Fivavahana, finoana

Fiffi ( 07/04/2006 20:04)
Nijery vao2 tao @ TF1 20h aho dia naheno an'ity: "Ce n'est pas Judas qui a livré Jésus mais c'est Jésus lui même qui a demandé à Judas de le livrer" Ahoana indray ary io ? nefa dia nomena vola i... tohiny
novalian'i marozevo ny 08/05/2006 15:10
texe ( 06/04/2006 09:27)
isika namana ao anaty serasera ve alo mba tia fivavahana? ary inona moa no ato hoe?mivavaka ilaina ve ny fivavahana eo amin'fianana enao ve r... tohiny
novalian'i marozevo ny 16/05/2006 21:17
texe ( 06/04/2006 08:28)
manahoana alo e! inona no atao hoe finoana? ... tohiny
novalian'i marozevo ny 08/05/2006 15:12
Fiffi ( 06/04/2006 05:46)
"Vovoka no niandohanao ary vovoka no hihafaranao." Raha tena heritreretina sy dinihina ity voalaza io dia maha-lasa saina hiany ny olona mangataka ny hanaovana "L'incinération (crémation)" satria... tohiny
novalian'i marozevo ny 08/05/2006 15:16
LazaRandri ( 05/04/2006 05:30)
Samy mahavita fahagagana na ny olon'Andriamanitra na ny olon'i Satana. Ny iray herin'ny fahazavana moa ny iray herin'ny haizina. [i]"Ahavita fahagagana mihoatra noho izaho ianareo"[/i] hoy i Jesoa.... tohiny
novalian'i jimna ny 15/05/2006 05:49
lapino ( 04/04/2006 22:44)
Tsy teo ambony rano hono no nandeha i Jesosy, fa teo ambony lagilasy. Izany indray no [b]TEORIA[/b] navoakan'ity profesera amerikana, http://go.reuters.com/newsArticle.jhtml?type=scienceNews&storyID=1... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/05/2006 11:01
mandalo ( 04/04/2006 13:06)
maro no mihevitra fa mora ny mandresy ny fakam-panahy.??? amiko dia inoako fa avy amin'ilay ratsy io ary izy no mikendry mandrakriva ny handavo antsika amin'izany; raha ny herintsika irery anefa tsy ... tohiny
novalian'i marozevo ny 10/05/2006 19:19
lemenakely ( 03/04/2006 20:08)
Raha nandinika aho dia mihamahazo vahana ny SECTE ao MADAGASIKARA ao ,tsy hanonona aho hoe iza no secte ary iza no tsy secte sao miteraka polémique ....fa na any @ toerana ambanivohitra tsy ampoizina... tohiny
novalian'i aly ny 01/06/2006 17:21
LazaRandri ( 03/04/2006 02:01)
"Ary Jehovah Andriamanitra nanao hoe: [b]Tsy tsara raha irery ralehilahy[/b]" Jenezy 2:18a... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/05/2006 10:50
xxx ( 31/03/2006 10:41)
Maha lasa saina ahy ry zareo miala tsiny aloha raha misy tafitohina fa zavatra hitako izy ity teto @ tanàna .Nisy olona voan'ny épilepsie na andro be dia sendra hitan'ilay mpiandry dia niantso ny na... tohiny
novalian'i prime ny 26/05/2006 12:28
marozevo ( 30/03/2006 23:00)
Anisan'ny loha hevitra nafàna ny momba ny resaka Sabata, nefa indrisy fa navadiky ny pejy. Tsy fitia te-hifamaly amin'i dadabe sy ry Fiffi akory raha mamerina izany etoana. Manaja ny Sabata : Tafid... tohiny
novalian'i Achia ny 26/05/2006 18:44
Fiffi ( 30/03/2006 09:03)
Mila tsy ho zakan’ireto mpanao hatsikana malaza ny fanomezan-tsiny nataon’ny tompon’andraikitra ao amin’ny fahitalavitra mpandefa ny sangan’asany isan-kariva, mikasika indrindra ny nalefanâ€... tohiny
novalian'i marozevo ny 10/05/2006 19:26
mandalo ( 27/03/2006 16:39)
raha fantantsika io dia ho mety mora ny mandrindra ny fomba fiaina eto amin'ity tany ity... tohiny
novalian'i marozevo ny 10/05/2006 19:28
felampaiso ( 27/03/2006 13:15)
Tena raran'ny Tenin'Andriamanitra ny lainga,tsy tokony ho voafandrika amin'ny fanaovana poisson d'avril ny tena kristiana ka hamoron-dainga isaky ny 01 avril hanaovana ankasomparana ny hafa, tsara rah... tohiny
novalian'i marozevo ny 10/05/2006 19:29
rabeflorian ( 27/03/2006 06:11)
Inona marina no tokony hatao raha te ho voavonjy ka hanana fiainana mandrakizay? Ny soratra masina dia milaza fa ny fahafatesana na fahaverezana mandrakizay no tambin'ny ota ary samy efa nanota avoko... tohiny
novalian'i marozevo ny 10/05/2006 19:31
jentilisa ( 25/03/2006 12:45)
tena fifindrana finoana mihitsy ity fa tsy tsy hoe miova fiangonana. Mety ve ny mamono olona satria nifindra izy? Afaka mamela malalaka ny olona hifindra finoana ve ny mpitari-pivavahana rehetra? Inon... tohiny
novalian'i mijery ny 26/05/2006 12:30
xxx ( 24/03/2006 19:19)
lazaina fa 40 andro ny karemy dia hoe efapolo ny dikan'ny hoe karemy nefa rehefa isaina 47 andro vao tonga ny paska. Iza no afaka manazava?... tohiny
novalian'i marozevo ny 19/04/2006 21:08
beza ( 24/03/2006 07:03)
Miarahaba antsika rehetra indray e! Faly manolotra antsika ny fandalovan'ny tarika Ny ako mandalo eto europe mandritran'ny 3 mois. Raha hijery ny fandahrampotoana rehetra ianao dia ity ny rohy ht... tohiny
novalian'i Zina ny 02/05/2006 18:07
diamondra27 ( 22/03/2006 07:22)
Mba izarao raha misy mahalala ny tantaran'i Estera courageuse sy reine....... tohiny
novalian'i marozevo ny 19/04/2006 21:10
Fiffi ( 14/03/2006 19:51)
tena tsy hitako ry zareo fa be loatra ny halahelo raha mahita an'izao zavatra rehetra mitranga any @ tanindrazantsika izao , ao ny haretina isan-karazany , ny dengue ,ny lèpre , ny chikungunya , ny v... tohiny
novalian'i marozevo ny 10/05/2006 19:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1708