Fivavahana, finoana

majesty ( 08/06/2006 02:58)
Fanontaniana mba ilana valiny kely amintsika rehetra tsy ankanavaka,"[b]Izao tontolo izao ve nisy namorona sa tongatonga ho azy sa efa teo hatry ny elabe[/b]?":?:... tohiny
novalian'i majesty ny 14/06/2006 03:18
ftma ( 04/06/2006 18:32)
Efa mba haiko ihany ny dikan'ny Pentekosta fa ahoana ny hevitrareo amin'ity: Pentekosta = nilatsahan'ny Fanahy Masina: ny fahatongavan'ny Fanahy Masina ao amin'ny tsirairay dia hahafahany mitory na ... tohiny
novalian'i cutie ny 09/06/2006 16:41
boubounezy ( 02/06/2006 17:18)
ANDAO réoull mba anao fivavahana sera2 ho any zé dévoly tsisy tanjoka sy ho any zé mpiady lava eto mba ialanizany a! hihihi^:^... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/06/2006 19:26
rainisalama ( 02/06/2006 07:38)
-Araka ny bouddhisme dia tsy nisy ny fiandohana ary tsy misy fiafaran'izao tontolo izao,noho izany dia tsy misy Andriamanitra namorona.Andro lany fotsiny ny fitediavana hamaly an'io fanontaniana teo a... tohiny
novalian'i Vaika ny 10/06/2006 16:17
lapino ( 02/06/2006 03:54)
Voalaza hono fa hoe misy fanahy ny olona. Mino izany daholo ny karazan'olona rehetra ity, hatrany amin'ny kely maso, mainty sy fotsy ary mena hoditra, na dia samy manana ny fandraisany azy aza. Ny... tohiny
novalian'i cutie ny 15/07/2006 16:36
diamondra27 ( 01/06/2006 09:45)
ho avy tsy ho ela hono.... 6 Juin 2006... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 10:08
majesty ( 01/06/2006 03:15)
Nahita an'ilay lahatsoratra teo ambany aho dia nieritreritra fa mety ho tsara raha mba hanokatra loha-hevitra vaovao somary mifanohitra amin'io nosoratan'i Ralay io,dia izao no fanontaniana tiko hapet... tohiny
novalian'i prime ny 19/06/2006 11:39
LazaRandri ( 31/05/2006 22:20)
1- [u]Ho an'ireo mpino Kristianina[/u]: "Ry rahalahiko, aza dia samy ho mpampianatra be ihany hianareo, satria fantatrareo fa ho mafimafy kokoa no hitsarana anay mpampianatra" Jakoba 3:1 => Tandremo ... tohiny
novalian'i marozevo ny 15/06/2006 23:22
felampaiso ( 31/05/2006 06:56)
Tsy mba isan'ny mpino an'Andriamanitra izy, tsy tiany mihitsy izany hoe mivavaka any am-piangonana izany, raha vao mijery olona andeha hivavaka na avy mivavaka izy dia tezitra sy tafintohina ary indra... tohiny
novalian'i bellla ny 08/06/2006 18:56
Ralay ( 30/05/2006 05:42)
Misy marina ve Andriamanitra fa amiko aloha dia tsy misy izy satria tsy mbola nisy nahita azy sady mbola tsy nisy ireo maty nilaza fa tsara na ratsy any andanitra any ohatra ihany ireo fa misokatra ny... tohiny
Fiffi ( 27/05/2006 21:33)
[b]Mihobia ho an'Andriamanitra ry tany rehetra[/b] Ny tany rehetra hiankohoka eo anatrehanao ka hànkalaza Anao , eny , hàankalaza ny anaranao izy. (salamo faha-66) Ho Choralie mandrakizay an... tohiny
novalian'i Zazabe ny 06/06/2006 01:57
victime101 ( 26/05/2006 15:06)
TOLOKO.. TOMANY sy ratra manenika eto an-tany ka be ireo rendrika rendrika mila vonjy ka miantsoantso hoe: TOMPO O AIZA IANAO? Aleo angamba io hiran'i HERY (ex NJILA) sy NIRY LANTO io no hirain... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/05/2006 04:04
jentilisa ( 26/05/2006 07:02)
Efa nananambady manko izy fa nisaraka dia izao hanamabady fanindroany izao.Ahoana ny hevitrareo amin'io?... tohiny
novalian'i dadabe ny 10/07/2006 21:18
marozevo ( 25/05/2006 07:02)
Anio 25 mai 2006, 40 andro aorian'ny Paka, no anokafana ity loha hevitra ity mba hifampizarantsika indray, hanampy ireo lohahevitra maro efa mandeha eto. Mbola ho avy ny Tompo. Efa tonga Izy, ta... tohiny
novalian'i dadabe ny 09/07/2006 11:31
rabeflorian ( 23/05/2006 12:25)
Maro isika no tsy mahalala na koa mety ho diso hevitra eo amin'izay zavatra tokony han-danja indrindra eo amin'ny fiainantsika.Indraindray dia variana amin'ny ady hevitra tsy misy vokany ka samy mizir... tohiny
novalian'i prime ny 06/06/2006 12:29
LazaRandri ( 23/05/2006 01:10)
Ny vavaka dia resaka atao amin'Andriamanitra. Noho izany tsy ianao irery no miteny ka ilaina koa ny mihaino Azy. Tsy voatery hisy anton-javatra lehibe akory vao mivavaka fa tena ilaina mihitsy ny vava... tohiny
novalian'i prime ny 01/06/2006 11:03
Herimiafina ( 22/05/2006 16:37)
Nahay nanapaka tamin'ny kely ianao, ka indro hanapaka amin'ny be. Teny miverimberina amin'ny sarintsoratra samihafa ao anaty Baibolin'ny Tenin'Andriamanitra. -Aza ariariana fahatany ny harena. T... tohiny
novalian'i prime ny 01/06/2006 09:18
naritsimba ( 17/05/2006 10:16)
Hoy ny zanako raha nanontaniako indray mandeha: Iza ny olona tena atahoranao indrindra? Dia izao ny valiny nomeny : tsy misy atahorako na iza na iza afa-tsy ANDRIAMANITRA ihany. 10 Taona izy amin'io ... tohiny
novalian'i prime ny 01/06/2006 11:10
hery ( 16/05/2006 08:09)
Nofaritan'i Papa Benoà 16 ho diosezy i Moramanga. Moramanga moa dia tao anatin'ny Diosezin'Ambatondrazaka teo aloha. Mgr. Gaetano Di Pierro no eveka voatendry hitantana izany diosezy vaovao izany. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/06/2006 20:23
Fiffi ( 10/05/2006 06:33)
Andriamanitra ô , Hianao no fototry ny fiadanana sady tia fiadanana , ny fahalalana Anao no fiainana mandrakizay , ny fanompoana Anao no fahafahana tanteraka ; Arovy amin'ny fahavalonay rehetra izaha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/05/2006 18:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4346