Fivavahana, finoana

soanja ( 10/07/2006 23:48)
Mahavariana ahy fa misy itovizana be dia be amin’ny zavatra eritreretin’I Jiosy ny fomba handraisantsika ny fanahy indrindra ny an'i Prime. Ny antony moa izany matetika dia hitambarantsika aminâ€... tohiny
novalian'i prime ny 01/08/2006 07:21
soanja ( 10/07/2006 22:44)
Sao mba misy mahalala hoe: Inona no fitafy mendrika tian'Andriamanitra hotafiantsika na lehilahy na vehivavy ary azo ampiharina amin'ny toerana rehetra ve io sa miankina amin'ny toeana misy? Raha ar... tohiny
novalian'i prime ny 16/08/2006 12:18
soanja ( 10/07/2006 22:40)
Inona no tokony ataon'ny Kristianina iray amin'ny maha Kristianina azy hanampy ny tsy mitovy finoana aminy hitodika amin'ny hinoany? Ary koa ny inona ny fomba iray hiarovana ny finoanao tsy ho hitsak... tohiny
novalian'i prime ny 19/07/2006 12:40
Mifenty ( 09/07/2006 14:49)
Ndray andro sendra naita andian'olona nivorivory Jesoa dia nanantona. Tsatsa manko ilay makorelina (mpivaro tena mou zany e). Araka ny lalàna anefa dia toraham-bato ny sahaza ny vehivavy toy i... tohiny
novalian'i prime ny 12/07/2006 09:12
soanja ( 08/07/2006 15:53)
Inona no fihevitr'Andriamanitra momba an'io azafady? Resabe mantsy io aty aminay satria nisy Mpampianatra Katolika nanao an'io mantsy taty aminay dia niteraka telo ka nony fantatry ny mpampiasa (ecole... tohiny
novalian'i prime ny 12/07/2006 09:17
JOCH ( 07/07/2006 14:16)
hoy ny tenin'Andriamanitra hoe aza manaraka ny fanaon'izao tontolo izao. Izany hoe ny fanaovana izany de fialana amin'Andriamanitra, izany hoe ota satria ny ota de fandikana ny tenin'Andriamanitra. ... tohiny
novalian'i prime ny 07/08/2006 10:25
soanja ( 07/07/2006 13:25)
Ny Tranon'Andriamanitra Toy izao ny tantaran'i Silamo momba ny Ka'aba: Rehefa nandika ny lalan'Andriamanitra i Adam dia noroahina tao anatin'ilay paradisa ka teny antampon- tendrombohitra ny India ... tohiny
novalian'i prime ny 31/07/2006 14:22
LazaDaddy ( 06/07/2006 03:09)
Mbola averiko indray fa [b]maloto ny politika[/b]. Na franc-macon ny anaran' io na rose croix na fjkm na inona na inona; [b]rehefa politika dia maloto[/b]! hahaha. "Omeko anao izao tontolo izao rah... tohiny
novalian'i prime ny 31/07/2006 14:15
rabaradaka ( 03/07/2006 10:45)
dadatoa a, sendra hitako ity dia mba asio commentaires kely hoe : Les Illuminatis sont des Membres des loges du Grand Orient qui ont été initié dans " L'Ordre et la secte des Illuminatis ". Ils son... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 11:33
rabaradaka ( 03/07/2006 10:39)
Nahaliana ahy ilay fran maçon teo iny ry zareo a, hitanao fa tanavo moa ny tena. Fa misy ifandraisany ve ireto malaza be ireto toy ny lions club, vao tsy ela no teto amintsika ny président internati... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 11:21
ranini ( 30/06/2006 11:15)
aona ny fijerinareo anio fa toa malaza mitsy izy @ secte kely ireny ,moa ireo mpivavaka ao aminy de voambaka tanteraka mitsy.Ireo mpitondra fivavahanna toa lasa metimety daolo ny fianainany noho io fo... tohiny
novalian'i soanja ny 18/07/2006 11:20
soanja ( 30/06/2006 00:50)
Ny Jihad : Mission ary ny Ady Ny Silamo sasany dia mihevitra fa andry faha-6 amin'ny finoana Islam ny ezaka hatao amin'ny anaran'i Allah. Efa nazavaiko moa fa ny Jihad dia ao anaty sy aty ivelany ... tohiny
novalian'i booboo ny 03/07/2006 12:25
soanja ( 30/06/2006 00:20)
Ny Silamo dia mino fa ny zavatra rehetra dia noharian'Atra ary izy no misatra azy ireo koa. Misy fiafarana izao tontolo izao, ny andron'ny fitsanganana amin'ny maty, ny fotoana hitsarana ny olombelona... tohiny
naritsimba ( 29/06/2006 06:11)
Miarahaba antsika rehetra. Ny Tarika HANITRA NENTIN-DRAZANA dia manohy ny fitetezana ireo faritra maro eto Madagasikara. Tarika miezaka ny manao asa fitoriana filazantsara amin'ny alalan'ny hira sy d... tohiny
soanja ( 28/06/2006 22:54)
Mino tokoa ny silamo fa misy ny anjely. Bestaka ry zareo ary manantanetraka ny didin'Atra no ataony. Tsy ambony noho ny olombelona ny anjely satria ny olombelona no cretaion ambony indrindra sady nome... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 10:32
Fiffi ( 28/06/2006 19:15)
Tompokolahy Jean Paul II hono nilaza hoe [b]Ny Lambam-patin'i Jesoa no fitaratry ny evangile[/b] .Nefa ny Vatican tsy mbola nanaiky mihintsy ny "autenticite-ny. Mahalasa saina sy tena mampiheritr... tohiny
novalian'i prime ny 17/07/2006 12:13
rabaradaka ( 28/06/2006 09:54)
Misy ve ny mpaminany sandoka eto Madagasikara ? Iza avy izy ireo ? Taiza no niforonan'izy ireo ? Anti-christ koa ve izy ireo ?... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 10:28
Solitikabe ( 27/06/2006 23:29)
Ia no mba mahalala ny mikasikasy an'io? Andao indray io no hadihadiana eh Iza marina no hiafenan'ny mpikatroka ao anatiny?... tohiny
novalian'i Achia ny 12/08/2006 06:02
soanja ( 26/06/2006 18:17)
Ny Olombelona Ny Islam dia fivavahana fototry ny olombelona ka tsy afa miala amin'ny fivavahana ny olona amin'ny fiainay rehetra. Namboarin'Atra (Allah) hitovy endrika aminy ny olombelona "form" (s... tohiny
novalian'i soanja ny 08/07/2006 00:36
LazaRandri ( 25/06/2006 03:39)
mitsara = [b]mi[/b]-[b]tsara[/b], Inona no mahatonga antsika tsy sahy mananatra am-pitiavana ny rahalahy sy anabavintsika na dia hitantsika aza fa solafaka izy ireny?. Lasa toy ny mpiray tsikombako... tohiny
novalian'i prime ny 08/08/2006 11:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9861