Fivavahana, finoana

LazaDaddy ( 29/01/2007 23:34)
Nandeha nanarato "crabes" aho tamin'iny alina iny saingy varian-dresaka sy nandinika ilay kaomety (raomantika :-D ). Vokany dia tsy nahazo afa-tsy "crabe" iray (1) fotsiny nandritry ny alina iray mano... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 31/01/2007 23:28
diamondra27 ( 29/01/2007 19:00)
pourquoi on pose des questionS bizzare?... tohiny
novalian'i cutie ny 02/02/2007 22:17
niryna ( 29/01/2007 05:44)
HOY IANAO "Tsy marina izany" HOY NY TOMPO " Moa misy zavatra tsy ho vitako va?" HOY IANAO "Tsy afaka ny hizotra aho" HOY NY TOMPO "Ny fahasoavako dia feno." HOY IANAO "Mahatsiaro irery aho... tohiny
novalian'i prime ny 23/02/2007 14:38
xxx ( 29/01/2007 02:36)
Iza ny vadin'i kaina???... tohiny
novalian'i niryna ny 06/02/2007 07:56
xxx ( 29/01/2007 00:30)
La question nous pose: Pourqoui on vit, pourqoui on meurt???... tohiny
novalian'i prime ny 01/02/2007 11:07
niryna ( 27/01/2007 07:34)
Raha nanaraka ny baiboly Gen 20 isika ka namaky ny hevitry ny namana dia mety nahita irika kely ihany hamaliana azy.Raha toa ka ny hevitra nomena fotsiny no vakiana ary tonga dia valiana dia mety sahi... tohiny
novalian'i prime ny 07/02/2007 07:13
bazylou ( 27/01/2007 00:34)
tena fiantsiana ady amin'ny katolika mihitsy iny nanaovana perquisitionnt tranon'ny mpitondra ny finoana katolika tao fianarantsoa iny ann!!... tohiny
novalian'i Zina ny 29/01/2007 22:25
xxx ( 26/01/2007 04:18)
Fa maninona ny resaka fanabeazana aizana tsy eken ny katolika? misy tenin Atra ve entina hanohanana io hevitra io fa izaho tsy mahafantatra. ... tohiny
novalian'i cutie ny 22/02/2007 03:07
rakaroka ( 25/01/2007 17:43)
Jereo rubrique fitiavana!... tohiny
novalian'i rakaroka ny 31/01/2007 18:17
xxx ( 25/01/2007 16:11)
"Mibebaha hianareo; fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra" MATIO 3:2 "- Tompoko, inona no mety hataoko, mba hovonjena aho? - Minoa an'i Jesosy Tompo, dia hovonjena hianao sy ny ankohonanao." Asa ... tohiny
novalian'i niryna ny 02/02/2007 23:13
niryna ( 25/01/2007 07:37)
'How are you going to get to Heaven? Jaona 14:6 manambara antsika. Hoy Jesosy taminy:"Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana,Tsy misy olona mankany amin'ny Ray afa tsy amiko." Ohabolana 16:25... tohiny
novalian'i cutie ny 20/02/2007 16:50
majesty ( 25/01/2007 06:19)
Hono ho ah e,azo eritreretina ve indray andro any ny hisian'ny boite de nuit évangelique satria raha mandinika ntsika dia toa mangalatahaka ny fanao eo @ fiaraha monina izany ny fiangonana ankehitrin... tohiny
niryna ( 24/01/2007 07:35)
Nomen'Atra ny fara sy dimby ireto mpivady ka faly toy izany.Tsy nidilana akory ny iray volana dia narary ity zaza ka notenenin'ny mpitsabo fa nanao izay farahery izy,tsy misy intsony ny alanenina.:cry... tohiny
novalian'i niryna ny 01/02/2007 06:32
naritsimba ( 24/01/2007 05:35)
Miarahaba antsika namana rehetra. Betsaka ary maro tsy tambo ho isaina na dia azo atao aza ny lohahevitra sy dinika nandeha sy mbola handeha eto @ ity sehatra ity. Ny zavatra voamariko dia betsaka... tohiny
niryna ( 23/01/2007 16:16)
Ny fandriana fa tsy ny fiadanana.Bed but not rest. Ny trano fa tsy ny fodiana .A house but not a home. Ny fanafody fa tsy ny fahasalamana.Medicine but not health. Ny fahafinaretana fa tsy ny hafali... tohiny
novalian'i niryna ny 29/01/2007 05:32
xxx ( 23/01/2007 15:03)
olo-mpatatra maty noho ny homamiadana. tsy nanaiky ny fiakams-ny ny hitsaboana azy (chimio) fa sitran'ny fivavahana hono! kinanjo généralisé ny cancer, izay vao nihazakazaka tany amin'ny hosto etc.... tohiny
novalian'i Zina ny 30/01/2007 18:08
naritsimba ( 23/01/2007 11:01)
Ho antsika izay liana sy mitady fiaraha-miasa na fikambanana miankina na tsy miankina @ fiangonana, ho anareo izay mitady mpikabary na koa te-hianatra kabary dia jereo eto ambany. http://www.zoara-... tohiny
novalian'i prime ny 23/01/2007 15:04
LazaDaddy ( 23/01/2007 08:57)
ahoana ny voalazan'ny Tenin'Andriamanitra momba ny fianianana? Somary nitsiky kely aho mantsy nahita tao @ gazety hoe niniana t@ razana sy t@ Andriamanitra ny filohan'ny fikambanan'ny lehilahy FJKM... tohiny
novalian'i prime ny 29/01/2007 15:28
niryna ( 23/01/2007 07:35)
Efa niresaka ny herin'Atra sy ny herin'ny devoly ihany isika teo aloha.Mba azonao hazavaina ve ny mahasamihfa ireo na mampitovy ireo. Misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i niryna ny 28/01/2007 07:22
LazaDaddy ( 23/01/2007 03:38)
Ny andinin-tsoratra masina tian'ny mpitsabo nify indrindra dia ao @ Salamo 81:10, tapany farany. Saika apetrako eto fa aleo samy hikaroka. Mampahatsiahy ny tahotro mpitsabo nify taloha =))... tohiny
novalian'i xxx ny 08/02/2007 14:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6802