Fivavahana, finoana

tsimiandravola ( 19/03/2007 21:21)
Annnée 1520: Déclaration du pape Léon X (1475 à 1521) : "On sait de temps immémorial combien cette fable de Jésus-Christ a été profitable à nous et à nos proches." [Quantum nobis nostrisque ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/03/2007 19:21
niryna ( 19/03/2007 15:15)
Mba misy afaka ny hanaza ny namana ve eto ny maha samy faha ireo na mifanampy ireo na hoe iza no atao batisa amin'ny rano ary ahoana indray ilay batisa amin'ny fanahy masina? (l)niryna... tohiny
novalian'i Zina ny 21/03/2007 17:02
saho ( 18/03/2007 18:04)
Mba misy mahay ny baiboly @ teny allemand ve ato? Tiako ho fantatra @ teny malagasy ireto mpaminany boky testamenta taloha ireto ary koa mba omeko an'ireo izay liana te hamaky: Daniel momba ny Nof... tohiny
novalian'i cutie ny 20/03/2007 12:13
tsiafoi1 ( 18/03/2007 10:56)
Efa nosainintsika ve, Nahoana no misy karazam-pivavahana, indrindra ho an'ny kristianisme, nefa Andriamanitra iray ihany ?... tohiny
novalian'i lapino ny 23/03/2007 17:11
rakaroka ( 18/03/2007 08:39)
Lasalasa ry 'reto ny saiko mikasika ny "toa tendance" "suffisance" izany! ny sasany mi-se suffir @ baiboly, ny hafa "coran",sns, ny Européen @ samy Euro,sns... Nisy faritra atsy Sôvy moa dia noro... tohiny
novalian'i rakaroka ny 21/03/2007 22:47
xxx ( 17/03/2007 07:46)
Isaia 66/17 Izay manamasina sy manadio ny tenany ho ao antanimboly ka manaraka ny iray ao afovoany ary mihinana ny henankisoa sy ny zava-betaveta ary ny totozy dia hiaraka ho levona avokoa hoy Jehova ... tohiny
novalian'i bimanoa ny 20/03/2007 05:41
niryna ( 17/03/2007 00:35)
Maro dia maro no antony mahatonga ny olona tsy hamaky baiboly,mba afaka milaza izay antony ve ianao. Alefaso ary ny resaka fa izay tsy fenonareo ihezahako ho fenoina.:roll::?::cry: Mazoto ary (l)nir... tohiny
novalian'i prime ny 03/04/2007 07:36
tsimiandravola ( 16/03/2007 22:15)
-Ny Kristianna dia ampirisihan'ny Baiboly mba tsy "hivaky loha":ohatra hoe raha hivahiny dia tsy mitondra kitapombola;ny fitafiana sy ny hohanina dia mandeha ho azy satria na ny lisy aza dia tsara aka... tohiny
xxx ( 16/03/2007 21:30)
Betsaka ny olona milaza oe any ampiangonana tsy tokony hisy fanahy ratsy hiasa , ny kristianina tokony hanana ho masina foana na aiza na aiza toerana misy azy , ny pasteur tokony ho mendrika araky ny ... tohiny
novalian'i prime ny 19/03/2007 11:21
nikopol ( 16/03/2007 08:19)
Ny zavatra anisan'ny nahamarika ahy, dia tamin'i Papa Jean Paul II niahona tamin'ilay bandy nikatsaka ny hamono azy iny. Tony dia tony ny endriny, ary mbola feno fitiavana sy compréhension teny amin'... tohiny
simplex ( 15/03/2007 22:01)
adihevitra momba an'i satana: * misy fiangonana na eglizy na tsy haiko ze mety ho anarany an'i satana ve? * misy baiboly kely misy ny doctrine na constitution fondamentale, misy ny fampianarana... tohiny
novalian'i prime ny 19/03/2007 09:48
pissoa ( 15/03/2007 07:02)
Miarahaba ! Mba andikao an'io izay afaka azafady o ! Tononkiran'i (Tsy tadidiko), fa ilay [i]Nodiovin'i Kristy[/i] ny isan'ny sasinkira ! [i]Mientanentana ravo amin'ny Tompo aho, Ny fanahiko fa... tohiny
Fiffi ( 14/03/2007 16:09)
Nahalasa ny heritreritro ireto fanontaniana hitako ireto : 1. Afaka ho vonjena ve isika raha tsisy ny batisa? 2. Midika inona ny “batisa”? a) Fianianana? b) Fafy rano? c) Finoana?... tohiny
novalian'i niryna ny 22/03/2007 16:27
LazaDaddy ( 14/03/2007 06:13)
Vitao am-pitiavana ny "adidy" dia "akombony ny vava". :) "Raha hoy Izaho amin'ny ratsy fanahy: Ho faty tokoa ianao! ary tsy mananatra azy ianao, na miteny hananatra ny ratsy fanahy, hialany amin'ny... tohiny
novalian'i prime ny 23/03/2007 14:28
niryna ( 13/03/2007 16:58)
Maninona tokoa ny olona sasany no tsy mety mamela mihitsy e8O.Raha tazomina ao am-po ao foana ny zavatra nataon'ny olona ahy na ianao dia inona no tombotsoa? Mety tsy nahatadidy ilay nataony taminao ... tohiny
novalian'i niryna ny 17/03/2007 05:38
lapino ( 13/03/2007 16:24)
Fa maninona ? Heveriko fa tsara, raha ankinina amin'ny andinin-tsoratra masina mifandray aminy ny fihevitra manoloana zavatra iray. Ny antony dia satria noho izay voasoratra ao ihany. [quote=II T... tohiny
novalian'i prime ny 23/03/2007 11:06
hery ( 13/03/2007 14:16)
Misy endrika fanalam-baraka ankolaka ihany eto amin'ny dinika Fivavahana sy Finoana rehefa misy resaka hoe Pretra sy Relijiozy tsy manambady. Tsy ny Pretra sy Relijiozy resahina no tiako lazaina eto f... tohiny
LazaDaddy ( 13/03/2007 05:48)
Mahonena ny mahita ny resaka ataon’ny sasany any @ dinika hafa any fa feno fialonana, fankahalana, fanompoan-tsampy sy fahavetavetana (na fankatoavana ireo). Kanefa rehefa eto @ resaka fivavahana sy... tohiny
novalian'i prime ny 27/03/2007 06:59
niryna ( 12/03/2007 16:43)
Mety hanontany tena ianao hoe inona tokony no antony andanianareo andro hamakiana ny baiboly?Mety hanana fisalasalana koa ianao na izaho noho ny fiainana izay mahakivy indraindray.Aza kivy fa mody ven... tohiny
novalian'i niryna ny 17/03/2007 06:22
nikopol ( 12/03/2007 12:59)
Tsy mifanohitra amin'ny maha kristianina ve ny fanavakavahan-bolotongotra? ... tohiny
novalian'i prime ny 23/03/2007 06:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3272