba zarao ze valiny e... tohiny
novalian'i marozevo ny 05/03/2006 00:46
hery ( 06/02/2006 21:53)
Araka ny fanirian'ny namana vitsivitsy dia natomboka ihany koa ny Tetikasa DIEM izay hametrahana tsikelikely ny Baiboly amin'ny Dikanteny Iombonana ho azo vakiana eto amin'ny Internet. Ny toerana anan... tohiny
novalian'i moi ny 16/02/2006 09:32
hery ( 06/02/2006 08:30)
Manana tetikasa ny hampiditra ny Baiboly Katolika Malagasy ho ao amin'ny baiboly.org izahay koa manao antso avo ho an'ireo namana manana Baiboly Katolika mba hifanampy sy handray anjara. Tsotra ny za... tohiny
novalian'i hery ny 30/03/2006 08:16
jentilisa ( 01/02/2006 14:08)
Asa raha efa henonkenonareo fa nisy gazety tany Danmark namoaka sariitatra momba an'i Muhammad ka nahatezitra ny silamo betsaka ary nisy aza ny nandrahona ny hamono ny talen'ny gazety mihitsy. magazin... tohiny
novalian'i marozevo ny 17/03/2006 01:03
tivinah ( 31/01/2006 12:31)
Mbola maro ny Malagasy tsy mino fa misy Andriamanitra. Aminareo izay efa mpino, inona no mety mahatonga ny olona tsy mino? A... tohiny
novalian'i marozevo ny 02/03/2006 15:47
diamondra27 ( 29/01/2006 16:58)
hono ho'aho mba fantatrareo ve oviana ny mot "satana" no apparut voalohany ao anty baiboly?... tohiny
novalian'i marozevo ny 26/03/2006 01:16
marozevo ( 29/01/2006 00:42)
Offre d’emploi Une grande entreprise de communication spécialisée en mondialisation Cherche : Un électricien pour rétablir le courant entre ceux qui ne se parlent plus Une infirmière pou... tohiny
novalian'i marozevo ny 17/03/2006 01:05
hery ( 26/01/2006 10:37)
Deus Caritas Est... Io no lohatenin'ny taratasy voalohany nosoratan'ny Papa Benoà XVI (na encyclique) izay nivoaka ofisialy omaly 25/01/2005. Ny fehezanteny voalohany dia ilay hoe "Andriamanitra ... tohiny
novalian'i marozevo ny 13/03/2006 00:56
Vahinala ( 25/01/2006 15:36)
Hitako maro isika no liana amin'ny resaka fivavahana ka mba tiako ho fantatra ny hevitrareo mikasika ity : tamin'ny fitrangan'ny attentat ny World Trade Center tamin'ny 2001 dia hita tamin'ny sary en ... tohiny
novalian'i marozevo ny 21/02/2006 01:34
diamondra27 ( 25/01/2006 12:03)
misy fitenin'ny ntaolo manao hoe:" aleo mifanena @ mpamosavy toa izay mifanena @ mpandainga" Efa nisy nahita mpamosavy ve 'nareo? De ahoana no nataony? De araka ny siosio oe misy tokoa io fa de h... tohiny
novalian'i marozevo ny 05/03/2006 15:17
jentilisa ( 25/01/2006 07:31)
Sendra hitako androany ity ry zareo dia aleo izaho no hamoaka azy eto satria zava-misy any Italia izany ity e! http://fr.news.yahoo.com/25012006/202/la-justice-italienne-appelee-se-prononcer-sur-l-ex... tohiny
novalian'i stephan ny 21/02/2006 13:53
lapino ( 24/01/2006 16:32)
666
Ireo karazan-javatra/olona/institutions/entreprises/sns ... ahitana soritra ny isa 666. Ho fampidirana ny resaka dia izao no voalazan'ny baiboly momba azy io: http://baiboly.org/toko.asp?boky=APOKALYP... tohiny
novalian'i Achia ny 31/03/2006 07:44
diamondra27 ( 24/01/2006 00:37)
Izay mahita na mahay ilay didy folo de mba angatahina mba hanoro eto. MISAOTRA Ny fanontaniana mba tiako hampieritreritra antsika dia ity: Moa ve misy fahotana kely sy lehibe izany raha nanota iana... tohiny
novalian'i Veloo ny 30/03/2006 19:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0492