Aga Khan!!
1. kitjo
(
13/12/2006 10:18)
Misy Aga Khan koa ngaha any Dago?
sendra hitako t@ forum hafa manko misy olona manondro toerana sady Antsirabe dia oe :teo ampitan'ny AgaKhan" dia gaga aho oe hay misy koa any?
sendra hitako t@ forum hafa manko misy olona manondro toerana sady Antsirabe dia oe :teo ampitan'ny AgaKhan" dia gaga aho oe hay misy koa any?
novalian'i Rasiligaoma ny 26/12/2006 08:15
5. ikaretsaka
(
13/12/2006 15:09)
inona moa no tsy misy any dago
toa efa henoko iofa resaka silamo izay ko.. maro ihany ireo "karana" silamo ao @ tanana ka tsy hay intsony
toa efa henoko iofa resaka silamo izay ko.. maro ihany ireo "karana" silamo ao @ tanana ka tsy hay intsony
6. kitjo
(
13/12/2006 15:14)
HHmmm...
mahavariana!
sady matanjaka be izy ireo eran-tany an!
fiffi> fikambanana niala avy t@ silamo akia an..fa samy hafa ny fototra ijoroany izao ary manana prince sns arahina ry zareo h@ zao
Aga Khan IV, izao no lehibendry zareo, any aminareo any Frantsa any izy...
Fa ry zareo mihinan-kisoa..hihihihi

7. kally
(
13/12/2006 16:02)
Tsa hitan-droky tokao angaha ny misy ny Aga Khan ao Antsirabe, efa ela be efa hatramin'izay mbola kely aza ilay izy no teo.Ery akaikin'ny Niavo ery izy, alohann'y hahatongavana any tokoa ve moa iny lalana iny? Raha eo @ kavbary dia mahitsy foana ohatry ny hoe hidina ho any Andranomaimbo, toa tsa haiko koa ny manoro azy izany anga kah!
8. kitjo
(
13/12/2006 18:05)
marna ra mbola hitako zany ka kally
mety nataoko oe mpivarotra quincaillerie ko zany ngamb ara hitako t@ mbola kely...hiihhih
mety nataoko oe mpivarotra quincaillerie ko zany ngamb ara hitako t@ mbola kely...hiihhih
10. tyuiop
(
14/12/2006 01:00)
Tena mahavarina ahy mhntsy zany famalinareo azy zany fa za ndry mihevitra hoe " akanga tendakanina zany sa ahoana ry reto an! tena sarobaliana zany teny zany
11. patrick2002
(
14/12/2006 01:39)
Misy Aga Khan tokoa any Dago ,Karana no hafantarantsika azy, fa tsy ny karana rehetra ah!
misy karazany 4 ny karana ao Dago, dia karana ilay.
-mivavaka eny ankorondrano Kojha no anarany.(islam)
-mivavaka eny @ route digue akaiky ny castello motel (islam)
-Ny karana hindoue vegetarien.
-karana Aga Khan eo andohany Analakely ny mosqué-ny eo akaiky ny Tailleur Gilbert Rakotomanana. i tompokolahy Karmaly izao ao antsirabe ao aminareo ao dia finoana Aga Khan.

12. cutie
(
14/12/2006 02:02)
Mpandefa : tyuiop [ Valio ] 14-12-2006 02:00:22
Lohateny : Re : Aga Khan!!
Tena mahavarina ahy mhntsy zany famalinareo azy zany fa za ndry mihevitra hoe " akanga tendakanina zany sa ahoana ry reto an! tena sarobaliana zany teny zany
:-D:-D:-D:-D
13. kitjo
(
14/12/2006 02:18)
hay?
Misaotra an'i patrick fa feno tanteraka ny fanazavana.
hay ve Aga Khan io e?
Ary noheveriko ho silamo le tsotra....
Toa misy silamo ho an'ny Pakistani sy ho an'ny indiana koa aza hono ao dago
Dia mbola misy koa ho an'ny mahantra sy manan-karena..tsy haiko daholo ny fizarazarany!

14. kally
(
14/12/2006 07:54)
Kitjo a! hitan-droky ve aloha ny photo tsssik? avy any angamba no mora hanoroana azy, avy eo amin'ny phto tssikk eo androky , ato an-kavanan-droky izy izany a! dia mandeha mahitsy androky, dia tonga ery amin'ilay sampanana : ny iray midina mankany amin'ny lalana Andranomaimbo aty ankavia( misy mpanao volo eo), ny iray ohatry ny ho any @ loterana, dia mihodina ohatry ny ho any @ loterana androky, manisa trano iray sa roa aty ankavanan-droky ihany, dia tamboho fotsy be izy, mihidy be ilay vavahady fa rehefa fotoana fivavahan-dry zareo vao hita hoe misy zavatra ao, fa na izany aza misoratra eo @ ilay rindrina hoe Aga Khan, toa ery am-pita misy mpanao bisikileta raha tsy diso aho.Hitan-droky ve e?:lol:
15. kitjo
(
14/12/2006 13:39)
ito vy zany yyyy??sa le aty amoron-dalana?
io manko zao le akiray d mifanojo @ fiangonana Loterana aty ambadika...
Fa raha tsy diso aako toa misy moske akiray ko avy aty @ arabe lazaindroky io tafo maintso2..dia refa tsary io @ sary io zany d le akiray!

16. kally
(
14/12/2006 17:58)
Toa tsary io ilay izy kah! sa vy narodany ilay trano teo akaiky?Ilay iray no izy kah! eo amoron'ny arabe izy fa ny lokon'ny tafony indray aza tsy tadidiko kah!:lol:
19. ikaretsaka
(
23/12/2006 03:29)
tsy hay intsony ny ratsy sy tsara koa ange ny olana e
samy miteny aby hoe ny azy no tsara
samy miteny aby hoe ny azy no tsara