Fivavahana, finoana

zandikely ( 16/09/2006 04:03)
Niteraka resabe na hatezerana amin'ireo firenena silamo ny lahateny nataon'i Pape Benoit XVI raha nanatitratitra ny tsy fiarahana fivavahana sy ny herisetra ary naveriny tao ny phrase nolazain'i emper... tohiny
novalian'i prime ny 10/10/2006 13:34
JOCH ( 14/09/2006 18:55)
Samy manao izay sai-patany ny olona mba ho tonga olomboavonjy fa ny ahy ity misy hafatra avy amin'Andriamanitra ambarako amin'izay mahay mihaino sy mitady an'Andriamanitra. koa mangataka izay mamaky ... tohiny
novalian'i prime ny 05/10/2006 10:17
ANARIM ( 12/09/2006 06:39)
tiako raha misy afaka manambara eto fa efa nahita, niaina, na nitrangana zavatra hafahafa (azon'ody hoy ny fitenintsika mahazatra azy) ka afaka izara amiko ny mety fitrangany, ny vokany, ny fomba naha... tohiny
novalian'i prime ny 20/09/2006 09:09
jimna ( 12/09/2006 05:15)
raha ny Baiboly no vakiana dia milaza fa zanak'Andriamanitra i Jesosy, nefa maro @tsika... tohiny
novalian'i prime ny 06/10/2006 09:59
hery ( 11/09/2006 08:52)
Ho an'izay mpamaky baiboly ao amin'ny baiboly.org http://baiboly.org dia mety ho gaga fa nanomboka androany dia misy "croix" menamena be eo amin'ny toerana hitadiavana toko sy andininy ao amin'ny baib... tohiny
novalian'i prime ny 15/09/2006 13:09
majesty ( 08/09/2006 08:35)
Marobe ny olona no mino fa [b]ny lakroa[/b] dia famantarana ho an'ny kristiana (satria io no nanombohana an'i Jesosy)rehefa nandinika ny baiboly @ dikan-teny samihafa anefa aho dia mahita fa misy mila... tohiny
novalian'i prime ny 10/10/2006 12:27
xxx ( 04/09/2006 13:17)
Inona marina ry modérateur ny tiana holazaina @ rubrique hoe "fivavahana sy finoana" eto @ serasera? Matetika ny tsapako dia raha vao tsy manana firehan-kevitra kristiana no miteny hevitra eto dia... tohiny
novalian'i prime ny 14/09/2006 15:16
majesty ( 04/09/2006 09:27)
Misy ireo olona izay fatra-pandinika fa isaky ny 2000 taona dia misy zavatra miseho foana eto amin'ity zao tontolo izao ity,ohatra nomen-dry zareo tamin'izany: 2000 taona voalohany:safo-dranon'i Noa ... tohiny
novalian'i prime ny 22/09/2006 12:10
LazaDaddy ( 01/09/2006 05:01)
"Koa amin'izany aoka ho tanteraka hianareo toy ny fahatanterahan'ny Rainareo Izay any an-danitra." Matio 5:48 Amin'ny teny Anglisy dia hoe aoka ho [i]masina[/i] ianareo. Tsy filam-boatsiary akory ... tohiny
novalian'i prime ny 22/09/2006 12:01
rabeflorian ( 31/08/2006 10:27)
Faly miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'I Jesoa Kristy. Manana asa lehibe ho fitoriana ny filazantsara izahay ary hatomboka amin'ny fitoriana ho an'ny mpiara mivavaka sy ny iray tanàna izany a... tohiny
novalian'i prime ny 07/09/2006 11:15
bobone ( 30/08/2006 07:53)
:roll:Fa ahona angaha no asiana na rarahana toka gasy na tôka vazaha ny fiara hitondra ny razana halevina rehefa avy natao veloma farany ao am-piangonana.:roll:... tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 11:02
Herimiafina ( 29/08/2006 02:45)
Teny Grika midika "Fisarahana" na "Division". Ary mba inona moa no tena dikan'ny hoe Satanas, Losifera, Belzeboba, sns? Toa mbola marobe ihany mantsy ireo olombelona nofo sy ra no miaramilany, m... tohiny
novalian'i prime ny 04/09/2006 11:08
kelly13 ( 28/08/2006 17:58)
asa ianareo raha nijery secrets d'actualité sur la 6 t@ alina, nisy ilay resaka scientologie sy tom cruise. classée ho secte ny scientologie eto france (ailleurs je ne c pas), donc tiko ho fantatra ... tohiny
novalian'i prime ny 12/09/2006 15:20
boubounezy ( 28/08/2006 09:22)
ary ra mba manao fivoribé ny sera2 aty ampita mba iarahana mivavak'é! oatra mandé any lourde na tsy aiko wé andé aiza na any rome^:^^:^... tohiny
novalian'i prime ny 30/10/2006 12:12
majesty ( 21/08/2006 15:30)
Mba fantatrareo ve fa tara 3taona ntsika eo amin'ny fanisana andro izany hoe raha ny tokony ho izy dia efa 2009 ntsika zao satria ny antony dia izao,efa feno 3taona teo ho eo jesosy araka ny tantara v... tohiny
novalian'i prime ny 11/09/2006 14:40
prime ( 21/08/2006 13:23)
[quote][b]Matio 5:3-12[/b[i]]"[b]3[/b] Sambatra ny malahelo am-panahy;... [b]4[/b] Sambatra ny ory;... [b]5[/b] Sambatra ny malemy fanahy;... [b]6[/b] Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana;... tohiny
novalian'i prime ny 02/11/2006 09:35
LazaDaddy ( 21/08/2006 02:34)
ny *star* hitantsika @ fiainana andavan'andro dia voafetra ho fotoana fohy ihany ny mampalaza sy itiavan'ny olona azy. Fa ny *star* mandrakizay dia voalazan'i Daniela: [i]Ary izay hendry dia hamira... tohiny
novalian'i prime ny 10/10/2006 12:20
ravakamalala ( 18/08/2006 09:17)
amin ny teny frantsay , maninona no "tutoyer-na" Andriamanitra rehfa manao Rainay izay any andanitra, nefa i Masina Maria "vouvouyer-na" amin ny "Je vous salue Marie"? :?:... tohiny
novalian'i prime ny 31/08/2006 13:41
LazaDaddy ( 18/08/2006 01:41)
Misy fomba samihafa ny famakiantsika Baiboly. Ohatra vitsy ireto (Jaona 14:14-15) [u]ohatra 1:[/u] [b][color=red]Raha mangataka[/color][/b] zavatra amiko amin'ny anarako [b][color=red]hianareo[/co... tohiny
novalian'i prime ny 24/08/2006 08:49
bmw307 ( 17/08/2006 23:29)
io korintiana faII toko fa 13 andininy fa 13 ka hatr@ 18 io no mba hilako fanazavana fa tsiazoko.... tohiny
novalian'i prime ny 18/09/2006 11:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2219