Fivavahana, finoana

Rasiligaoma ( 28/02/2007 22:32)
Fa ahoana tokoa ny "kristianina sasany" rehefa liberal ianao na tsy mitovy fisainana sy foto kevitra aminy dia tonga dia tsarainy ho "antikrista"? dia rehefa anontaniana izy hoe kristianina inona ... tohiny
novalian'i niryna ny 14/03/2007 05:11
niryna ( 28/02/2007 16:58)
Mitsangana hamotika ,handrava ,hanasavoritaka ny finoantsika ireo anti-krista ato amin'ny serasera.Tazomy ny finoanao,jereo ny fahasoavana nomen'Atra anao.Tano,sakeleho,aza manaiky ny hisavoritaka ny ... tohiny
novalian'i niryna ny 21/03/2007 04:53
xl ( 28/02/2007 13:12)
novalian'i fijo ny 08/03/2007 00:05
hery ( 28/02/2007 10:29)
Tadidiko ny tenin'ilay mpampianatra anay izay P. Gabriele Navone (sady navoakany boky) hoe Ny vavaka dia Tolona fa tsy Sento. Ny finoana dia tsy resabe hoe tena nisy ve Adama sy Eva, na hoe firy ny fa... tohiny
novalian'i cutie ny 04/03/2007 23:11
rakaroka ( 28/02/2007 10:12)
Noresahina t@ France 2 omaly fa hitan'ny manam-pahaizana ny fasana nilevenan'i Jesoa sy Maria sy Josefa, en faite fasam-pianankaviana dia nisoratra tao ny anaran-drizareo ireo, dia noanalysén-drizare... tohiny
novalian'i prime ny 19/03/2007 07:27
LazaDaddy ( 27/02/2007 23:54)
Matetika dia [iniana] afangaro ny [u]naha-olona[/u] sy [u]maha-Andriamanitra[/u] an'i Jesoa. Anisan'izany ny fitenenana hoe "Renin'Andriamanitra" i Maria. Ny mety loza aterak'io dia fanompoana sy f... tohiny
niryna ( 27/02/2007 07:58)
Inona no atao hoe [u]"Bokin'ny Fiainana" na Book of life[/u]? Inona no mety hitranga raha tsy voasoratra ao ny anaranao? Ahoana no mahatonga ny anaranao ho voasoratra ao anatin' ny Bokin'ny ... tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 04:14
Salut ( 26/02/2007 13:32)
Maro ireo olona tsy mino ny FISIAN'ANDRIAMANITRA intsony ankehitriny. Ka ho azy ireo indrindra no ametrahana ity fanontaniana ity: [center]RAHA TSY MISY ANDRIAMANITRA DIA AVY AIZA IZAO REHETRA IZAO?[... tohiny
novalian'i naej ny 20/03/2007 10:09
Mandefitra ( 26/02/2007 13:25)
Hitako tao @ net http://www.santorosario.net/francais/gloires5.htm Ka mahalasa saina ahy : Le Père Contenson soutient la même doctrine ; il explique en ce sens les paroles adressées par Jésus du... tohiny
soanja ( 25/02/2007 05:54)
Hono hoy aho raha ohatra ve ka misy olona iray manana paiso sy paoma ary voankazo be de be ao an-tokotaniny, de masaka be ireo nefa tsy hohaniny fa jereny fotsiny ary lo ampitoerana eo satria izy tsy ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/03/2007 07:48
rakaroka ( 24/02/2007 22:29)
"Mon Dieu!,je suis tellement occupé à vous regarder que je crains d'en oublier de mourir (ou vivre?)!... Ahoana ary izany?...... tohiny
novalian'i rakaroka ny 04/03/2007 13:17
fijo ( 23/02/2007 23:45)
ny mpino kritsianina dia mino ,fa hisy ny "fara andro"ary dia hoavy kritsy hitsara ny olona. raisiko ary ilay hevitra tary ambadika tary. isika rehetra dia mahalala fa io kristy io,dia taty aorian'... tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 03:38
xxx ( 23/02/2007 18:40)
Manahoana daholo isika ato, aiza ry zareo no misy fiangonana evangelique eto @ île de france? Misaotra @ listra ! lol... tohiny
novalian'i xxx ny 24/02/2007 16:14
xxx ( 23/02/2007 18:21)
O ry zavavy a (na zalahy aza tsy maninona), aiza no misy an'ireny fiangonana evangélique ireny eto Paris? na région parisienne? izay mba tena bebe olona ireny fa tsy ilay fiangonana vao miforona ako... tohiny
novalian'i xxx ny 24/02/2007 19:21
niryna ( 23/02/2007 06:59)
Mba afaka hanazavana ny namana eto ve isika ny hoe Ray sy Zanaka ary Fanahy masina dia telo izay iray? Misaotra mialoha niryna :D ... tohiny
novalian'i prime ny 15/03/2007 13:24
saho ( 22/02/2007 14:39)
Mandalina ary aza mitsahatra mivavaka ianao Vakio Epistily voalohany ho an 'ny Tesaloniana... Tesaloniana voalohany antoko 1 sy antoko 2 antoko 3:Fiarahabana ny Tesaloniana, sy ny fisaorana an... tohiny
niryna ( 22/02/2007 07:19)
Efa noresahintsika teo fa noho ny fahotana dia nazeran'Atra ety an-tany niaraka ny anjely maro dia maro izay nanara-dia azy Satana.Ary dia nampiasa ny miaramilany izy nandripaka sy nanimba ny fianan'n... tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 03:33
naritsimba ( 22/02/2007 05:55)
« Fa tahaka ny inona no hanoharako ity taranaka ity? Tahaka ny ankizy madinika mipetraka eny an-tsena izy, izay miantso ny namany ka manao hoe: » (Matio 11:16) « Efa nitsoka sodina taminareo izaha... tohiny
Mandefitra ( 22/02/2007 05:15)
Matio 3 13 Ary tamin'izay Jesosy dia avy tany Galilia ka tonga teo amoron'i Jordana, dia nanatona an'i Jaona Izy mba hataony batisa. 14 Fa Jaona nandà Azy ka nanao hoe : Izaho no tokony hataonao ba... tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 03:28
niryna ( 21/02/2007 07:45)
Raha mieritreritra dia misy fiandohany daholo ny zavatra rehetra ary ity fahotana resahina isan'andro ity taiza no nanomboka ary ahoana no fandehany? Iza no nitarika azy? Arosoy ary ny resaka!:D... tohiny
novalian'i prime ny 13/03/2007 13:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3717