Fivavahana, finoana

niryna ( 15/12/2006 16:32)
Isika tsirairay avy dia nomen\'ATra fahasoavana.Misy ny nomeny iray ary misy nomeny maro.Ahoana no ampiasaina izany amin\'ny fiainana andavan\'andro? Fanontaniana hoe inona no talentanao ary ahoana no... tohiny
novalian'i xxx ny 12/01/2007 15:48
salmo ( 14/12/2006 10:40)
Malgache: Aza matahotra; fa, indro, milaza teny soa mahafaly aminareo aho, dia fifaliana lehibe izay ho an'ny olona rehetra; fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanan'i Davida, dia Kristy Tomp... tohiny
novalian'i niryna ny 23/12/2006 04:27
nikopol ( 14/12/2006 07:25)
Ny taratry ny maraina no tokony hanaitra miandalana ny zava-mananaina rehetra araky ny lojikin’ny fahasalamana voajanahary. Hazakazaka madinika, fikarakarana alika kely na zava-maniry fanao an-tr... tohiny
novalian'i prime ny 15/12/2006 11:50
jimna ( 14/12/2006 05:49)
avy aiza ny daty 25 decembre izay lazaina fa nahaterahan'i Jesosy Kristy tô tsy hita ao anaty Baiboly manko izy io mba afaka manome valiny marimpototra ve? ... tohiny
novalian'i booboo ny 19/12/2006 17:12
kitjo ( 13/12/2006 18:07)
Mba henoy ange ity hira ity e! http://www.madagascar-info.net/radiofahazavana/show_categorie.php?ID_CATEG=1 d le ery ambany indrindra oe "clip evanjelika"... tohiny
novalian'i cutie ny 09/01/2007 15:48
kitjo ( 13/12/2006 10:18)
Misy Aga Khan koa ngaha any Dago? sendra hitako t@ forum hafa manko misy olona manondro toerana sady Antsirabe dia oe :teo ampitan'ny AgaKhan" dia gaga aho oe hay misy koa any?... tohiny
niryna ( 13/12/2006 07:06)
Amin\'izao andro ankalazan-tsika ny nahaterahan\'i Jesosy izao dia mety mahaliana ny mahafantatra ny fahagagana nataony talohan\'ny nialany teto an-tany.Mba afaka hitantara anay ve ianao e!... tohiny
novalian'i niryna ny 06/01/2007 03:07
tommykyle ( 11/12/2006 09:43)
Manao ahoana daholo tompoko! izaho manoratra eto dia mpino ny Ray Zanaka ary Fanahy Masina. Tsy tiako tsindriana be loatra ny fiangonako satria sao ho lasa sakana ho anao ny hamaky izay ho lazaiko sy ... tohiny
novalian'i tommykyle ny 17/12/2006 14:25
vista ( 11/12/2006 09:15)
Manaona daholo, Io fiangonana io raha ny henoko dia tsy manao Krismasy hono araka ilay soratra ao @ Koritiana II 5:16 Koa dia tsy mahalala olona intsony araka ny nofo isika; eny, na dia nahafantatra ... tohiny
novalian'i prime ny 15/12/2006 13:46
niryna ( 10/12/2006 22:33)
Fony mbola kely aho dia nisy fiangonana iray nanangona vola, volamena sy ny rojon\'ny olona tao am-piangonana.Rehefa votom-pinoana ny olona dia naname ity pasitera ny harena izay natao hoe am-pahafolo... tohiny
novalian'i niryna ny 05/01/2007 16:30
niryna ( 09/12/2006 06:21)
Mino sy matoky isika fa mamaly vavaka Andriamanitra amin\'ny fotoana izay tiany sy izay mahasoa antsika. Misy anefa ny mailaka na urgent.Nisy amintsika ireo ve sendra zava-doza, olon-dratsy, nifanena... tohiny
novalian'i dailynews ny 15/12/2006 16:47
jhouhlambout ( 07/12/2006 13:33)
Avez-vous jamais, alors que vous vous croyiez complètement éveillé, ressenti la nette impression de voir un être vivant ou un objet inanimé, ou d'être touché par lui, ou d'entendre une voix, im... tohiny
niryna ( 06/12/2006 07:03)
Maro ireo naman-tsika miroaroa ny sainy rehefa sendra ny patsa iray tsy omby vava.Mba afaka ny hijoro ho vavolombelona ve ianao fa mamaly vavaka Atra? Na taminao izany,na namana na olom-pantatra? Tant... tohiny
novalian'i prime ny 03/01/2007 10:37
beza ( 04/12/2006 10:07)
Ity misy filazana krismasy hafakely, hiarahan'ny fiangoanana malagasy samihafa eny Annemasse sy ny manodidina. Mahafinaritra ny tahaka izao fa tsy ankijery finoana ny fanakalazana ny Noely , noely ir... tohiny
novalian'i tywa68 ny 05/12/2006 09:26
majesty ( 04/12/2006 06:38)
Anisan'ny boky manana ny lazany koa io "taratasin'i Screwtape" io izay nosoratan'i C.S LEWIS.Miresaka ny hafatra izay nosoratan'ny demony zokiny anakiray antsoina hoe SCREWTAPE ho an'ny demony zandrin... tohiny
soanja ( 03/12/2006 20:03)
Mba te hametraka ity lohahevitra ity aho noho ny fahitako ny mahasarotiny antsika amin'ny finoan'ny hafa. Ny Safidy no teotra na zavatra iray nomen'Andriamanitra antsika hampiavaka antsika amin'ny z... tohiny
novalian'i tywa68 ny 08/12/2006 10:13
niryna ( 03/12/2006 07:36)
Raha kristiana isika dia efa mahafantatra ny tantara ao anaty baibolin-tsika. Misy ireo mino ny fisian\'Atra sy jesosy Kristy fa manana ny finoany hafa,andriamanitra hafa tsy telo izay iray no hivavah... tohiny
novalian'i niryna ny 01/01/2007 21:13
niryna ( 03/12/2006 07:30)
Tamin\'ny mbola zaza isika dia noentin\'ny RAR natao batisa tao am-piangonana.Lehibe isika izao moa ve ianao mino fa mila atao batisa ao anaty rano na eny amoron-drano na ao am-piangonana ,miroboka ao... tohiny
novalian'i razaa ny 09/12/2012 23:53
niryna ( 02/12/2006 06:27)
Ho avy ity ny andro HANKALAZANA NY NAHATERAHAN\'I JESOSY(THE BIRTH OF JESUS),manao hazon\'ny noely mitantara ny nahaterahan\'i Kristy any am-piangonana ny ankizy. Manao sasakalina sy mandray kominio h... tohiny
xxx ( 02/12/2006 03:06)
Mino sa tsy mino? Hazavao... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5866