Fivavahana, finoana

Raberindra ( 06/05/2006 21:26)
Rakotomalala Allain, Mpitandrina ny Fiangonana "Bonne Nouvelle" Paris dia manasa antsika rehetra hiara-hivavaka isaky ny alahady (maraina amin'ny 10 ora sy sasany: amin'ny teny frantsay, hariva amin'n... tohiny
novalian'i marozevo ny 27/06/2006 21:31
lapino ( 06/05/2006 19:59)
[quote=Paoly][b]14[/b] Ary tsy Adama no voafitaka, fa ny vehivavy no voafitaka, ka dia tonga mpanota. [b]15[/b] Nefa hovonjena ihany izy amin'ny fiterahan-jaza, raha maharitra amin'ny finoana sy ny... tohiny
novalian'i Achia ny 23/05/2006 08:21
Herimiafina ( 03/05/2006 21:01)
Hitako hoe endriky ny tsy fahaizana manetry tena ny tsy fahaizana mionona amin'izay takatry ny tena sy ny lainga, ka manalavitra ny zanak'olombelona amin'ny fiadanana. Ohatra: -Mahantra tsy mety m... tohiny
novalian'i prime ny 02/06/2006 08:01
diamondra27 ( 02/05/2006 19:51)
Amin'izao fotoanandro izao dia betsaka ny olona no matahotra. Ao ny matahotra ny ho faty ny ho aviny ny fahasalamàny ny olona akaiky azy sao tsy afaka fanadinana ny ho antitra...... Ao anat... tohiny
novalian'i marozevo ny 22/05/2006 20:36
xxx ( 01/05/2006 07:22)
inona marina no tena dikan'io e? mivavaka alahady ve dia mangalatra akoho alatsinainy sa in:?::?:... tohiny
novalian'i prime ny 23/05/2006 11:53
diamondra27 ( 01/05/2006 05:30)
Mba efa naheno io fanontaniana io ve 'nareo? discutons... tohiny
novalian'i prime ny 01/06/2006 12:44
LazaRandri ( 01/05/2006 01:36)
asa ianareo raha mba namaky an'ilay boky hoe [b]sirach[/b] ao amin'ny [b]apocrypha[/b]? Raha tsy mbola namaky dia aza mamaky fa toy ny "[i]hatsikana sy lalao[/i]" ny ao ary [i]mifanohitra tanteraka[/i... tohiny
novalian'i marozevo ny 10/05/2006 19:00
4mimananelatra ( 27/04/2006 14:41)
Tokony hanao pôlitika ve ny mpanao fivavahana ? faharetany :4 ora coeff: 4 Mazotoa ary e!... tohiny
novalian'i prime ny 02/06/2006 14:52
felampaiso ( 27/04/2006 07:40)
Andriamanitra no nanome ny fiainana mandrakizay ho an'izay mino Azy, izay no tokony hotadidiantsika.Matetika mantsy ny hadalana ataon'ny olombelona-eny fa na dia milaza tena ho kristiana aza izy ireny... tohiny
novalian'i prime ny 22/06/2006 09:49
harilova ( 25/04/2006 18:46)
manompo sampy ve ny manaja ny sari-vongana na sary hafa?... tohiny
novalian'i harilova ny 08/07/2006 05:55
Herimiafina ( 22/04/2006 17:10)
[i]"Raha hanao lanonana fanasana ianao, -dia aoka tsy ny havanao, ny namanao, na ny mpifanolobodirindrina aminao no hasainao, satria ireny ho faly aminao avy eo ka hanasa sy hamerina aminao izay e... tohiny
novalian'i marozevo ny 10/05/2006 19:08
zozefa ( 22/04/2006 05:15)
Lasa ny saiko hoe inona re no mety ho nataoko raha mba anisan'ireo nanatrika ny fanombohana an'i Jesoa teo amin'ny hazo fijaliana aho e? hijoro tamin'ny fahamarinana ve? zany hoe niezaka mba hiaro an... tohiny
novalian'i prime ny 31/05/2006 04:03
zandrikely ( 16/04/2006 18:55)
io no saika nosoratana fa azafady o... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/04/2006 08:35
zandrikely ( 16/04/2006 18:54)
ny fitiavanao ry tompo no naha toy izao anay io fitiavana io tompo o no mampandefitra ahy ahoanany fahazoanareo an'ireo [i]Nahitsin'i lanto[/i]... tohiny
novalian'i marozevo ny 21/05/2006 08:55
Ragadona ( 15/04/2006 21:31)
Tratry ny paka daholo nareo... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/05/2006 07:17
zozefa ( 15/04/2006 06:17)
[b]" Arabaina tratry ny paska 2006, de mirary anao ..."[/b] izany no matetika tenenin'ny oll, ary mahafinaritra aloha ny mihaino azy, fa asa raha nitondra inona marina ho antsika ny paska 2006? ... tohiny
novalian'i marozevo ny 21/05/2006 08:57
rabeflorian ( 13/04/2006 09:19)
Didy lehibe faharoa izany "fitiavana ny namana tahaka ny tena" izany raha ny fanambaran'I Kristy. Ny fanontaniana mipetraka dia hoe: MOA TIA NY TENANTSIKA VA ISIKA? Raha tsy tia ny tenantsika isika di... tohiny
novalian'i marozevo ny 08/05/2006 15:06
Fiffi ( 10/04/2006 09:08)
"Fa izao no nitiavan'Andriamanitra an'izao tontolo izao: Nomeny ny Zanany lahy Tokana , mba tsy ho very izay rehetra mino Azy , fa hanana fiainana mandrakizay" (Jaona 3:16) Noho izao fahatongavan'n... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/04/2006 12:17
xxx ( 08/04/2006 10:02)
Rehefa tsy mari-pototra ny finoana fa mareforefo dia mora misavorovoro. I Matio dia nanoratra fa namono tena i Jodasy, ka inona no mbola hinoana boky voasoratra aman-jato taonany taty aoriana? [i]G... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/04/2006 16:28
Fiffi ( 08/04/2006 08:36)
Dimanche des Rameaux et de la Passion du Seigneur "Ce jour, l'Église entre dans le mystère de son Seigneur crucifié, mis au tombeau et ressuscité, qui par son entrée à Jérusalem a donné le p... tohiny
novalian'i prime ny 31/05/2006 09:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1544