Fivavahana, finoana

majesty ( 21/11/2006 05:05)
Aleo mba hanofy kely aho androany,nofiko hoe lasa tahaka an'i tsimiandravola daholo ny olona rehetra eto an-tany,tsy misy mivavaka satria tsy misy Atra,samy afaka manao izay tiany atao satria tsy misy... tohiny
novalian'i prime ny 04/12/2006 10:55
LazaDaddy ( 21/11/2006 02:49)
Nanontany ilay namana be vava iray izay teto hoe "Iza ianareo no manana demonia?" dia tezitra sy "romotra" ny ankamaroantsika. Marihiko fa fanontaniana no napetrany fa tsy fanendrikendrehana. Io fa... tohiny
novalian'i prime ny 24/11/2006 09:13
capricorne ( 20/11/2006 12:30)
mba mangataka an'izay mahita logo momba ny fankalazana jobily... tohiny
novalian'i prime ny 29/11/2006 10:16
kitjo ( 20/11/2006 12:24)
Mba asio maso ange ty fa mampieritreritra ihany! le tapany voalohany http://www.youtube.com/watch?v=ickwMlicjks... tohiny
novalian'i prime ny 28/11/2006 12:55
Fiffi ( 19/11/2006 18:07)
Ho avy tsy ho ela ny Noely . Hisy indray ny "veillée pénitentielle" na koa hatao hoe "sacrement du pardon" Ahoana ny fahitanareo ny fibebahana miaraka ? zany hoe : -Misy taratasy zaraina @ tsi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/12/2006 21:16
LazaDaddy ( 17/11/2006 23:10)
[size=14]Aiza ny hendry? Aiza ny mpanora-dalàna? Aiza ny mpiady hevitra avy amin'izao tontolo izao? Tsy nampodin'Andriamanitra ho fahadalana va ny fahendren'izao tontolo izao? Fa satria, na dia naseh... tohiny
novalian'i prime ny 27/11/2006 12:30
tsimiandravola ( 17/11/2006 15:35)
Vao teo aho no nanasohaso fa misy tolérence kokoa eto amin'ny serasera.org miohatra amin'ny any ankafa.Tsy tapitapitr'izay tsy hitako ilay hevitra nasosako.Explication???... tohiny
novalian'i prime ny 24/11/2006 08:55
majesty ( 16/11/2006 12:01)
Misy tovovavy mbola tanora zay eo akaikinay eo,ngamba eo ho eo amin'ny 27 taona eo ho eo izy,manana mpanampy izy ka ny mahasarika ny manodidina dia ny fahatezan'ny mpanampin'ity tovovavy ity fa dia sa... tohiny
novalian'i Achia ny 15/12/2006 18:08
isaka ( 15/11/2006 05:43)
HAFATRA HO AN’IZAO TONTOLO IZAO HO RINGANA TSY HO ELA NY FIVAVAHAN-DISO! Inona no atao hoe fivavahan-diso? Ahoana no handringanana azy io? Inona no ho vokatr’izany eo aminao? Inona no ... tohiny
novalian'i prime ny 13/12/2006 10:13
xxx ( 14/11/2006 17:24)
Izaho "homo", vita fanamasinana tany ampiangonana kristiana(canada). Inona no mbola antony hanenjehanan ny sasany anay?... tohiny
novalian'i cutie ny 15/12/2006 21:31
tianne ( 13/11/2006 06:44)
Sao mba misy afaka manampy mahita "tantaran'i Jesoa" lalaovina amin'ny Noely, na site mety ahitana azy, dia misaotra mialoha e.(tantara teny gasy a). ... tohiny
novalian'i prime ny 28/11/2006 12:44
xxx ( 09/11/2006 23:33)
Rehefa namaky ny sasany amin'ny voalaza ao amin'ny site n'i Tsimiandravola ( http://www.geocities.com/tsinisijesoa/setrimpandavana.html )aho dia manamafy fa [u]NA misy aza andriamanitra[/u] dia mazava... tohiny
novalian'i prime ny 27/11/2006 12:30
LazaDaddy ( 07/11/2006 23:36)
Hoy i Jesosy: [i]"Ho avy faingana aho amin'ny andro sy ora tsy ampoizinareo"[/i] (Daddy translation) => Raha mahatsapa tena fa Kristianina isika dia mino izany teniny izany ary miambina sy mivavaka... tohiny
novalian'i prime ny 27/11/2006 12:11
eisy ( 07/11/2006 06:02)
sao de misy manana ny sarin'ny fiangonana FJKM Ankadimbahoaka ianareo ilaikomaika be azafady o ... tohiny
novalian'i prime ny 08/11/2006 11:20
linarako2 ( 06/11/2006 16:06)
Misy sary tsangambato iray ao Roma izay an'i Petera ka nolazain-dry zareo fa izy no Pope voalohany ka tonga miankohoka amin'ny daholo ny olona, indrindra ny vatican sy ny Pope. Araka ny finoan'ny sasa... tohiny
novalian'i prime ny 27/11/2006 11:25
jobala ( 05/11/2006 14:17)
Iza no mety ho afaka manazava ny atao hoe [i]reformation[/i]? "[b]Herinandron'ny reformasiona eto bira..."[/b]... tohiny
novalian'i prime ny 22/11/2006 10:21
jampela ( 04/11/2006 16:57)
Ankamantatra ô!ô!ô! Fa maninona ary no lazain'ny olona fa lava volo i Jesoa???... tohiny
novalian'i prime ny 22/11/2006 10:03
xxx ( 02/11/2006 17:54)
Amin'izao fotoana fifidianana izao dia tafiditra an'isany mandray anjara amin'ny firotsahana hirotsaka ho fidiana ny pasitera.Nisy boky nosoratan'i nenilava fa amin'ny andro farany dia an'isany ho voa... tohiny
novalian'i prime ny 28/11/2006 12:10
rakaroka ( 02/11/2006 17:27)
Eto amin'ny takelaka fivavahana sy finoana isika! fiheverako tokony ho "sommet" tokony resahina eto tsy i Jesoa ihany na Bouddha, sns... Fa misy an'i "Amma" koa! Fa maninona no i Amma? Satria ny t... tohiny
novalian'i prime ny 13/12/2006 10:44
ann ( 02/11/2006 10:43)
Mandeha tokoa ny eritreritra ary lasa koa ny fijery fa toa tsy azo ary tsy tsapako mihintsy hoe: inona ny maha samihafa ny testameta vao2 sy taloha ,efa niezaka aho nanotany olona ny mikasika an'io fa... tohiny
novalian'i prime ny 10/11/2006 13:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4067