Fivavahana, finoana

xxx ( 22/01/2007 05:45)
\"New Age adherents held hands in thousands of locations throughout the world, meditating, and chanting, all to \'spiritually\' move the world into the New World Order, and to \'spiritually\' prepare ... tohiny
novalian'i cutie ny 27/01/2007 01:17
jhouhlambout ( 21/01/2007 21:22)
Ndao mba asiana vavaka kely ato é. Dia afaka mametraka vavaka daholo izay té hametraka.... tohiny
novalian'i cutie ny 26/01/2007 16:06
niryna ( 21/01/2007 06:11)
Anjarantsika RAR no mitaiza sy mikolokolo ny ankizy ho voataiza ara-pivavahana,ka isika ihany koa no modely arahiny ao amin'ny fiainana amin'ny maha kristianina.Ny fiangonana ,ny fianarana soratra mas... tohiny
novalian'i prime ny 22/01/2007 09:43
patrick2002 ( 21/01/2007 00:11)
Hono aho mba ahoana ny tenin'Andriamanitra momba ny lainga ,Misy tokoa ve ny Lainga masina sa ,mba teny gasy fotsiny io... tohiny
novalian'i ndrena ny 31/01/2007 08:28
Fiffi ( 20/01/2007 16:36)
Eo @ fiainana kristiana de mino ny olona fa ampy azy ny fivavahana , ampy azy ny fandehanana miangona ampy azy ny maha-kristiana azy ampy azy ny famakiana ny Baiboly ampy azy izany rehetra zany sa... tohiny
novalian'i prime ny 22/01/2007 10:23
bazylou ( 19/01/2007 22:34)
mpaminany sandoka ann!! aza dia mibanjina baiboly na dia efa akaiky aza ny farany fa mba jereo koa ny fiainanao sy ny manodididna ... tohiny
novalian'i Zina ny 30/01/2007 18:17
niryna ( 19/01/2007 21:19)
Andao isika hamaky baiboly kely androany fa tsy hijery TV e :P:P:P Misy fomba hitovizany sy hifandraisany ireo voalaza anarana eo ambony ireo.Vakio ny Gen:20. Inona no toetra hitovizany :?:... tohiny
novalian'i prime ny 30/01/2007 12:30
xxx ( 19/01/2007 17:41)
"..one powerful group of elitists in society has already chosen the book it insists is the most horrible and dangerous book on the planet. This influential group is now mounting an all-out campaign to... tohiny
novalian'i prime ny 22/01/2007 12:07
niryna ( 18/01/2007 06:43)
Mifanohitra ny sain'Atra sy ny sain-tsika zanany ka izay zavatra teneniny na asiany ataon-tsika dia tsy manao izany isika,izay zavatra rarany antsika tsy hatao kosa anefa dia vao maika isika mikiry ma... tohiny
novalian'i prime ny 23/01/2007 09:39
mbelotavao ( 17/01/2007 03:53)
Tsy takatry ny saina ny halalin’ny fitiavana natolotr’ Atra ahy sy ianao , raha nanolotra ny zanany ho vonoina teo @ hazo fijaliana Izy ; ho famonjena ahy sy ianao ; ho afaka @ ziogan’ny fahot... tohiny
novalian'i Zina ny 06/02/2007 19:41
LazaDaddy ( 15/01/2007 04:54)
Tena gaga aho rey olona noho ny tranga hitako tato ho ato. Ny olona tafasiry amiko rehetra dia fantariko foana aloha na mino an'i Kristy na tsia, mba ahaizako miresaka aminy araka ny tokony ho izy. ... tohiny
novalian'i prime ny 22/01/2007 12:51
niryna ( 12/01/2007 20:14)
Misy ny fifaliana sy ny fandriampahalemana aty amiko, sy ny hoe aza matahotra fa homba anao mandrakariva aho.Raha ohatra isika ka manankina sy miaraka amin'i jesosy.Kanefa indray hoy izy tsy tonga han... tohiny
novalian'i prime ny 24/01/2007 12:59
niryna ( 12/01/2007 20:07)
Raha atao hoe izay olona manaraka an'i kristy ka manaraka ny teniny ahoana no ...... Inona no hinoantsika ary maninona isika no mino? Raha miteny izy hoe izaho ao aminy izy ao amiko,ka raha tsy min... tohiny
novalian'i prime ny 01/02/2007 08:26
niryna ( 11/01/2007 18:21)
Indraindray misy toroteny mampidera antsika an\'Atra ka manangana ny voninahiny isika mihogahoga, na mandoalika, manandratra ny tanantsika ho avo dia avo.Misy anefa fotoana mampitomany ilay izy,inona ... tohiny
novalian'i Zina ny 30/01/2007 19:22
rakaroka ( 11/01/2007 11:32)
Sao misy mahay ny tonony miaraka @ accord?... Dia misaotra mialoha... Toa iny hira iny no [b]mahamanina[/b] nampahatsiahivin'i Pissoa:("Hoy ilay hira tiako be izay (tsy haiko raha tadidin'i Soanja :... tohiny
novalian'i pissoa ny 14/01/2007 16:51
LazaDaddy ( 10/01/2007 01:52)
misy manana an'io tononkira io sy tondrom-peo gitara ve azafady? Mba tiako adika @ teny vahiny mantsy ka dia misaotra mialoha. Raha ho any an-danitra isika Hijoro eo amin'ny fitsarana ... Tsy ... tohiny
novalian'i prime ny 12/01/2007 10:45
niryna ( 09/01/2007 18:44)
Ireo zavatra telo ireo no saika mianjady amin\'ny fiainantsika isan\'andro.Misy vahaolana anefa mety hialana aminy.Alefaso ary ny dinika sy ny tafa fa tena liana izahay indrindra ny taona ity vaovao i... tohiny
novalian'i niryna ny 20/01/2007 05:12
Fiffi ( 09/01/2007 07:46)
Raha jerena ny "calendrier Liturgique" dia hita fa tena maro tokoa ny zava-mitranga arahina mandritrin'ny taona ......saingy maharaka an'ireo ve isika ? Sao mba misy afaka manazava hoe inona marina ... tohiny
novalian'i niryna ny 14/01/2007 19:43
niryna ( 07/01/2007 05:21)
Teny mazava be io notenenin'ny tompo io.Raha marary isika hoy izy dia manantona ny diakonina sy ny olon'Atra hivavaka ,hanasitrana. Fa raha misy roa na telo ihany koa mangataka zvtra @ny anaraka dia e... tohiny
novalian'i prime ny 30/01/2007 12:14
soanja ( 06/01/2007 19:22)
Andao horesahintsika amim-pahendrena ity resaka ity. Possible ve io? zany hoe possible moa fa hoe maharitra ve? Kristianina vontom-pinoana no resahiko an. Ilay vontom-pinoana moa samy manana ny azy f... tohiny
novalian'i laalah ny 26/01/2007 13:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3945