Fivavahana, finoana

lapino ( 12/04/2007 08:01)
Betsaka ihany angamba ny ohatra an'ah, tia hira (na dia tsy mahay mihira aza); isan'ny mahafinaritra mihitsy koa ny fiderana an'Andriamanitra. Kanefa : Toa ny hain-teny amin'ny tononkira, ny feon-... tohiny
pissoa ( 11/04/2007 17:47)
[Tsy somonga ity fa hita tetsy sy teroa fotsiny an :-D:-D:-D] - Rehefa misy loza mahazo an'i xxx1 dia lazainy fa "Fitsapan'Andriamanitra", fa rehefa misy ratsy mitranga amin'i xxx2 dia lazain'i xxx... tohiny
ikaretsaka ( 11/04/2007 15:46)
Ahoana marina isika ity e? Izao mantsy Tsy maka lavitra aho fa eto madagasikara fotsiny: Raha any amin'iny faritra betsileo sy zafindraony sy ambanivohitra vakinakaratra iny ianao no mivavaka ... tohiny
novalian'i prime ny 10/05/2007 11:11
LazaDaddy ( 11/04/2007 07:01)
1) "[i]Ary ravehivavy dia nitafy [u]lamba volomparasy[/u] sy jaky ary niravaka volamena sy vato soa ary pèrila sady nitana [u]kapoaka volamena[/u] teny an-tànany, feno zava-betaveta, dia ny zava-mal... tohiny
majesty ( 11/04/2007 05:08)
Nahita an'le loha-hevitra nataon'i bbnzy,dia saika hamaly an'io fa mba manana fahalalana kely momba an'io chiffre 666 io kanefa mety ho azoko antoka fa betsaka no tsy ahazaka ny tena heviny io ka hoy ... tohiny
nathie86 ( 10/04/2007 08:56)
Miarahaba antsika reetra. @nareo manankevitra ambara :mety hisy ve ny fanekena fahatelo?? Ny fiainan'ny zanak'olombelona mantsy toa miha ratsy andro aman'alina. ... tohiny
simplex ( 09/04/2007 16:03)
nanao sipa ve i Jesoa e? :) in no tena dikan'ny le hoe nanao ny fombafomba n'olombelona rehetra i Jesoa? mikapa sy mikaly ihany sa misy zavatra hafa? :P... tohiny
novalian'i cutie ny 11/04/2007 23:56
diamondra27 ( 08/04/2007 22:20)
http://www.dailymotion.com/related/2350682/video/x1fvmc_allo-telephone ahoana ny andraisanareo azy?... tohiny
novalian'i nathie86 ny 13/04/2007 09:16
hery ( 08/04/2007 08:44)
Tolotry ny Paka ho an'ny Katolika indrindra indrindra ny fisokafana ofisialin'ny takelaka [url=http://katolika.org]katolika.org[/url] izay hahitana resaka manodidina ny finoana katolika. Ireo fanontan... tohiny
novalian'i cutie ny 12/04/2007 21:25
xxx ( 07/04/2007 08:09)
Ny mba tena mahalasa ny eritreritra dia hoe tena maty ny zoma dia nifoa alahady marina ve i Kristy , fa raha nanisa aho toa tsy mahafeno 3 andro sy 3 alina akory io , ka ndeha hiara-mikaroka mba hitom... tohiny
novalian'i raval ny 23/04/2007 13:53
fijo ( 06/04/2007 21:33)
mba jereo nareo mpivavaka ny vokadratsin'io finoana io any filipina sy ny karazany iny izao. misy olona homboina,ny sasany mandratra tena.de mbola hoavy koa ny inona????... tohiny
novalian'i cutie ny 03/05/2007 22:11
rakaroka ( 06/04/2007 21:20)
Isan'ny "état de Dieu" tsy azoko mihitsy ny hoe natolotra ho sorona ny zanany! Tena marina e.N'inn n'inn fahotan'ny olombelona raha Izy koa no nanao hoe "aza mamono olona!" tsy tokony iala avy Amin... tohiny
novalian'i prime ny 17/04/2007 14:00
boubounezy ( 06/04/2007 19:01)
itako fa maro bé ny oull mahay baiboly ato ka mba atoroy anah réoull ny lalana tokony aleako fa mbola tena tsy aiko mintsy wé aiza na dé maita iany aza za wé mila araina ny ao @ baiboly. nisy tor... tohiny
tsimiandravola ( 05/04/2007 19:29)
-Ny NT ihany dia efa ahafahaka manamporofo an'izany dia ho hitantsika tsikelikely eto izany... tohiny
novalian'i Salut ny 10/04/2007 13:18
pimaso ( 05/04/2007 11:58)
Certain affirme que la faute revient à l'eglise catho, c'est faux l'etat cherche, ou quelque partie politique un bouc emmissaire de leur faiblesse, 24 % des Malgaches sont Catholiques 80 % des Mal... tohiny
novalian'i prime ny 07/04/2007 06:53
rakaroka ( 04/04/2007 05:44)
Miodina teo @ resaka "secte" ny resaka farany izao eto @ "serasera" no asahiko miresaka ity "message" vao hitako androany ity! Mba tiako ho hitan'ny mpisera sy hamantarana ny heviny fotsiny: jereo et... tohiny
novalian'i rakaroka ny 11/04/2007 21:53
boubounezy ( 03/04/2007 12:20)
666
iza ndray ary no mba afaka manazava anah io resaka chiffres satry mantsy wé io no atao wé la marque de la bête. ka mba efa naeno oull niresaka io iany za fa tena tsy azoko mintsy lé izy fa otrany ... tohiny
novalian'i prime ny 07/04/2007 06:43
Fiffi ( 03/04/2007 08:51)
[img]http://img72.imageshack.us/img72/1941/564d44414e75aa52664ede5bs2.jpg[/img] Vita iny ny "rameaux [i]l'entrée de Jésus à Jérusalem et le jour eschatologique ou l'humanité entrera définitiv... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/04/2007 07:44
boubounezy ( 02/04/2007 21:46)
ny iza no atao wé secta @ reto? KATOLIKA PROTESTANT BAHIA EVANGELIQUE ASEMBLEE DE DIEU PENTECOTISTE ADVENTISTE JESOSY MAMONJY PENTEKOTISTA JESOSY MAMONJY FIAINANA AO @ KRISTY ARAMPILAZANTS... tohiny
novalian'i imboa ny 27/04/2007 13:30
simplex ( 02/04/2007 12:19)
ratsy nga ny sekta e ? :P... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.0586